teny vary amin'anana

1. sitlo ( 18/04/2009 11:37)
Tary hoy aho nisy ramatoa voan'ny aksidanté fa emoraide izany an!
2. booboo ( 18/04/2009 11:39)
:-D :-D :-D
3. vale ( 18/04/2009 12:43)
:-D :-D :-D tsy ratsy indray iny!! lol!
4. kotobekibo ( 24/04/2009 20:57)
sitlo:

Tary hoy aho nisy ramatoa voan'ny aksidanté fa emoraide izany an!


koa tsy voa b ve ny battue moral-n'ilay ramatoa @ izany rehetra izany ?
:-D :-D :-D
5. ikaretsaka ( 25/04/2009 01:19)
Tena " tonnE" be za ka sao miakatra "attention" @ zany eo ka tapaka eo ny "nerveux" ko an .
Ary ela miha "intelizansa" tato ho ato an

Ary efa ao anaty "kiraro table" ve sitlo?

De vaky ve ny "fitara- brizy" n'izany tombil zany? So de le an'ny "antoka prise" n'ilay karana le
6. Stretch ( 27/04/2009 19:34)
=)) =))
coupé mahintsy ny tsinaiko
efa tena intelizansa marina mintsy nareo
aleo klou asina en boara ary am frigôzidera


aksidanté . . . . emoraide

ambany be mahintsy ny bati moral

=)) =))
7. ni81 ( 27/04/2009 20:22)
Nandray tônabil "espesial" maintsiny aho mba ahitako zay zava-miseho! :-D :-D
8. ikaretsaka ( 27/04/2009 22:23)
ni> taraiky be ndroky fa efa nalaina t@ "Balansa" teo izy de nentiny tany @ "Ampital"
"andefaso "karatoa post'alina" izy e!
9. ni81 ( 28/04/2009 11:15)
Dia tena taraiky tokotrany aho ry Ika! Ary t@ "blakara" mihitsy izany no nobataina fa tsy afaka nandeha?
10. ktsif ( 28/04/2009 11:23)
Amin'izany ilay mpibata marary nilaozany nihinana aorta ny an'le iray amiboara de ny an'le ray amipô
11. ni81 ( 28/04/2009 11:24)
:lol: :lol: :lol: :lol:
12. ikaretsaka ( 28/04/2009 23:50)
ie.. le "fermiere" masika be iny no nibata azy t@ "blancard"
13. mmmhh ( 29/04/2009 08:14)
reraka be le "fermiere" de nomeko "aorta taboara",
14. RABEGASY ( 29/04/2009 09:28)
de ambilansa "tayota" iny ve no nitondra azy?
15. ktsif ( 29/04/2009 13:44)
12. Mpandefa : mmmhh [ Valio ] 29-04-2009 10:14:43
Lohateny : Re : teny vary amin'anana
reraka be le "fermiere" de nomeko "aorta taboara",

aôna moa le fermière no tsy ho reraka fa efa noteneniko hoe "aza micourir vite fa sao dia mi tomber ka blessé ny genoux!" mbola nanao ihany
16. fahamarinana ( 29/04/2009 14:25)
:arrow: njekaikyo !misy raha latera an ! :-D :-D
17. ikaretsaka ( 29/04/2009 16:20)
le am "balansa" ohatran'ny "katsansenki briky" iny ka!
hitanareo le edasoferany otran manao "jim De levee" sy "Juste encore" iny foana!
Ao akaikinay ry zareo ro mitoetra: de manana alika "chien Bernard" ngezabe izay!
18. ni81 ( 29/04/2009 17:17)
:-D :-D
19. Stretch ( 03/05/2009 18:44)
le edisôfera manao zistankôro miantona eo ambony pôrtabangazy miaraka am lé alika chien bernary allmand :)
20. sitlo ( 03/05/2009 23:05)
Eo akaikin'ilay kitapo mangamanga :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4369