teny vary amin'anana

21. artefy ( 05/05/2009 09:53)
ze ve fer te pipi metress
22. mmmhh ( 05/05/2009 14:20)
Tena "arriver drapeau" mintsy zah @ toetran'i Ranona fa demain ny fete , de androany izy vao nanatitra "inviter" ho anay, hoe "invitation" any @ ndry zareo hono zahay.
23. Koditra ( 06/05/2009 20:19)
Efa nopenséko mitsy io invitantion io, ilfaut tsy maintsy makany ihany rapitso mazavament.
24. xxx ( 07/05/2009 10:11)
ka nareo ange tsy niprevenir mialoha e!
25. RATOVOARY ( 07/05/2009 12:11)
Don't korapaka fa endrasinay ze tara e! too le mondy ne bozy pli rah tsy kômpilé ny avà.
26. mmmhh ( 07/05/2009 14:17)
Somary en retard kely zahay @ le "invitE" an, vao nahavita volo manko zah nefa la pluie tombe tsitaikitaikiment de mbola mialoka, sinon alaivo aty an-trano @ tomabil zah,
27. artefy ( 08/05/2009 10:13)
ka kobon'i toi ihany lazoky fa ny route mankany aminareo ange sekondera be e... tsy aleon i toi mankeny anjanomanalina de eny alaiko am vam mbola mirilllllllll beu!de am zay koa sika sy toi mirevy café au lait misy ronono klony vao miaps mankany am le invitén dry zalah reny
28. fahamarinana ( 08/05/2009 10:24)
:arrow: :-D :-D inona daholo ry zareo zao fiteny zao a ! :D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1357