Hatsikana sy lalao

bazylou ( 26/08/2008 23:41)
bandy tsy mifanary mihitsy ry zalahy ireo na aiza na aiza :-D :-D ... tohiny
novalian'i asjhio ny 17/11/2008 06:05
bazylou ( 23/08/2008 20:39)
HOno ho aho, inona kay no tianareo, tsy nahay nampirina sa tsy nahay namalona e??? :wink: ... tohiny
Njainjai ( 23/08/2008 05:02)
be lotra le sujet d tsita tsony z ovaliana sy maliana fa andao rangah asina fanalan'azy a. hevitra arahana tononkalo le izy d tsy manin ze lazaina fa refa miady rima fotsin d efa izy e oh B lotra le... tohiny
novalian'i Njainjai ny 04/09/2008 10:46
endrika01 ( 23/08/2008 04:12)
Refa lay misy fahoriana iny,ka miady any le faty na razana lay fianakms.Inona no hevitra hitany namana fa mety?Nenah ny itako,sasahana mitovy de samy manana ny azy.Amizay tsisy miadiady tsotry! :-P:-D... tohiny
novalian'i endrika01 ny 24/08/2008 10:08
bazylou ( 22/08/2008 00:18)
ilay lena mipetraka sa ilay lena mitsangana ?? :-P :-P :-P ... tohiny
novalian'i Stretch ny 25/08/2008 19:53
Bita ( 21/08/2008 11:07)
Raha tsy tianao hitambatra (madity ny vary) rehefa mahandro azy dia ataonao ahoana ny mahandro azy?... tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/08/2008 03:43
RATOVOARY ( 20/08/2008 05:31)
Sendra nitsidika blaogy-n'ny iray aho de lasa ny eritreritro hoe ndao hoe andramana atao endrika lalao le izy. Toy izao zany no fandehany : Kajikajio arakaraky ny taona niainanao sy ny fatra laninao ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/08/2008 03:56
ratonga ( 17/08/2008 16:58)
http://www.dailymotion.com/playlist/xex8x_lopo007_21h/video/x2bd22_justepourrire-v1_fun http://www.dailymotion.com/playlist/xex8x_lopo007_21h/video/x1ijtf_juste-pour-rire_fun... tohiny
novalian'i dadabe ny 21/08/2008 16:31
bazylou ( 16/08/2008 21:15)
misena be ato an!! marina moa e :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/08/2008 20:12
Bita ( 16/08/2008 14:16)
Nahoana ary Michael no nandeha namoha varavarana? Adikao @ teny frantsay io dia mora aminareo ny valiny saingy mety @ teny gasy koa...... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/08/2008 20:13
ralek ( 14/08/2008 18:58)
kilalao mahafinaritra io, mampiditra anarana eo ampita (TAPE ICI) dia raikitra. Tsy mandany fotoana fa minitra vitsy monja. tsy aiko na fantarareo io. betsaka ianareo dia voa may tsara. http://khub... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/08/2008 20:15
dadabe ( 13/08/2008 16:40)
:-D [u]Jereo eto[/u]... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/08/2008 20:10
lazounet ( 13/08/2008 08:36)
Rehefa mba misy fotoana iny dia mba miresadresaka izy roa mpifankatia: - Raha mba fantatrao moa ny zavatra nahazo ahy ry malala. - fa naninona ianao ry chéri ? - Ehhh! tena tratran'... tohiny
RATOVOARY ( 12/08/2008 05:09)
Misy olona telo mianaka ireto : 1° Dadaben'i Lita 2° Dadan'i Lita 3° Lita Tafaraka izy telo mianaka ka handeha trano fisakafoanana anakiray. Rehefa nanontany azy ilay mpandroso sakafo hoe firy ... tohiny
novalian'i Bita ny 16/08/2008 14:09
bazylou ( 12/08/2008 01:16)
distim, comtim, depute tim; vahoaka tim; timtim , vady tim, vo.. tim , kaly tim, honoris causa tim , athlete tim, senatera tim, bref any timland tokoa isika izao!! :-D :-P ... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 12/08/2008 05:23
neo83 ( 11/08/2008 10:26)
Teraka telo le ramatoa, ny iray no zokiny indrindra, d ny iray no zandriny indrindra. iza ary le faha-2 ze maalala.... tohiny
novalian'i ni81 ny 11/08/2008 13:56
ni81 ( 11/08/2008 10:10)
Samy ni-style zany ry zareo dia ny an'ny amerika aloha no ni-style voalohany. "Any aminay tony be dia be " sady nodakany tany anaty rano lé baril- na pétrole. Dia ny frantsay indray "Any aminay iton... tohiny
novalian'i caprio ny 13/09/2008 19:46
kalazagasy ( 10/08/2008 09:46)
Tretriky ny hafaliana ity ramatoa iray. Tsy naharitra izy fa dia nizara an'izany hafaliany izany t@ namany no sady jejo ery : Hanao aròzazy aki izahay a. Fa misy inona ? Afaka t@ toaka ny zanako ... tohiny
novalian'i jbin ny 11/08/2008 11:04
Zozoro ( 09/08/2008 20:05)
Rehefa tsy hita nandritra ny telo andro rangahy fa tany ivelany tany dia nody ihany, naterin'ity namany. Vao tonga tao an-trano anefa dia velona ny adin'izy mivady ka nampitangorona ny olona. Ny marai... tohiny
novalian'i ainaheri ny 10/08/2008 09:57
sff ( 09/08/2008 06:41)
- Somary very tadidy aho dokotera - Nanomboka ohaviana izany? - Tsy tadidiko ! http://tianamix.free.fr/forum/blagueshumour/index.php?action=view&topicid=22 :-D :-D ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 10/08/2008 21:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1617