Hatsikana sy lalao
RATOVOARY
(
07/08/2008 06:53)
Maro ireo teny mitovy ny fanoratra azy nefa samy manana ny heviny.
Oh:
Mamahana ( tsindri-peo eo @ "a faharoa " ) = manome sakafo, sns....
Mamahana ( tsindri-peo eo @ "a fahatelo " ) = mamporisika ...
suite
répondu par Bethebest le 29/08/2008 09:05
Bocassa
(
06/08/2008 16:03)
Niresaka ireto mpivady...
-Ramatoa: loza ane ny nanjo anah t@ maraina e
-Rangah: fa ahoana?
-Ramatoa: nisy jiolahy tafiaraka tamiko tao anaty ascenseur de hoy izy mantsy anah woe: "inona no tinao, ...
suite
répondu par nacl le 09/08/2008 11:18
Zozoro
(
06/08/2008 08:55)
Ny valin'ny minijupe amin'ny teny japonais dia izao:
RADUKUTAKAMATé,
raha vakiana amin'ny teny frantsay dia hoe:
ras du cul t'as qu'à mater.
Amin'ny teny gasy dia efa fa...
suite
répondu par Kapistra le 12/08/2008 16:00
kallie
(
06/08/2008 00:22)
tsy aiko oe aiza no asina anty fanontanina ty fa ra misy afaka manazava ny oe ina sy aôna ny fanaovana ny kilalao "kiombiomby" nareo azafady fa ts mety maita za ;-) ...
suite
répondu par tsiambaratelo le 24/09/2008 16:43
Zozoro
(
05/08/2008 12:14)
Ankamantatra hafa kely indray ity :
Inona no dikan'ny MINIJUPE amin'ny teny japonais ??? :-D :-D :-D Omeko ny valiny rehefa avy eo....
suite
répondu par malalatinasoa le 05/08/2008 23:30
Zozoro
(
05/08/2008 10:42)
Ny valin'ilay ankamantatra hoe : atsipitsipin'ny mahantra anefa ataon'ny mpanakarena ampaosy dia : LELO ary tena marina ny fanazavan'i SHOAN. Betsaka no nahita ny valiny BRAVO !!!!
...
suite
répondu par Zozoro le 06/08/2008 09:04
jbin
(
05/08/2008 06:23)
Indray andro hono nisy asiatika iray nanambady vaza (frantsay), vao mpivady vao ry zareo. Ny olana de tsy nahay miteny frantsay mintsy le ramatoa nefa ry zareo nipetraka tany Parisy. Na izany aza anef...
suite
répondu par Bita le 16/08/2008 13:54
Zozoro
(
04/08/2008 08:24)
Inona ary izany : Atsipitsipin'ny mahantra nefa ataon'ny mpanakarena am-paosy ?
:lol: (omeko ny valiny rahampitso)....
suite
répondu par SHOAN le 05/08/2008 13:07
jbin
(
04/08/2008 06:49)
Nisy accident teny ambohipo ny asabotsy teo. Gaga ty rangahy iray fa ze joba avy nahita le accident de mitomany daholo no mikiakiaka hoe maty ravorondolo e, vehivavy zany efa tsy latsaky ny dimampolo....
suite
répondu par SHOAN le 04/08/2008 21:27
naughtyboy
(
03/08/2008 17:19)
http://www.youtube.com/watch?v=hboPd9GzJxg# miaiky tena pro le bandy ato ty kah na ny pra aza manofa anlery ampianatra azy isambotra mpisam :-D :-D ...
suite
répondu par Bita le 16/08/2008 13:48
Zozoro
(
02/08/2008 07:41)
Niditra tao an-trano i Lira kely, efa sampotra ery, dia hoy izy tamin-dreniny :
- Neny â! mankanesa , hono, i neny any amin'i bebe .
-Fa misy inona ? Izy irery angaha no ao ?
- An an , ao i Banou...
suite
répondu par SHOAN le 04/08/2008 21:28
Xp
(
02/08/2008 07:08)
fonosy sase :lol: :lol: :lol: ...
suite
répondu par SHOAN le 09/08/2008 08:12
Bocassa
(
31/07/2008 14:37)
Nirahin'ny reniny i Lita: -mba alaivo kely le kifafa atsy an'efitra atsy ry Lita a!
Lita: maizina be ane ao ry neny e, za matahotra
Neny: aza matahotra fa ao ane Jesosy e!
Lita: (sady nijoro teo am...
suite
répondu par Bita le 02/08/2008 13:27
miranto81
(
25/07/2008 06:40)
Jereo ange ity biby, bibilava be
Jereo fa mitsorapaka
Lasa ao anaty ala, anaty ala be
Misavasava miolakolana
pi pli pli pi
pa pla pla pa
pi pli pli pli pla
http://vids.myspace.com/index.cfm...
suite
répondu par endrika01 le 28/07/2008 06:30
Bola
(
25/07/2008 02:08)
Efa nataoko kosa hoe aza miditra ianao...mbola niditra ihany...tsss...atao teny inona vao mazava aza izy ty e...Zay... aza manohy mamaky, averiko aza manohy mamaky!
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
Mbol...
suite
répondu par SHOAN le 09/08/2008 08:13
endrika01
(
24/07/2008 10:01)
Tantarana MASERA iray izy ity.Narary kibo foana hono,zany ty masera anakiray,dia tapa-kevitra fa hamonjy dokotera.Natao teo ny fizahana dia nandrasana ny valiny analyse.Masera atsy ambadika efa tsindr...
suite
répondu par endrika01 le 04/08/2008 12:37
Bola
(
23/07/2008 18:22)
Najanon ny polisy ity ramatoa iray fa tratrany mampiasa finday eo am pamoivoizana....
Mi park eo @ sisiny ramatoa, tamy ngahy polisy. Papiers aza fady.
Ramatoa: fa inona no olana
Polisy: nampiasa f...
suite
répondu par Bola le 05/08/2008 23:17
serena
(
23/07/2008 10:30)
Nisy rangahy nitaingina moto de nandeha mafy be izy farany accidente de nahavoadona trano vato fa ny nahagaga de lasa trano bozaka ilay trano vato ary ilay moto lasa soavaly ,de zao ilay rangahy ary l...
suite
répondu par serena le 07/08/2008 04:30
Bocassa
(
22/07/2008 15:28)
Fantatra ankehitiny fa taorian'i pasteur Mailhol, de hoany ambondrombe koa RAVALOMANANA Jean Baptiste, tovolahy mipetraka etsy Ambodin'isotry. Ary rahoviana enao no hande?...
suite
répondu par kidoropamba le 22/07/2008 15:33
Bocassa
(
22/07/2008 15:11)
Tao @ épicerie iray....
Hoy ity ankizilahy t@ ity mpivarotra: misy mofo valala v?
mpivarotra: ts misy ka
Ny ampitso: misy mofo valala ve?
Mpivarotra: ts misy woa
Rehefa lasa ilay boay kely d nit...
suite
répondu par ari.malala le 28/07/2008 13:56
