Hatsikana sy lalao

endrika01 ( 18/05/2008 14:29)
Sendra niditra tao amin'ny Hotely iray lehibe ity ra-namana dia nahita totosy.Tsy nahiritra izy ka nanontany teo amin'ny receptionniste. Tsy masiaka ve ny aliaka nao? (hoy... suite
répondu par endrika01 le 05/06/2008 18:29
Aino ( 17/05/2008 18:20)
http://www.dailymotion.com/video/x3aqi6_francis-turbo-makourell-100_fun. saleo tsy mamela miady varotra. :-D :-D :-D ... suite
répondu par dox le 18/05/2008 16:17
Aino ( 16/05/2008 17:39)
:-D :-D :-D je suis sûr fa maro ny tsy tia rangitina. fa za tena tia mandrangitra indrindra rehefa mahita olona iray mitady raharaha anaoovana izay andrangitana azy!! :-D :-D :-D :-D :-D ... suite
répondu par Vitsikakely le 18/05/2008 07:51
xxx ( 16/05/2008 14:53)
http://dailymotion.alice.it/fr/featured/video/x4g28j_pemba_shortfilms... suite
répondu par Vitsikakely le 18/05/2008 07:52
ktsif ( 16/05/2008 13:18)
Le telefonina amin'ny vidiny mora ireny ho aho asian'ny ankizy anarana daholo amin'izao e. Mahatsikaiky mihitsy. Ny motorola c113 zao dia ô ry vahoaka no anarany le alcatel @ le roa alina ireny hon... suite
répondu par Vitsikakely le 18/05/2008 07:54
Aino ( 15/05/2008 19:18)
:cry: :cry: :cry: :cry: fa tsy hitako ilay bibilava mirefy 150 metatrako teo fa lasa hono izy. ... suite
répondu par Aino le 17/05/2008 16:00
endrika01 ( 15/05/2008 12:13)
Tafara-dalana i Koto sy Zefa. Hoy i koto:ialahy ty mou zany dia tena miseho ho tena mahery eto amin-tanana ry Zefa a Zefa :zany mihintsy kah,voalazan\'ise. Koto:tena marina a,@lafiny rehetra, Zefa:k\'... suite
répondu par Vitsikakely le 18/05/2008 07:56
Aino ( 11/05/2008 07:18)
mampihomehy be ry zareo indrindra fa le fomba fandihy miaraha @le mozika, jereo hatr@ farany anie. http://www.youtube.com/watch?v=mW4RyZeL7wE&feature=dir... suite
répondu par Vitsikakely le 18/05/2008 07:57
endrika01 ( 10/05/2008 09:59)
Tovolahy kely iray fito taona ,no indro nanantona ny Rainy mba hanotany.Hono ho aho ry Dada ,fa nahoana wa ianao no nanambady an\'i Neny?Eeeeeh,ay ve ialahy koa mba velom-panotaniana !!!=))... suite
répondu par Vitsikakely le 18/05/2008 08:01
dadabe ( 07/05/2008 02:52)
mariazy virtualy atsy ho atsy ity ny liste: 1-dadabe + tess :wink: 2-kiadi + arimalala :lol: 3-faralah + veloo :°) :°) 4-ainaheri +..... tohizo amizay zama aa pounk kely j... suite
répondu par dadabe le 18/05/2008 17:21
dadabe ( 06/05/2008 09:39)
mimemeza 1 mn fotsiny d tsarovy zah , d manorata kely de pounk kely jiaby aza klou e :roll: :wink: :wink: :°) :°) [u]Jereo eto[/u]... suite
répondu par dadabe le 18/05/2008 17:23
zoky ( 06/05/2008 09:17)
http://www.youtube.com/watch?v=cX7NZyBamgI&feature=related... suite
répondu par Vitsikakely le 18/05/2008 08:07
xxx ( 05/05/2008 17:19)
Aza handefasana hafatra intsony aho ry zareo fa sady kamo mamaly hafatra no sahirana be mihitsy ah! mampalahelo fotsiny ilay hafatra tsy vaoavaly... misaotra mialoha ô! :wink: ;-) ... suite
répondu par Vitsikakely le 18/05/2008 08:09
tslem ( 04/05/2008 13:02)
http://www.dailymotion.com/video/x5aqf2_laurent-baffie-et-son-central-dacha_fun :-D :-D :-D ... suite
répondu par Vitsikakely le 18/05/2008 08:10
tsiambaratelo ( 04/05/2008 13:02)
Ndao njay ary hilalao e(lalao saina) ANADAHY sy ANABAVY Tafaresaka i Koto sy iZefa. Hoy i Koto zahay mirahalahy avy betsaka raha hoarina amin'ny isan'ny bavinay.Ny rahalahiko mit... suite
ikotoleta ( 03/05/2008 13:55)
:arrow: kobo ande hody le kofboay mpiasany centrale nukleary kay lery efa star :°) 8-) :-P :-o ;-) ^^ :{ :-D [img]http://i26.tinypic.com/256hc1i.jpg[/img] ... suite
répondu par ikotoleta le 05/05/2008 12:06
rush ( 02/05/2008 15:53)
milazà karazan-taolana! hoy ramose - Taolana lava ramose! - Tsara! - Tsara..An'i Bitaka! - Taolan-tehezana ramose! Niresaka reto zaalahy kely telo... - Inona avy ny karazan'alika raha mahay l... suite
répondu par endrika01 le 04/05/2008 12:34
sytl ( 01/05/2008 15:56)
ho an'zay mbola tsy nihomehy: Nisy rangà pd zay zany mpividy saucisson ao @ charcuterie ray zay,de isan'andro io rangà io mividy ao foana.Ndray andro ary narary lé mpivarotra nahazatra azy fa ny z... suite
répondu par mmmhh le 03/05/2008 16:14
endrika01 ( 01/05/2008 14:24)
Iza ary aho ô,ny olona rehetra eran\'izao tontolo izao!Tia ahy avokoa,na mandeha na mipetraka dia hoentiny foana aho!Ao ireo matahotra ahy mafy raha sendra misy tsy mety ny ataony,ao kosa ireo mahats... suite
tsiambaratelo ( 30/04/2008 11:55)
Tovolahy roa sy tovovavy roa,no hasain\'ingahibe Rangory isankerin\'andro.Hanomanany lalao hafakely hijereny ny fahaizan\'ireto zatovo mandresy lahatra!Nalahatrany mahitsy ireto zatovo,ary indro eny a... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0712