Hatsikana sy lalao

serena ( 22/07/2008 04:45)
Pourqoui il n`y a pas d`haut parleur dans le ciel?Zay mahay an`io omeko bisou ooo :* ... tohiny
novalian'i SHOAN ny 05/08/2008 13:10
Bita ( 21/07/2008 17:55)
Nandeha nanao mission lavitra hono ity rangahy manambady iray. Ary tonga tany izy dia nahazo sms t@ vadiny hoe: "AZA ADINO FA MANAMBADY IANAO AN!" Dia hoy ny navaliny hoe: "TONGA TARA LOATRA ILAY MESS... tohiny
novalian'i SHOAN ny 05/08/2008 13:20
LazaDaddy ( 17/07/2008 04:40)
http://bp1.blogger.com/_ByLhzgjNTTo/RtgnP9c0ddI/AAAAAAAAAHk/BWWjmNBl8NE/s1600-h/Photo_082207_001.jpg... tohiny
novalian'i Bita ny 21/07/2008 17:57
LazaDaddy ( 15/07/2008 02:50)
Azafady fa sarotra adika amin'ny teny Malagasy izy ity: Tutor: What's the chemical formula of water? Student: H I J K L M N O... tohiny
LazaDaddy ( 11/07/2008 00:23)
Toy izao hono ny maha samihafa ny olona mitsambikina avy eny am-baravaran-kely any Singapour sy Madagasikara. Madagasikara: Boom! AaaAaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa Singapour: AaaAaaaaaaaaaaaa... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 15/07/2008 03:40
Bola ( 10/07/2008 03:22)
Nisy vehivavy iray teo am pandevenana ny reniny. Teo @ olona maro nanatrika teo dia nahita lehilahy iray izy izay tena nanintona azy - toy ny hoe ilay homme ideal- ny (fiteny ve hoe lehilahy filamatra... tohiny
novalian'i ainaheri ny 22/07/2008 09:04
ni81 ( 09/07/2008 18:02)
Andao samy hilaza fanampin'anarana. Amin'ny teny malagasy fa tsy fiteny hafa. Dia lazaina ny HEVINY (na définition avy eo). Aleo asiana ohatra aloha ho jerentsika. [color=red]Hanitra[/color]: mila... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 06/08/2008 08:20
Bola ( 09/07/2008 00:28)
Asa marika atao an kandrina tsy mila taratasy na penina. Atao HAINGANA araka izay azo atao. Atao tena araka io filaharana anoratana azy eo io. 1000 plus 40 plus 1000 plus 30 plus 1000 plus 20 plus ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 09/07/2008 17:51
Bola ( 08/07/2008 23:32)
Kajio haingana an-kandrina ireto: 9+7 v v v v v v v v v v v 12-7 v v v v v v v v v v v v v v 8+15 v v v v v v v v v v 11-8 v v v v v v v v v v v v ... tohiny
novalian'i pissoa ny 13/07/2008 17:07
Bola ( 08/07/2008 22:28)
Raha vendrana ianao dia jereo ery ambany @ ity pejy ity, ampidino @ fampiasana souris. v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v v... tohiny
novalian'i ainaheri ny 23/07/2008 11:36
Bola ( 05/07/2008 02:11)
Ity lalao ity tsy mety raha tsy manao araka izay voalaza rehetra...Mazava ho azy raha vao tsy manaraka ianao dia tsy mahita izay tena valiny fa very ny chance anao hi tester ity...Ka ny takina voaloha... tohiny
novalian'i endrika01 ny 22/07/2008 19:28
Bola ( 05/07/2008 00:49)
Hoy Adama tamin Andriamanitra: Toa manirery aho fa mila namana! Andriamanitra: lazao ahy ary izay fanirianao, namana manao ahoana Adama: tsara tarehy, vady mahafa po, mahay mitaiza, mahakarakara ah... tohiny
novalian'i SHOAN ny 05/08/2008 13:23
salopard ( 04/07/2008 17:34)
avotra ihany ragirity betai'orona (INGRIND bettancourt) misaotra sisa ho avotana dia i i tezitra sy ra-Jean-Kely, ra serasera tsy ampy dôzy aloha sniff... tchouFF...... tohiny
novalian'i serena ny 22/07/2008 04:48
Bola ( 04/07/2008 00:09)
Raha misy 365 andro ao anatin ny taona iray ary 52 herinandro. Atao hoe tsy miasa asabotsy sy alahady dia 261 andro no sisa miasa amin ireo 365 andro @ taona. Adiny 8 ihany no any am-piasana ka ny adi... tohiny
novalian'i Bola ny 06/07/2008 03:50
salopard ( 26/06/2008 11:47)
Nivaly ny alatsinainy teo ny CEPE, Hita fa be fialonana ny mpilaza vaovao, ka tsy nisy niteny Ny diplâoma CEPE azon'ny filoha. Inoana fa hangina @ izay ny vavan'ny mpanaratsy, ary ho raikitra ny d... tohiny
novalian'i dziana ny 11/07/2008 14:09
sitlo ( 25/06/2008 19:20)
Wahahhahha !! K'aiza daloho ?!... tohiny
novalian'i xxx ny 26/06/2008 10:12
imeva ( 25/06/2008 04:13)
rehefa tsy faly mibotsina ohatra ny tsy misy dikany fa malaza mihitsy e asio hafa hoe e... tohiny
novalian'i Bethebest ny 29/08/2008 12:12
xxx ( 23/06/2008 22:56)
Misy kilalao hoe ohatran'ny koboko izay. [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/super-heros-024.gif[/IMG] ankamatatra... tohiny
ari.malala ( 20/06/2008 14:11)
mipetraka any ambanivohitra hon izany ry Jean Bolida menakavy. IJEan Bolida de bandikely fatsoratsora tia mandrairay zavatr'olona d voaantso any ampianarana foana ny dadany we ratsy toetra ilery sady ... tohiny
novalian'i ftlozy ny 22/07/2008 16:42
kiadi ( 12/06/2008 19:44)
http://www.dailymotion.com/related/8161980/video/x2gbho_decathlon-remi-gaillard... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.43