Hatsikana sy lalao
ikotoleta
(
29/04/2008 20:17)
aongatsika ny kofboay be taboara sady porofotsika fa ny firaisankina no hery
:arrow: manome bizoroka i milaibe daoly :!: :!:
raikitra zany?...
suite
répondu par tsiambaratelo le 03/05/2008 11:27
dadabe
(
29/04/2008 17:40)
:-D :-D
zah nahita an' i ainaheri sy faralah nihinana mofo akondro tetsy behoririka :-
D :-D ...
suite
répondu par yonikafopl le 06/05/2008 17:52
dziana
(
28/04/2008 05:57)
Salut ndray nareo.Misy mahay ve izao zavatra lazaiko izao ?
Laratikahifha ky limamao liahaka alikaheo gavy lalhirolery lalaky ky damiky ametakaheo.Labofoa varomo e!
Bisous :wink: ...
suite
répondu par dziana le 05/05/2008 10:39
tsiambaratelo
(
27/04/2008 09:41)
Zao ndray ary ô! (hatsikana lalao saina foana) Ao anaty ny
efitrano efa-joro iray misy saka maromaro.
isaky ny zoro-trano misy saka iray avy,eo alohan'ny saka tsirairay
misy saka,misy saka ira...
suite
répondu par tsiambaratelo le 29/04/2008 18:56
dadabe
(
26/04/2008 02:57)
kou klouu :roll: zay mananihany rehetra d ipitsihoo :roll:
zah zao efa sriue a
rah mila fanazavana fanampiny d antsoy :0044278456 (Tess ) na ity 0045698712344 (vale) :cry: :cry: :cry: ...
suite
répondu par yonikafopl le 06/05/2008 18:13
rush
(
24/04/2008 13:53)
Fenoina inona ary ny barika feno rano dia lasa maivana kely ?
:wink: :roll: :} :-D :-D :-D ...
suite
répondu par sytl le 01/05/2008 15:25
tsiambaratelo
(
24/04/2008 11:39)
Ao anaty trano fisoko iray misy akoho dimy!
samy manana ny lokony avy,ireto ary ny lokony,
(volon-tany,mavo,mainty,volom-boalavo,fotsy)
Mifampialona ireo akoho ireo:ny akoho tsirai...
suite
répondu par rush le 27/04/2008 18:03
dziana
(
24/04/2008 10:21)
Inona ary no maha samihafa ny maty sy ny torana? :-D :-D :?:
Bonne journée de Bisous daolo e! :wink: ...
suite
répondu par endrika01 le 27/04/2008 14:43
dziana
(
23/04/2008 14:30)
Salut,fa maninona kay ny akoho rehefa misy fiara mandalo dia miampita arabe izy ?( na efa any @ gauche aza de makany @ droite indray ) :lol: :lol: :?: :-P
Bisous :P ...
suite
répondu par dziana le 29/04/2008 13:59
Mio21
(
21/04/2008 19:44)
[i]Somary niangaliana kely mihitsy ny nanoratako azy mba ahafahanareo maka sary an’eritreritra sy miaina tsara ohatran’ny tena hoe nanatrimaso mihitsy eo ampamakina azy.[/i]
[u]Misy fanontaniana ...
suite
répondu par Falyiarivo le 24/04/2008 22:18
naughtyboy
(
21/04/2008 17:31)
http://www.youtube.com/watch?v=eZZXkd7l8Zc# :-D :-D :-D ...
suite
répondu par endrika01 le 29/04/2008 18:14
rajoelina
(
21/04/2008 10:23)
xxxxxx xxxxxxxxxxxxx
xxxxxxx xxxxxxxxxxxx
xxxxx xxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxx x xxxxx xxxxxx
misokatra ny ady hevitra....
suite
répondu par ari.malala le 25/04/2008 08:49
Mio21
(
20/04/2008 09:55)
Mankaiza ny manga sy ny papay rehefa miady?...
suite
répondu par endrika01 le 27/04/2008 10:43
tsiambaratelo
(
19/04/2008 17:37)
Mpiandry ondry iray handeha hamonjy foara lavitra ny tanana misy azy niaraka t@andian\'ondriny(lalao saina izy ty an,)nandalo tao @tanana voalohany izy ,dia nivarotra ny atsasaky ny ondry nohentiny ar...
suite
répondu par tsiambaratelo le 24/04/2008 11:25
xxx
(
18/04/2008 20:58)
Tao amin'ny Hopitaly:
H: Fa naninona ianao rangahy ity no naratra be ohatr'ity?
F: Voan'ny eksidan zà e !
H: Marina mafy hoe
F: Voadonan'ny tômambila klo zà !
H: kiiiiiii !
F: Dia vao...
suite
répondu par ari.malala le 29/04/2008 14:21
kala
(
17/04/2008 11:16)
Ndao ndray zay te-hivanitika
Ankamantatra no atao ato @ hatsikana sy lalao. Jereo aloha ny souris-nao sao lasa kalalao :lol: :lol: :lol:
1- inona no fanalavana ny H.E.N.A.?
2- inona no fanalava...
suite
répondu par mansoor le 23/04/2008 11:16
tsiambaratelo
(
15/04/2008 16:37)
Teo amoron-dalàna nisy mahantra iray,niantsoantso sy nitalaho tamin\'ny mpandalo rehetra.Mba mamindra fo amiko rey olona ô,mba mamindra fo amin\'ity jamba mahantra manana zanaka dimy ambinifolo isa!...
suite
répondu par tsiambaratelo le 19/04/2008 17:49
ari.malala
(
10/04/2008 08:52)
ityu hira ity dia atolotra hoan'i kiadi
ô r'ilay besorongola, modoa malakilaky ianao
f'ilay [b]ngahibesola[/b], ao andrefantrano ao
miandry anao tontolo andro tsy hita ianao hanao raharaha
mody...
suite
répondu par endrika01 le 27/04/2008 10:44
xxx
(
09/04/2008 10:19)
Kilasy dia 4 eme anay tamin'izay fa le jeux de Faritany io no tena tsy afaka tamin'ay mpiraikilasy kahie 50 pages tamin'izany herinandro dia lany .Nijaly mpampianatra sy ny RAD
Mba tantarao indray ...
suite
répondu par endrika01 le 02/05/2008 18:01
