asaivo alain'i mimi aho fa very lalana

1. Bita ( 05/09/2008 15:13)
Halan'ity Rangahy ity hono ny sakan-dry zareo nefa fantany fa ny vadiny tena tia an'ilay saka mafy. Indray andro tsy tao ny vadiny dia hoy izy entiko lavitra be ity saka ity @ izay tsy tafaverina intsony. Nentin'ilay Rangahy tany @ faran'ny lalana ilay saka ary navelany tany. Niverina nody ilay Rangahy, kanjo indro nitsena azy ilay saka. Rombotra izy saingy teo koa ny vadiny ka tsy sahy nanao na inona na inona.
Tsy tao an-trano indray ny vadiny dia nalainy indray ilaysaka ary noentiny fiara ary hoy izy hoe hoentiko lavitra any @ izay tsy hitan'ity saka ity intsony ny lalana miverina. Navelany tany lavitra tany tokoa. Nody irery ilay rangahy. Ary rehefa ela ny ela indro koa ilay saka fa teo. Mba dadany koa izany hoy ilay Rangahy. @ manaraka hoentiko any @ quartier hafa mihitsy ity saka ity fa maneloingelina ahy. Dia irery indray tokoa ary izy sy ilay saka ary dia nentiny t@ fiara indray niala teo ary dia hoy izy miteny irery. Hiodikodina eto aho @ izay tsy hitan'ity saka ity intsony ny lalana miverina dia avieo indray tohizany indray ny lalana ary mihodikodina indray izy ary miteny toy izay foana. Rehefa ela ny ela navoakany @ izay ilay saka ary dia natao veloma. Rehefa kelikely dia niantso an-telefonina ny vadiny izy. Allo! efa ao an-trano ve ise? Eny hoy ilay Ramato, ary i mimi ve ao koa? eny hoy ilay rRamatoa fa ataonao inona i Mimi. Mba alavo kely @ telefonina hoe azafady? ataonao inona hoy ilay Ramatoa? Izy mahita lalana ka asaivo alainy aho...... :lol: :lol:
2. xxx ( 05/09/2008 15:16)
aza dia misary adala ry f an! tena marina eh!
3. kiali ( 05/09/2008 15:34)
in zany "f" ry xxx???
4. bazylou ( 05/09/2008 19:11)
:-D :-D :-D
5. naughtyboy ( 05/09/2008 21:23)
=)) =)) =D> m'lay e..
6. vale ( 05/09/2008 22:29)
Bita> :lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. tsiambaratelo ( 06/09/2008 10:24)
Bita:

Halan'ity Rangahy ity hono ny sakan-dry zareo nefa fantany fa ny vadiny tena tia an'ilay saka mafy. Indray andro tsy tao ny vadiny dia hoy izy entiko lavitra be ity saka ity @ izay tsy tafaverina intsony. Nentin'ilay Rangahy tany @ faran'ny lalana ilay saka ary navelany tany. Niverina nody ilay Rangahy, kanjo indro nitsena azy ilay saka. Rombotra izy saingy teo koa ny vadiny ka tsy sahy nanao na inona na inona.
Tsy tao an-trano indray ny vadiny dia nalainy indray ilaysaka ary noentiny fiara ary hoy izy hoe hoentiko lavitra any @ izay tsy hitan'ity saka ity intsony ny lalana miverina. Navelany tany lavitra tany tokoa. Nody irery ilay rangahy. Ary rehefa ela ny ela indro koa ilay saka fa teo. Mba dadany koa izany hoy ilay Rangahy. @ manaraka hoentiko any @ quartier hafa mihitsy ity saka ity fa maneloingelina ahy. Dia irery indray tokoa ary izy sy ilay saka ary dia nentiny t@ fiara indray niala teo ary dia hoy izy miteny irery. Hiodikodina eto aho @ izay tsy hitan'ity saka ity intsony ny lalana miverina dia avieo indray tohizany indray ny lalana ary mihodikodina indray izy ary miteny toy izay foana. Rehefa ela ny ela navoakany @ izay ilay saka ary dia natao veloma. Rehefa kelikely dia niantso an-telefonina ny vadiny izy. Allo! efa ao an-trano ve ise? Eny hoy ilay Ramato, ary i mimi ve ao koa? eny hoy ilay rRamatoa fa ataonao inona i Mimi. Mba alavo kely @ telefonina hoe azafady? ataonao inona hoy ilay Ramatoa? Izy mahita lalana ka asaivo alainy aho...... :lol: :lol:



=))tsy ratsy an,asio hafa njay=)):-P
8. simplex ( 06/09/2008 13:58)

=))

ekena
9. tsiambaratelo ( 12/09/2008 12:41)
=D:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.213