Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i essera, milahatra araka ny daty
essera ( 08/04/2009 08:19)
Tsy mila vonona izany ny Groupe TIKO ry Fanjakana tsis saina
Dia midradradradra mafy mihitsy moa izany ny namana sasantsasany ao ambany ao an'io phrase io. Efa mitady tsy handeha amin'ny saina intsony ilay hevitrareo fa mapmé be. Na mandray mesure mety ilay... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:28
essera ( 08/04/2009 06:26)
Mesure tsara noraisin\'ny Mr l\'Argentier
Fahendrena ho an\'ny argentier\'ny HAT ? Tena mba nahafinaritra ahy manokana aloha ilay décision noraisin\'ny Minisitry ny Vola omaly mikasika ny orin\'asa TIKO. Nisy mantsy efa nieritreritra na n... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:35
essera ( 08/04/2009 04:50)
Misaotra betsaka ny fahendren'ny TIM
Salama daholo e, Haingana dia haingana ny fivoaran'ny toe-draharaha eto amintsika amin'izao fotoana. Raha tamin'ny alatsinainy nilaza i Rasolomaso teo am kianja mahazatra antsika fa amin'ity her... tohiny
novalian'i fanou14 ny 09/04/2009 08:16
essera ( 07/04/2009 10:10)
Aza sakantsakanana ny TIM sy ara-dalàna !!!
Aza sakantsakananareo kosa ry zareo raha maneho hevitra satria : 1/ ry zareo efa zatra nigalabona sy tompon'ny tanàna. 2/ Efa zatra izy nametraka izay tiany atao. 3/ Tsy nahazatra azy ny nentina... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 21:50
essera ( 07/04/2009 06:01)
Fa naninona no tsy nahita havaly ianareo ?
Tsy nisy nahita havaly ny pro-ra8 omaly raha nandefasana ity andalan-teny ity : [quote]- [u]Mbola tsy ary elatra dia te hanidina[/u] : Asa izao na iza no tapak'elatra. - [u]Tsapao aloha ny hery va... tohiny
essera ( 06/04/2009 12:14)
Mba fehezo ihany ny vava leretsy a !
Ireto an-dalan-teny ireto no mba atolotro ho anareo club des fans Ra8 satria mbola tsy nanomboka akory ity krizy ity dia efa nasian'i Dada citations maromaro : - [u]Mbola tsy ary elatra dia te hani... tohiny
novalian'i majakely ny 06/04/2009 17:00
essera ( 06/04/2009 09:13)
Resaka seza ity !!!
Raha nilaza aho tery ambanimbany hoe tsara2 ko2 tsy miverina i Dada. Rehefa namaky ny valiny aho adin'roa tato aoriana dia azo raisina fa misy no malahelo seza. Izay no antony hidradradradrany mafy... tohiny
novalian'i essera ny 06/04/2009 12:01
essera ( 06/04/2009 05:54)
Tsara2 ko2 ra tsy miverina alo Ra8
Salama daholo e, Am-pahatsorana sy am-pantoniana no hitenenako fa tsara2 ko2 ny tsy hiverenan-dRa8 aloha. Tsy hoe tsy fitiavana azy akory na fahatahorana fa efa mandroso be amin'ny lalina izao ny t... tohiny
novalian'i Oay ny 06/04/2009 14:56
essera ( 03/04/2009 11:44)
Aza voizina ny adim-poko rehefa tsy misy
mba mapmé be ny mpisera sasany fa dia manana imagination goavana. I Andry Rajoelina indray no endrikendrehina hampanao adim-poko. Rehefa tsy misy ilay izy dia aza voizina fa raha mitombinany eritrer... tohiny
novalian'i xxx ny 10/04/2009 12:36
essera ( 03/04/2009 10:00)
Fanazavana ny antony "Ra8 différent de Zafy"
Hevitro ahy manokana ity fa tsy voatery hitovy ny antsika : - Ny an'i Ra8 : tiany ho tena fefika azy iray manontolo Mcar ka amin'ny lafiny rehetra mihitsy io (antoko politika, toe-karena, hevitra, ... tohiny
essera ( 03/04/2009 07:46)
Nahoana no ??? TIM sasany
Raha tena mandinika ianareo dia olona efa notsipahin'i Dada teny amin'n ambavafony daholo ireo olona ireo. Nisy namana efa nanazava an'io tao ambany tao momba an'i Tsiapody, Rajemson sns. Raha misy... tohiny
novalian'i essera ny 03/04/2009 11:03
essera ( 03/04/2009 06:22)
Manana poids ihany lé TGV fa tsy araka ny lazainareo a.
Salama é. Raha ny nivoaka tam vao2 tam tv omaly tam station maro2 mba ts ho feon-dakolosy tokana d b mpanotrona sy mpakafy ihany i Andry TGV tany Fianarantsoa sy Tuléar. 1ère sortie tany amin'ny... tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2009 11:12
essera ( 02/04/2009 09:35)
Mailo ry ondrin'Atra ao amin'ny FJKM sao mivadika apondra
Ny havana tiana no tiana hotenenina hoe : Mitandrema ihany ianareo ao amin'ny FJKM fa manipulation goavana no efa tanterahin'ny mpitarika ao. Mino moa nareo tsara tsy mino anareo ny anareo fa efa n... tohiny
novalian'i essera ny 02/04/2009 12:47
essera ( 02/04/2009 08:29)
Tsy tokony nisy ny hoe : (TIKO = FJKM = Fanjakana) = Ra8
Mbola inty aho hoy voay be (lé phrase fotsin no milay fa izy efa tsy hita tsony), ka aiza nareo pro-ra8 : Io équation kely tsy d mankaiza io izany no mba omeko anareo hoe mampivarina an-kady. 8O... tohiny
novalian'i essera ny 02/04/2009 12:50
essera ( 02/04/2009 05:48)
Jereo indray ange fa mahita ho lazaina e . . .
Zay mpisera eto amin'ny forum dia nahatadidy tsara ny nolazaiko momba ilay pasitera nolazaina fa hoe : "mipipiza ialahy dia sotroy ny pipin'elah." Herinandro taty aoriana dia nahitsin'ny mpitarika ... tohiny
novalian'i Oay ny 02/04/2009 11:09
essera ( 31/03/2009 12:59)
Fomba tsotra ahazoana manara-dalàna
Ny tena nahazoan'i Ravalomanana an'ilay diplaoma mlay be tany Chine ange raha tsy fantatrareo dia noho ny fahaizany manafina ny tsy ara-dalàna amin'ny ara-dalàna. Ianao ihany no asainy miasa mafy... tohiny
novalian'i KALACK ny 31/03/2009 13:26
essera ( 31/03/2009 08:42)
Ho an'ny mpanara-dalàna !!!
Misaotra anareo manara-dalàna, mba porofoy aminay hatramin'ny farany izany satria efa nifidy an'izay lalana izay ianareo. Izao mantsy, mba nojereko ihany izay hetsika teny Ambohijatovo, nijoro oha... tohiny
novalian'i xxx ny 01/04/2009 11:42
essera ( 31/03/2009 08:25)
Ho an'ny mpanara-dalàna !!!
Misaotra anareo manara-dalàna, mba porofoy aminay hatramin'ny farany izany satria efa nifidy an'izay lalana izay ianareo. Izao mantsy, mba nojereko ihany izay hetsika teny Ambohijatovo, nijoro oha... tohiny
novalian'i fanou14 ny 01/04/2009 07:01
essera ( 31/03/2009 04:19)
Inona no idiran'ny mpianatra eny am Lycée am grève ?
Salama ry namana isany, Mba mapametra-panontaniana ihany hoe nahoana moa no ampidirina amin'ny resaka grève ny mpianatra eny amin'ny lycée. Ny ankizy amin'ny lycée izany am ankapobeny dia latsak... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2009 10:11
essera ( 30/03/2009 11:29)
Mbola tsy leo ihany ve ry zalah ?
Mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe nitovy tanteraka tamin'ny fitondran-dRatsiraka ny fitondrana nentin'ny filoha Ra8. 1/ Efa natomboka ny kitranoatrano, nefa tadidiko mihitsy Ra8 nilokaloka fa com... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.03