Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i essera, milahatra araka ny daty
essera
(
19/05/2009 07:13)
inona no fomba hanazavan'i Ra8 ny ra mandriaka tam 07/02
Nitabataba b ry zalah i [u]milamm[/u] ao ambany ao d miseho tsy mametraka position mihitsy sad tsy tim ts tgv ts arema. Hisy antoko vao2 angamba eto Mcar fa mba apetrako manokana amin'io fanontaniana ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 20/05/2009 12:25
essera
(
19/05/2009 06:09)
Mandrevy sisa ny mpiondana mamelona fanantenana !!!
Jereo ange itony lohateny itony e :
- inona no fomba hanazavany HAT ra mandriaka taorinany 17/03 ?
--> 07 février hoéééé ? Ravalo alou ve no anontaniana voalohany sa iza ???
- TSY MAHITA T...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 12:36
essera
(
18/05/2009 09:39)
Le resaka miaramila ???
Lohanteny nanaitra tamin'ny gazety tam faran'ny herinandro teo ny hoe :
"Ny hadisoako dia tsy niraharaha ny miaramila." (dixit Dada).
D mba lasa ihany ny saiko hoe : iza moa no filohan'ny foloalin...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 19:55
essera
(
18/05/2009 08:42)
On reconnaît timidement !!!
Haingana dia haingana ny fivoaran'ny toe-draharaha ary hita sy tsapa fa efa miha-milefitra ny fikambanan'ireo firenena any ivelany.
- Raha raisina izao ny firenena afrikana tamin'iny herinandro lasa ...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:12
essera
(
15/05/2009 08:52)
Fa inona no tena mission an'lé sadc teto alou e !!!
Mivazavaza ery ry Penguin rehefa tena atao mahitsy ny fitenenana wé : "misolelaka am sadc ny hat ?" : Ny sadc ange no tonga teto e. Raiso ilay lojikan-javatra.
Manaraka izany, iza koa no tena mang...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 15/05/2009 15:09
essera
(
14/05/2009 11:20)
Mitady TGV ve ianao sa mila voninahitra sy seza ?
Tsy misy mitsoaka akory izay fa diso hevitra be izay mieritreritra an'izany. Raha mila ny antony mampahalakalana anay moa izany ianareo dia ny resaky ny TIM ato dia efa resaka fanatisme sisa ka na 1 +...
tohiny
novalian'i nancy ny 14/05/2009 16:46
essera
(
13/05/2009 04:27)
Zao ve vao kôpy wé tsy hilatsaka Andry ??!!
Fanambarana ofisialy fotsiny ihany ry mahay no nataony omaly a !!!
Mihevitra ery ireto mpiondana iky fa hoe resy ra-Andry amin'ilay déclaration wé tsy hilatsaka ho président. Tadidio tsara ry mpio...
tohiny
novalian'i benkintana ny 13/05/2009 10:56
essera
(
12/05/2009 13:39)
Tsy kivy ??? HA HA HAAAAAAAA
Tena mahafinaritra ahy mihitsy fa tsy kivy mihitsy ny eo Akorondrano mitolona. Alain Andriamiseza izany efa nomen'zalah ny don-drindrina d niverina nilamina be indray izao mafana fo. Lery aloha reveko...
tohiny
novalian'i rpetit ny 13/05/2009 06:19
essera
(
12/05/2009 11:28)
Ny tena tanjona amin'ilay
Raha nandinika tsara ianareo tamin'ilay nomination an'i Manandafy ho praministra dia hoe ao Andafiavaratra izy no hapetraka ho biraony.
Kôpy an'iny daholo aloha.
Raha tena zohina ny tantara dia e...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 11:58
essera
(
12/05/2009 09:33)
Tena misy oul efa mitap mits ka !!!
[quote=penguin]
Avadika ho fanimbazimbana ny Razan'ny Mpanjaka angamba ny fanamboarana ny Rova. Raha mamanamboatra trano dia tsy maintsy havoaka ny entana ary raha mikitika fasana ihany koa dia avoak...
tohiny
novalian'i coucou2 ny 13/05/2009 12:12
essera
(
12/05/2009 04:29)
Pikatti
[quote=pikatti]essera sy ny lainga perso
tsy manaitra olona akory zay resaka foronin'elah zany lesy a
ary aza manely tsaho eo elah refa tsy mahita lazaina
Samy diso lisany roalahy é , trimestre ,2...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/05/2009 20:54
essera
(
11/05/2009 15:41)
Peta-toko ny HAT
Salama daholo a,
Indrindra Rahery. Efa atomotra ity ilay trimestre ka asa na voaloa ny karaman'ny mpiasam-panjakana na tsia fa efa pari napetraka mantsy iny.
Ny zavatra mahavariana kely ahy na d...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 17:25
essera
(
07/05/2009 14:14)
Ah bon, izay no tena mahadondrona le xxx
Izay vao tsapako RaOay sy falyfenosoa fa mamaky eto ny soratan'lisany a d mandinika tsara ka izao no zavatra tsapako :
- Somary misy analyse na mamaly isan'andininy ny fomba fanoratry tsika telo mits...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 19:53
essera
(
07/05/2009 07:45)
Raha TIM na ara-dalana mora tohina aza mamaky an'ity !!!
Vaovao nivoaka mbola mafana tsara dia :
1/ Tsy nifanaraka i Raharinaivo sy Alain Andriamiseza. Ny lohandohan'ny ara-dalàna ireo. Novakian'ny Andriamiseza batsilana mihitsy moa io teo am Magro omaly....
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:06
essera
(
06/05/2009 05:59)
Fijo mba tairo 600 milliards d'Ariary an aklou !!!
Salama daholo e,
Marary mitsy ny sain'ny mpiondana satria mandray karama ny membre ny HAT nefa iz mianakavy niditra sômazy teknika sy very poste politique ka dia rehefa nisolantsolana teny Tsimbaz...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 06:25
essera
(
05/05/2009 06:08)
Aza dia mati-kambo be loatra Ra8 . . .
Niaraha-nahita sy nandre angamba ny resaka an-tel an'i Ravalo sy ny Dir Redaction MATV ireny. Dia mba variana ihany ny tena satria d mbola tsy afaka am le ex-filoha ihany ilay famatisan-kambo trop.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 11:57
essera
(
05/05/2009 06:08)
Tsy ampy 3 volana io ka ... Magro !!!
Hoy RaHery wé :
[quote]Vita io na telo volana aza raha toa ka.
- Tsy fisamborana olona na fanidiana radio no mahamaika fa fikarakarana an'ireo[/quote]
Raha olona manakorontana sy mandeha mitifitra...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 12:00
essera
(
04/05/2009 13:49)
Ho tratra ihany ve ilay telo volana ???
Saliii daholo a ?
Noho ny tsy fahafantarako dia mba hamerina hanontany kely aho hoe :
1/ Tsy mila ny TGVendrana marina ve ny vondrona afrikana sy ny sisa, ary tsy handray azy. Ny tsy azoko mantsy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2009 21:25
essera
(
30/04/2009 04:45)
Tsy maintsy tapahina ny lohany satria ...
1/ Raha mbola hamatsy cocktail molotov foana ianao dia tsy hisy filaminana eto am tanana.
2/ Raha mbola hizara vola foana hanangonana olona dia tsy hisy filaminana eto am tanana.
3/ Raha mbola hisy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 13:09
essera
(
29/04/2009 09:22)
Mihamarin-toerana ny HAT
Salama daholo a,
Dia mihagina andro aman'alina ny mpanara-dia ny filoha teo aloha satria mihatratra ombieny2 ireo mpanakorontana. Ary dia miharihary koa izao ny pointage natao tetsy Ambohijatovo. M...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/04/2009 14:48
