Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i essera, milahatra araka ny daty
essera ( 01/07/2009 05:55)
Mahavariana ihany a ???
[quote=xxx tam 30-06-2009 23:22:18] [u]Lohateny[/u] : Re : Voafehy ve ilay taranja ??? Tss resak' ny kôndrana kou ty ,efa fatatra fa Pikati = cyril ; essera = locl ;bazylou =oay ;tafondro = noue ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:42
essera ( 30/06/2009 12:39)
Centre d'accueil pour les orphelins...
Hita an-gazety androany fa hay ny Magro dia natao fitaizana zaza kamboty very Dada ka dia isaorana azy nanomana mialoha an'io ho an'ny zanany. =)) =)) =)) ... tohiny
essera ( 30/06/2009 11:40)
Voafehy ve ilay taranja ???
Rehefa tsy hay ilay izy d ajanona ry pikatti, fa koboko fa : - na Mi-jongle PS maromaro le kila iray ity. - Na tsy misy apoaka. Tamin'ny 11 mai no nandefa dinika amin anaran'ny ps, dia ny 29 juin... tohiny
essera ( 30/06/2009 08:40)
Io fitiavana voninahitra sy harena io a ...
Misy moa namantsika maharaka vaovao ka dia [quote=locl]Fa toa mbola i Dada foana hoy aho no voaasa e! Fa aiza le DJ kely fa ny mamahany lainga ihany no mba hainy. Pretoria, 28 June 2009 H.E. Mar... tohiny
essera ( 30/06/2009 06:51)
Vaovao mety ho tsara na ratsy koa !!!
Misy vaovao mba hita ombieniombieny mety hahafaly ny sasany ary mety hifanohitra amin'izay ho an'ny sasany satria tamin'ny 25 juin dia : 1/ [u]Momba ny Banque Mondiale[/u] : [quote]Grâce à lâ€... tohiny
novalian'i pikatti ny 30/06/2009 13:12
essera ( 29/06/2009 09:30)
Mampahonena ilay toe-tsaina
Mampahonena ny toe-tsain'ny malagasy sasany fa d tratran'ny hambo-po diso toerana. Ny karazan'oul ohatra ity citer-ko eto ambany ity izao d anisan'ny tsy mba [u]mpanao adidy nandritra ny taona niainan... tohiny
essera ( 25/06/2009 06:05)
Manasa ny malagasy hanangana saina
Noho ny hafaliana amin'izao asaramanitra izao dia tapa-kevitra essera fa hanangana sainam-pirenena ka dia manasa antsika rehetra ary fa efa novaiko ny saron-tavako io. ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/06/2009 21:04
essera ( 25/06/2009 04:53)
Nataon Ravalomanana nahita ny mpomba an Ravalomanana
Salama daholo, D ahoana indray ianareo tamin'ireny vaovao omaly ireny ry zanaky Dada. Mbola sah ve ianareo hanao "démenti" hoe tsy avy amin'i mouvance Ravalomanana [u]Marc[/u] no tratran'i Ravalom... tohiny
novalian'i zandikely ny 25/06/2009 10:34
essera ( 24/06/2009 11:31)
Mba hialana amin'ny tsaho d mila confirmation !!!
[quote=Noue]-[u] [b][i][color=red]10h30[/color][/i][/b][/u] - Après une première enquéte diligentée par la cellule "Investigation & Control" du GTT, rossy avec la complicité de rinah rakotomanga ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2009 20:27
essera ( 24/06/2009 07:45)
Ho fahatsiarovana ilay mahery fo !!!
[img]http://img200.imageshack.us/img200/3936/ravalohitler2.th.jpg[/img] No comment !!! :-D :-D :-D ... tohiny
essera ( 24/06/2009 05:45)
Ny namana GTT tsy gasy nefa koa tsy vazah !?!
Ka Rahery moa izany efa nafarako hoe itadiavo sary bobabobaka am le GTT d hitako mbola sahirana izy d ireto aloha ny hitako tam le GTT : [img]http://img341.imageshack.us/img341/5829/terro08.th.jp... tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 11:57
essera ( 23/06/2009 11:57)
Fa maninona ho'aho no ...
Plan A : Saika maty raha nijanona 15 mn, sira eraky ny firenena any ivelany. (tsy nahomby loatra d...) Plan B : nahelin'i DADA sy ny mpitarika ny "Retour imminent et triompal". D rehefa tsy nety in... tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 06:27
essera ( 22/06/2009 08:21)
Zavatra tsapa !!!
Sali daholo a !!! Ny zavatra tsapa tato ho ato d efa manomboka tsy voafehin'ny zanaky Dada intsony ilay slogan-ny hoe LEGALISTE. Ny antony d efa miha-lany ny vatsy (kabary, fampiesonana, vola ampiasa... tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 13:18
essera ( 19/06/2009 08:29)
Indreto misy fomba fiady vaovao !!!
Efa hitan'ny tim fa tsy nahomby ny dinika tao am Carlton ary na ny gci aza d nilaza wé aleo aloha ahantona hakana saina kely d ireto izao no fomba fiady vaovao ataon'ny tim : [u]Intox[/u] : [quot... tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:03
essera ( 18/06/2009 05:31)
Tsy zah zao no niteny an'ity ah !!!
[quote=GCI]Pour les conférenciers, cette solution doit étre exclusivement politique, consensuelle et pacifique, excluant tout usage de la force ou surtout l’éventualité d’une intervention mili... tohiny
novalian'i rakaroka ny 18/06/2009 06:04
essera ( 17/06/2009 11:20)
Ho samborina mihaja ny GTT
http://www.lepost.fr/article/2009/06/17/1581242_obama-et-la-mouche.html#xtor=AL-235 atao mihajahaja ohatra ity no fisamborana ny GTT.... tohiny
novalian'i rodro ny 18/06/2009 12:27
essera ( 17/06/2009 07:47)
Io fa matimaty am France indray ???
Iza no naheno ilay fanentanana tao am Magro omaly. Nizesta indray fa nantsoin'ny Frantsay nilazana hoe tsy visite officielle no nandehanan'i Andry tany France farany. Tena efa mipôrna mihitsy ny lé... tohiny
novalian'i essera ny 17/06/2009 08:07
essera ( 16/06/2009 13:29)
Mahavariana ny mpiondana ireto !!!
Ireto izany a zavatra tsikaritro hatry ny ela : - [b][u]TI[/u][/b]a [u][b]M[/b] [/u]anao sinema ny mpiondana. - [b][u]TI[/u][/b]a [u][b]M[/b][/u]anao Ramapalaelo. - [b][u]TI[/u][/b]a [u][b]M[/b][/u... tohiny
essera ( 16/06/2009 10:59)
A qui profite le crime ?
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=27226 fa iza no tsy tia Frantsay, iza ? Tonga d fantatrareo wé izay tsy eto an-toerana ny Dadany.... tohiny
novalian'i Noue ny 16/06/2009 15:30
essera ( 16/06/2009 04:44)
J - 1 anio
Tadidio ilay resaka fa i Andrywui nafaran'i Dada hanao vacances any aminy.... tohiny
novalian'i essera ny 16/06/2009 13:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0296