Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i essera, milahatra araka ny daty
essera
(
15/06/2009 13:43)
Tsirin-kevitra ho fanatsarana ny serasera
Maninona moa ry zalah raha ovaina hoe TOPMADA ity site ity. D mba miavaka tsara i Noue, Penguin, Ifiona, cyril, Mirananirina. I Hery no atao Redacteur en chef. Efa gôdraka be izy ao fa tsy mahavoaka ...
tohiny
novalian'i hery ny 16/06/2009 07:27
essera
(
13/06/2009 09:54)
Sao d tsy milam kosa Ra-Hery ?
Maninona any amin'ny mail perso misy hafatra avy amin'ny Admin tonga mi-guider ahy ho an'ny amin serasera.org (hafatra voaray) nefa dia vide ny boîte de réception-ko ao.
Sa ny [u]30 mn[/u] ve iza...
tohiny
novalian'i sakaymena ny 13/06/2009 20:21
essera
(
13/06/2009 07:57)
Aza mitady amnistie raha tsy avoaka ny namanay
Aiza ny akamanay raHery fa sao d vonovonoinareo any am mangingina any. Raha tena légaliste s démocrate tokoa ianareo d avelao hiteny malalaka eto ny namanay rehetra. RaOay izao tsy heno tampoka izan...
tohiny
novalian'i essera ny 13/06/2009 09:55
essera
(
13/06/2009 05:40)
Mbola kofona fanindroany indray ny TIM tao am TV+
Sali daholo ny akama mpisera rehetra :
Ny vendredi magnifique teto am tanana moa izany d ny invité de zoma tao am TV+ nanasana an'i Fetison. Tena nieritreritra i Fetison omaly hoe hanao koro mazi...
tohiny
novalian'i essera ny 13/06/2009 10:09
essera
(
12/06/2009 13:40)
Tena sur ve raHery fa tsy miandany ity site ity
Tena sur ve Rahery fa site tsy miandany ity ?...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/06/2009 04:11
essera
(
10/06/2009 09:29)
Mandrevy v sisa Dada ???
Salii daolo ny akama,
Tena mahavariana ity adklé an'i Dada ity fa izy v d mieritreritra hoe tena manana herijika be ahafahana mibaiko ny firenena afrikana sns e. I Dada ange aleo d tsorina amnareo...
tohiny
novalian'i bazylou ny 11/06/2009 00:01
essera
(
09/06/2009 09:35)
Ajanony le resaka foko anona sy anona e !!!
Lasa lava b le dinika momba an'le resaka foko fa tsotra fotsiny ry zalah. Raha mandinika tsara ianareo d ny merina valovotaka no betsaka noho ny tena foko avy any Mahajanga mipetraka any amin'io farit...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 09/06/2009 18:50
essera
(
05/06/2009 05:18)
Penguin, ahoana le hotely d vily
Nikôzy i Andry omaly fa atao ilay ôtely d vily mandritra ny fotoana tetezamita (12 mos) d ho tezitra b zao nareo e. Ary ny tena comble d ilay hetran-tany noforsen'i Ravalo naloa tany am perception d...
tohiny
novalian'i sapele ny 05/06/2009 17:07
essera
(
05/06/2009 04:32)
Fanontaniana ho an'ny mpintantana ny serasera.org
Mazava be izao fa raha andro vitsivitsy lasa nisy mpikambana niteny ratsy miharihary tamin'ny [u]lohatenin'ny dinika[/u] nataony dia ekena ihany ny fijanonany ho mpikambana ato amin'ny tranokala.
I...
tohiny
novalian'i essera ny 08/06/2009 04:27
essera
(
03/06/2009 07:37)
Misy olona arovana ve ato am serasera.org
Any amin'ny lohatenin'ny dinika d efa teny ratsy no miainga. TEGEVE moa izany no resahina eto satria http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a25aa139910d
2. [u]Momba ny fitondrantena...
tohiny
novalian'i essera ny 03/06/2009 11:59
essera
(
03/06/2009 06:04)
Vahoaka maro be anak-7 !?!
Raha ny vaovao izay heno sy hita tany amin'ny trano-kala iray moa izany dia averina eto hoe :
"Olona an'arivony no nitsena an'i Andry R tany Dakar nanao fihetsiketsehana tsy manaiky ny fijoroan'ny ...
tohiny
novalian'i essera ny 03/06/2009 11:58
essera
(
02/06/2009 09:38)
Vaovao farany momba an'i Ra8
Miha velona be ny nangin'i Ravalo amin'izao fotoana fa miadin-tsaina mafy.
:-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:15
essera
(
02/06/2009 05:29)
Iza mo le niteny wé tapis rouge ?
Raha tsy diso aho d nisy kila izay niteny tam dinika tato hoe ny voyagen'i Andry tany Lybie hoe aza tsy fitsenana toy ny filoham-pirenena. Namafisina le kila io mits wé tsy nisy tapis mena2 ohatran'n...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:47
essera
(
30/05/2009 09:21)
Kofona i Fetison tao am MATV
Salii daholo,
Tena kofona mihitsy i Fetison tao am MATV ho an'izay nahita ny fandaharana RESABE. Tena kobo be tao izany hoe manana mauvaise foi ny TIM tamin'ilay nitsoaka an-daharana tao am carlton...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/05/2009 20:24
essera
(
26/05/2009 05:26)
Sao d mila voa tsy hary kosa !!!
Salama lékoum a,
Raha ny fijery ny toe-draharaha am zao fotoana aloha d mila voa tsy hary mihitsy izany ny sortants sasantsasany satria d raha dinihina ilay zavatra tadiaviny d tsy possible ny ank...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:06
essera
(
25/05/2009 04:55)
Tim ô, ampio ny adva-nareo ???
Saliii daôlo la Cie,
Tena mirehitra ny tim am zao ary tena fanina mihitsy satria ireo nantenain-kanirina rehetra dia nampivandravandra azy. Ny tena mahatsikaiky ohatra ao am site iray mpanohana ti...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:43
essera
(
22/05/2009 04:40)
Manasa matanjaka an'i Hery
Salama Rahery a,
Aza eritreretina ho bado be daholo ny olona rehetra ry Hery a. Efa taona firy no efa napetraka io resaka lalam-pifidianana tsy mety io.
[quote=Hery]Gaga foana aho amin'ilay resa...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:29
essera
(
20/05/2009 07:38)
Fampitomboana fahalalana !!!
[quote=Essera]Qui suis-je ?
TOP
Homme politique malgache ayant relevé un grand défi pour que chaque citoyen malgache puisse acquerir un Renault 4. Ayant abandonné ce projet, il a pu convaincre ce...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 22/05/2009 12:45
essera
(
20/05/2009 06:30)
Tsikera sisa fa tsy manana fanantenana intsony !!!
Rehefa dinihina ny dinika izay alefan'ny ara-dalàna nandritra ny andro vitsivitsy izay dia tsy misy afa tsy tsikera sisa. Tena izay sisa satria ny antony dia tsotra :
1/ Nanantena tanteraka ilay [...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 10:32
essera
(
19/05/2009 14:09)
Question pour un champion ?
TOP
Qui suis-je ?
Homme politique malgache ayant relevé un grand défi pour que chaque citoyen malgache puisse acquerir un Renault 4. Ayant abandonné ce projet, il a pu convaincre ce peuple par la...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 14:32
