Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i essera, milahatra araka ny daty
essera ( 17/04/2009 12:20)
Ny jeneraly sy Kolonely
Jeneraly eto amintsika ange tsy manana ny fiandrianany efa ela. Tsotra ny antony. Efa toy ny marionnette. Ho an'izay mbola tsy mahafantatra dia ra8 no voalohany président tsy mnao "mon général" reh... tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:38
essera ( 17/04/2009 11:39)
Ravalo a ! ty dotandrokao re !
Ahoana re raha mba averina aminy daholo ireo noteneniny : - Tsapao aloha ny hery vao mifanandrina ? ty mis serveta mba fafao io maso efa tataka be io. - Mbola tsy hary elatra anie aho ravorona ka ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:47
essera ( 17/04/2009 10:00)
Manandafy sa Roindefo ?
Manandafy : Amiko dia olona na nanana niaina ela tao amin'ny politika aza dia tsy azoko antoka amin'izany maha-praiminisitra izany. Lazaiko eto izao, mifankaiza i Manandafy sy Andriamanjato Richard. ... tohiny
essera ( 17/04/2009 09:32)
Mamy kely ho an BoysGoss
[quote]Zavatra tsy azo hiodivirana io ary sarotra be ho an'i Filoha Marc RAVALOMANANA ny hamela izao firenena efa niarindoha ny toe-karena no hialana ary avela ho viravirain'ny ireo olona mpanao barof... tohiny
novalian'i essera ny 17/04/2009 11:15
essera ( 17/04/2009 09:27)
Mamy kely ho an BoysGoss
[quote]Zavatra tsy azo hiodivirana io ary sarotra be ho an'i Filoha Marc RAVALOMANANA ny hamela izao firenena efa niarindoha ny toe-karena no hialana ary avela ho viravirain'ny ireo olona mpanao barof... tohiny
essera ( 17/04/2009 09:06)
Manomana ny retrait Manandafy sy Ra8
Salama daholo, Saiky tsy feno ny année ni-cotiser-ny Ra8 sy Manandafy ka dia mba hamenoana an'izay dia : - Manandafy mameno ny taona alohan'ny maha-retraite azy eny Andafiavaratra. Izy koa tsy mi... tohiny
novalian'i Oay ny 17/04/2009 13:23
essera ( 12/04/2009 12:59)
Raha tafaverina amin'ny fitondrana ra8 ?
Tratry ny Paka daholo, Ny valiny dia tsotra : - sahirana izy mifoifoy volo. Ampidiro izy wa fa tsy hiafina any an'ala toy ny tantarainy fa iafina any am lakavy. - Garde du corps koa amin'izay sé... tohiny
essera ( 10/04/2009 10:49)
tohin'ilay namana Afrikana
Raha ohatra ianareo ka mba mijery ity fanazavana momba ny UA ity : http://www.un.org/french/ecosocdev/geninfo/afrec/vol15no3/153ini2f.htm Dia tsapa fa toy ny révolisiona communiste sy socialist... tohiny
essera ( 10/04/2009 09:24)
Fanomezana mamy kely ho an'i BOYSGOSS
Izay voalazan'i BOYSGOSS teo ambany moa izany no valiako eto : [quote]-Mahy ny «Réseau interconnecté»-n’ny Jirama.[/quote] Dia lazao fa izah foana no mandoro an'io. Ny fahanterany angaha m... tohiny
essera ( 10/04/2009 08:21)
Tandremo ny poste politique ???
Nisy dinika nandeha tao ambany tao ary nandeha ny resaka hoe olona napetraka tany amin'ny sehatra maro tany izany. Ny tena tiana ahatongavana eto dia ilay kitranoantrano ka na tsy ao aza ilay compéte... tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2009 10:40
essera ( 10/04/2009 07:37)
Misy efa manao hevitra bontolo fotsiny ...
Misy izany amintsika mpisera namana sasany dia efa manao resaka bontolo fotsiny. Raha tena olona mieritreritra ny sasany dia tokony efa mba nitony androany satria na ny mpitarika anareo aza efa mahats... tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2009 09:24
essera ( 10/04/2009 06:17)
Raha mahay manararaotra ny 8 + 2 dia mety mba 10/10
Salama e, Raha ny vaovao farany heno omaly dia mety raha manaiky ny fandaminana omaly ireny ny roa tonta. Ilay fandaminana moa izany dia ny fanendrenan-Ra8 an'i Mr Tabera ho praiministra-ny. Raha n... tohiny
essera ( 09/04/2009 12:19)
Alahelo diso toerana ve ?
titre tantara mitohy amin'ny radio madagasikara izany hono io : Dia misy ilay mpiondana ara-dalàna manao tena : [u][i][b]alahelom-boangory no hanenjehana voa... vô.... vô.... ta maina[/b][/i][/u]... tohiny
essera ( 09/04/2009 11:57)
Ity no tena tanjon ny mpitondra mikambana ao am SADC
Aiza d hifanasa vangy eto ve mandritry ny herinandro fa ity raha tianareo ho fantatra ny tena tanjona tamin'ilay fivoriana antampon'ny filoha afrikana saika hatao teto amintsika : [quote]Un ministr... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:01
essera ( 09/04/2009 09:23)
Momba ny Unité Africaine ?
Mba manontany ihany aho ry reto hoe tena hatraiza marina moa izany no tena tanjaky ny Unité africaine ireto économiquement. Eo amin'ilay économiquement angamba no tena iresahako kely hoe mety maha... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:39
essera ( 09/04/2009 08:33)
Volon'andron'ny mpanohitra ? toy ny ririnina.
Jereo tsara ange fa efa lasa mihaina à l'inspiration du jour ny mpanohitra. Alatsinainy : manaiky hifampidinika Talata : miongana Tgv Alarobia : Manaiky izahay raha... Alakamisy : ho avy ny invit... tohiny
novalian'i essera ny 09/04/2009 10:03
essera ( 09/04/2009 07:19)
Eto aloha dia tsy nitombina ilay telo volana !!!
Samy naheno tsara an'ilay fanambarana omaly angamba isika momba an'ilay hoe alamino ao anatin'ny 6 mois aloha ilay fandehany. Ekena dia ekena fa tsy neken'zareo ilay résultat an'ilay assise. Tsy man... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:54
essera ( 09/04/2009 06:58)
Ho anareo mampitandrina ???
Sao dia mba mifamadika ilay olona tokony hiteny ? Ny adklén-ny mpanohitra amin'izao fotoana dia ilay hoe : - "Domy ary aho raha sahy elah." - "Peho ary ny tanako raha sah elah." --> Mitady fo... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:59
essera ( 08/04/2009 11:53)
Supposons que le Groupe TIKO n'existait pas
Somary matematika kely izany io hitondrako azy io, dia tsy nisy ary tsy hisy mihitsy ve ny mpandraharaha hanao ny zavatra nataony ? Valiny : - [u]Nisy[/u] aloha ny mpandraharaha nanao ny asa izay ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 20:29
essera ( 08/04/2009 10:04)
Rdv zan dans 3 mois ?
Tandremo ary RaHery miala pà araka ny tenenin'i Oay a. Jereo ihany lé lojikan-javatra eto e. Izao fotsiny jerena. Avelan'ny TVM mandeha ny zavatra ataon'ny pro-fitondrana teo aloha. Tsy sakanana ... tohiny
novalian'i essera ny 09/04/2009 04:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0327