Mamy kely ho an BoysGoss

1. essera ( 17/04/2009 09:27)
Zavatra tsy azo hiodivirana io ary sarotra be ho an'i Filoha Marc RAVALOMANANA ny hamela izao firenena efa niarindoha ny toe-karena no hialana ary avela ho viravirain'ny ireo olona mpanao barofo.

Sarotra aminy ny hiverina eto ry ngah fa ny do-tandroka tsy maintsy atao. Ary raha miverina eo aza mifoifoy volo toy ny totozy latsaka tao anaty dalle.
Tsy nisy koa izany firenena niarin-doha izany fa folaka angamba ny hatony teo aloha satria no-monopoliser-na ilay toe-karena harenina.

Azony natao ny tsy niverina ary raha ireo fananany simba ireo azony namidy tamin'ny Amerikanina izay efa nanome sosokevitra azy ny tamin'izany.

Azony natao koa ny tsy nitsoaka. Ny Amerikanina koa ve hidi-kizo amina zavatra efa hitany fa tsy mazava tsy izy indray no sahirana eo avy eo. Zavatra tsy possible io.

Saingy ny fitiavan-tanindrazana no tsy namela azy ary indrindra ny vahoaka maro an'isa izay tantsaha ny 80%, zah alou faly mihintsy hoe tantsaha Malagasy lasa mba maharaka ireny teknolojia ireny (manana portable, mahavidy DVD, TV Couleur, mahavidy motoculteur, manana omby vavy be ronono).
Ary na ohatrinona vidin'ny kilaon'ny vary zah mbola hividy na dia 2000 Ar ary ny kilao ny vary ho fitsinjovana ny tantsaha.
Mihevitra ve ny TGV fa misy vary hoaniny eo raha "demotivé" ireo tantsaha ireo fa mora loatra ny vidimbokatra. Manafatra ary no atao fa tsy ampy ny eto.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0658