Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i essera, milahatra araka ny daty
essera
(
30/03/2009 08:12)
Frantsay ? Inona izany ny marina ?
Ilay vaovao mba nanaitra androany angamba dia ilay fanambarana nataon'i Alain Joyandet (Ministra frantsay) milaza fa Ra8 no président en titre.
Dia ahoana hoy n pro-ra8 amin'io. Mbola ao ambadika ...
tohiny
novalian'i essera ny 30/03/2009 09:57
essera
(
30/03/2009 05:52)
Nahilika ve ny TIM tamin'ny assise nationale ???
Salama daholo e !!!
Misy izany ny mpanao diversion eto amin'ny tanàna sady miezaka manao magie. Mba gaga ihany aho nahita lohanteny hoe : "nahilika ny TIM momba ny assise nationale", nefa koa mba...
tohiny
novalian'i essera ny 30/03/2009 10:00
essera
(
27/03/2009 13:13)
8 bonnes raisons pour convaincre Ra8 de rester au Swaziland
Tena mety be amin'i Dada Ra8 ny mijanona any Swaziland fa tsy angano. Misy antony maromaro ireto fa tsy hoe mandeha comme ça fotsiny :
1/ [b]Tsy azo anaovana antoko politika ary raranan'ny lalam-p...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:42
essera
(
27/03/2009 12:12)
Biby tsy manan-doha tsy mandeha lavitra.
Ny olana misy eto amin'ny firenena izao dia io resaka biby io :
- Ny avy amin'ny TGV io :
Ny olana dia miseho lany ry be volombava sasany teo aloha hoe izahany no tena vrai ni-démarre an'io fa tsy ...
tohiny
novalian'i KALACK ny 27/03/2009 18:43
essera
(
27/03/2009 09:59)
Efa tapaka ny famatsiam-bolan'ny TIM
Salama daholo,
Rehefa nandinika aho izany dia miandry ilay audit angamba no azo ilazana azy, na inventaire, n'inon'inona e rehefa ahitana ny marina momba an'ilay gaboraraka be vita teo aloha no ten...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:51
essera
(
27/03/2009 06:12)
Aoka tsy hokitikitihina ny fiangonananay !
Aleo hipetraka tsara ny fiangonanay satria :
Misy antokon'olona tsy mankasitraka ny nidiran'i Arsevekan'Antananarivo tamin'ny zava-niseho teto amin'ny firenena na niditra tao daholo aza ni fiango...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:53
essera
(
27/03/2009 05:37)
Valin'ilay fanontaniana napetrako omaly hoe : "Zavatra 2 tsy
Valin'ilay fanontaniana napetrako omaly hoe : "Zavatra 2 tsy zakan'ny Ra8"
1/ Tsy sahy miteny izy hoe "Jesosy Kristy".
"Asaivo miteny ange Dada hoe Jesosy Kristy", dia tsy adika akaiky kely hoe "fia...
tohiny
novalian'i jeanpierre ny 27/03/2009 11:49
essera
(
26/03/2009 14:34)
Tsiambaratelo. Zavatra roa tsy zakan-dRa8.
1/ Iza no efa naheno an'i Dada niteny hoe Jesosy Kristy.
2/ Iza no efa naheno fa sahy manao fanambarana ny hareny i Dada.
Ireo izao dia vitan'ny TGV.
Tsotra kely ireo a. Izaho izao mahavita an'...
tohiny
novalian'i moi ny 27/03/2009 10:34
essera
(
26/03/2009 13:59)
Ny aza mba voany ihany ? Sa ahoana Dada hi hi hi
Mbola tsara e... Mba tiako izay fifampiarahabana izay. Fa ny nampalahelo anah tsy tratran'ny brouillage le station nahenoko azy fa tapaka par défaut.
Ity misy mba andian-teny kely omena anareo :
...
tohiny
novalian'i Andribe ny 26/03/2009 20:46
essera
(
26/03/2009 12:51)
Efa vonona ny TGV amin fandraisana ny SADC
Tompokolahy sy Tompokovavy,
Efa voaray ny hetahetanareo ary efa vonona koa izahay amin'ny fandraisana ny SADC. Ny SADC moa izany ho antsika somary tara dia :
[b][u]S[/u][/b]azy [u][b]A[/b][/u]mp...
tohiny
novalian'i KALACK ny 26/03/2009 16:26
essera
(
26/03/2009 09:00)
Fiverenan'i Ravalomanana hoe ??!!
Salama daholo e,
Mba teneniko ihany kosa ry mpisera fa tsy nisy niteny mihitsy hoe tsy mahazo miverina Ra8. Fa dia miandry azy izahay amin'ny fiverenany mba hitafatafa raha sitrany fa tsy anaovany ...
tohiny
novalian'i be1 ny 26/03/2009 20:23
essera
(
25/03/2009 14:50)
Hanafika ny armée malagasy hoe ny armée afrikana ?
Sao dia tsy mahalala ny lalana iraisam-pirenena ny olona niteny an'io eo amin'ny sujet eo ambany eo.
Na tsy nanao droit aza aho dia mba mahafantatra hoe tsy azon'ny firenena hafa atao ny miditra a...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:31
essera
(
25/03/2009 13:56)
Aza mifanendrikendrika rehefa voky ronono an-t...
[u][i][b]Tantara tena marina fa tsy noforonina na notaterina.[/b][/i][/u]
Mba nahatsikaiky ahy ilay hevitra natsipin\'ny am lé oé \"tsy mahatanty demokrasia ny tgv.\"
Tsy azo atao kosa angamba...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 21:43
essera
(
25/03/2009 11:21)
Tena ilaina kay ilay hoe Laïcité de l'Etat
Tamin'ny voalohany aho izao niteny hoe somary nisy antokom-pinoana iray tadiavina atao antokom-pinoanan'ny fanjakana.
Dia tadidio ity daty iray ity sy ny ora fa anontaniako anareo rehefa vita ny fi...
tohiny
essera
(
25/03/2009 08:21)
Aiza koa ary zé Capsat sy Bani sy RFI teo.
Dia toy ny tantara tamin'ny afera fampisotroana maloto ihany izy ity. Dia hita fa nisy poids be ny fidiran'ny capsat tamin'ny fampiatoana ny emmonat.
Dia izao indray lazainy fa hifanafika. Dia nivo...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 23:21
essera
(
25/03/2009 06:55)
Ny marina momba ilay fampisotroana maloto Pasitera
Herinandro mahery kely izay no nanoratako teto amin'ny forum hoe :
Izany hoe iray andro tao aorian'ny ny nanambaran'ny komity tao amin'ny FJKM [u][b]"nampisotroina maloto"[/b][/u] (au sens propre) ny...
tohiny
novalian'i pitchou ny 26/03/2009 03:23
essera
(
20/03/2009 14:21)
Aleo handray andraikitra ny tanora ry BEVOLOMBAVA ISANY
Maninona moa raha avela hanao ny asany ilay miakatra eo aloha.
Vao manomboka ilay zavatra dia efa ny fanakorontanana no manomboka. Miala tsiny aho Dada8 fa ianao aza iny efa mba nanaja tena fa iret...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2009 20:54
essera
(
20/03/2009 12:48)
Ny marina am\'lay fampisotroana maloto Pasitera (vao2 farany)
Vaovao mba hitako tao amin\'ny gazety en ligne iray ity :
Raha izaho no mpanao enquête dia lasa tsy mitombina ny fitoriana apetraky ny fiangonana raha izao fa lasa raha tokony sazy \"gadra mandrap...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:38
essera
(
20/03/2009 08:07)
Incroyable : fin contrat 18 mars ny pacte Ra8 et chiffre 7
Tsy mampino ahy ity fa document efa azoko 2 volana lasa izay dia indro fa tena nitombina ilay izy.
Tsy minomino foana aho fa mahalasa saina ihany :
1/ Raha sendra nanopy maso tamin'ilay sarina ...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 12:27
essera
(
20/03/2009 05:37)
Mankatoa ny TGV ve ny firenena hafa
Lasa resabe io ka aleo mba hilaza ny hevitro aho. Raha nahatadidy tsara ianareo tamin'ny 2002 dia tsy nisy firenena tonga nanantona haingana ny fitondrana vao nijoro.
Tamin'ity dia naninona no tong...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 20/03/2009 08:39
