Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i essera, milahatra araka ny daty
essera
(
20/03/2009 05:01)
Ny marina momba ilay fampisotroana maloto Pasitera
Mampahery ny filoha sy ny vahoakan'Andriamanitra ao amin'ny fiangonana FJKM tamin'ny zava-niseho tao amin'ny capsat iny.
Ny mba tiako ampitaina eto kosa anefa dia izao, sao dia mba nisy diso na ny ...
tohiny
novalian'i Landrymimi ny 21/03/2009 04:28
essera
(
19/03/2009 13:00)
valin'ny (RAHOVIANA NO MANOMBOKA NY MANIF CONTRE TGV )
Aleo aloha isika amin'ny asabotsy miara manao : "Hobio hobio eny Mahamasina".
Reheka afaka 24 mois indray raha tsy milamina dia miara-manao "Homboy homboy". Fa omeo fotoana aloha izy e. Rehefa ts...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:41
essera
(
19/03/2009 11:08)
Anjaran'ny TIM sy pro ra8 indray izao !!!
Tsy aleo ve tsy mandany andro manoratra intsony ry zareo Tim sy ny sisa fa atao manaitra daholo ilay titre nefa resakareo ao an-trano mifanimpy vao2 tsy marina ilay izy.
Mandehana mankao amin'ny so...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:04
essera
(
19/03/2009 09:59)
Ho an'ny pro Ra8.
Mahavariana fa dia lasa ianareo indray izao no mpanao calamité. Raha mijery ny sujet rehetra eo ambany aho dia tena mazoto manoratra tokoa ianareo fa ny mahagaga ahy dia lasa mpiasan'i Radio Mada d...
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 19/03/2009 12:24
essera
(
18/03/2009 12:18)
Les victimes de Ravalomanana
Mba te hanontany anareo aho ry reto haka information sy hifanakalo hoe iza avy no nataon'dra8 nahita. Izay fantatro izany no teneniko dia manampy ianareo dia mba asio antony raha sitrakareo fa tsy end...
tohiny
novalian'i essera ny 19/03/2009 11:21
essera
(
18/03/2009 08:25)
Tsy tokony himenomenona ny pro Ra8
Tokony tsy himenomenona ry reto nareo a. Ny antony dia tsotra :
- [u][b]Novidian'i TGVny miaramila sy ny etc.[/b][/u] Iza no nanomboka an'io zavatra io raha nisy raha tsy efa tany am Ratsiraka nit...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 18/03/2009 14:11
essera
(
18/03/2009 06:11)
Ny antony nialan'i Ravalomanana
Salama daholo é.
Ho an'ny mpanohana an'i Ravalomanana sy ny mpomba an'i TGV.
Efa maro loatra tato ho ato ny tsaho sy ny fandranitana na avy amin'ny andaniny na ny ankilany. Izao dia lasa ny TIM...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/03/2009 14:42
essera
(
17/03/2009 13:37)
Tena vola be no voaroba ! Ity no porofo !!!
Salam lékoum
Mapmé anah mits reto le olonaz. Izao indray dia mifamadika indray ny eny am tanana eny aminay. Mivory daolo ndray ny TIM (andrimasom-pokonolona) manao barrage. D ny TGV indray no man...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:49
essera
(
13/03/2009 09:41)
Tena marina ity zavatra ity !!!
Hoy "Oay" hoe :
[quote]Ny voady natao ho an'ny Tanindrazana fa tsy natao ho an'olontokana.
Hilaza ianao hanao hoe ka io no filou lanimbahoaka tsy mandà an'izany aho fa na inn lazainao na inn laza...
tohiny
novalian'i zoozoo ny 13/03/2009 15:32
essera
(
13/03/2009 05:20)
Diso fanantenana am politika d avadika fivavahana !!!
Salama daholo ry namana mpisera !
Tao anatin\'ny andro vitsivitsy izay dia tsy haiko na nahatsapa ianareo mpisera namana fa niova any amin\'ny resaka fivavahana indray ny paik\'ady ampiasaina ato a...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:14
essera
(
12/03/2009 13:13)
"sitlo" Aza kitikitihina ny fiangonan'olona
Efa hatramin'ny ela no kitikitihan'-drangah foana ny eglizy katolika. Teto amin'ny forum politika anefa dia tsy nisy niresaka loatra fivavahana hafa mikambana ao amin'ny FFKM ny mpisera.
Mahita amb...
tohiny
novalian'i essera ny 13/03/2009 05:49
essera
(
12/03/2009 03:42)
Aleo mba mifandray tanana amin'izay ry zalah
Salama daholo indray,
Mbola mba miangavy ihany ry zalah oe atsaharo ilay fihantsiana sy ny sisa a. Jereo ange ny sujet foronin'ny sasany fa tonga hatrany amin'ny resaka foko.
Ataoko angamba fa t...
tohiny
novalian'i sitlo ny 12/03/2009 09:19
essera
(
11/03/2009 13:13)
Aoka izay ry zalah fa aza miady intsony. Kony a !!!
Aza ilay olona mihira sy ny fironany amin'ny politika no jerena ange ry zareo fa ilay hevitra nampitainy, dia hitako tena marina daholo ilay voalaza.
1-Oay reto isika e(2)
fa mifanenjika sy mifand...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 11/03/2009 14:33
essera
(
11/03/2009 07:31)
Mba atsaharo amin'izay ry zareo ny fifandrangitana sns
Salama daholo,
Sujet napetrako teto io lohateny io omaly. Na fantatry ny sasantsasany aza ny fiandaniako amin'ny mpifanandrina izao, dia amiko, matoa ra8 ry zalah efa niaky omaly hoe nisy hadisoana...
tohiny
novalian'i essera ny 11/03/2009 09:50
essera
(
10/03/2009 11:55)
Mba atsaharo amin'izay ry zareo ny fifandrangitana sns
Salama daholo,
Ry zareo, sao dia tokony hatsahatra amin'izay ny fifandrangitana sy ny fifankahalana fa efa latsaka tanteraka amin'ny hantsana ny fihavanana maha-malagasy.
Itony fitaovan-tseraser...
tohiny
novalian'i Oay ny 10/03/2009 13:08
essera
(
09/03/2009 07:58)
Mbola fotoanany izao ry zalah !!!
Zao zalah,
Azo nialana daholo ny zava-nitranga rehetra teto amin'ny firenena, fa atao azafadin'ambaniandro ilay izy... Tsy misy resaka foko eto fa fomba fiteny a.
EFA ELA NO :
- niezahanareo na...
tohiny
novalian'i essera ny 09/03/2009 09:05
essera
(
09/03/2009 06:09)
Fa maninona no manao be sofina. Milamina isika ?
Salama daholo ry malagasy namana,
Ireto no zavatra nitranga :
- Nivory ireo officier sy sous-officier teny Andohalo tamin'ny asabotsy.
- Ny alahady folakandro, nanao démenti ny avy amin'ny prés...
tohiny
novalian'i mion ny 09/03/2009 08:58
essera
(
06/03/2009 09:55)
Incident de tir sa tena intentionnel ?
Efa omaly aho ry zareo dia efa niteny teto hoe misy tsy tena miaramila nahazo fiofanana ange ireo e. Dia hoy ilay madama iray izay namaly ahy hoe, be fialonana an'ilay marque "adidas" essera.
FIJER...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:44
essera
(
06/03/2009 05:31)
Fomba hanafoanana ny copie/coller
Atao taratasy misokatra izy ity :
Azo atao tsara ange ny manafoana an'io Mr Hery tompon'andraikitra raha toa ka isaky ny mahazo focus ny contrôle iray dia desactivé ny ctrl + v sy ny contrôle + ...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 21:57
essera
(
05/03/2009 11:44)
Nahazo loka Honoris GUINESS momba ny "NOMINATION" Ravalo
Arahabaina ny filoha hajaina Ravalomanana fa nahazo ny record mondial ao amin'ny livre GUINESS satria [b]tao anatin'ny fotoana fohy dia fohy dia nahavita ni-nominer olona anjatony[/b] izy ary nanala o...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:33
