Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i essera, milahatra araka ny daty
essera ( 05/03/2009 11:02)
Tsy resaka "SIFIRITY" ity fa resaka ADIDAS EMMONAT
[i][b]Lé magie ana rangers nivadika ho adidas ihany lti ty a.[/b][/i] Mapmé ange r zalah Ravalo, lé olona manaraka ato ambaniny rehetra koa sady marionette no apondra. Manomboka any am praimin... tohiny
novalian'i nanah01 ny 06/03/2009 05:12
essera ( 05/03/2009 09:57)
Ravalo ô. Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.
Tsy hitako mihitsy izay tsy itovizan'ny mahazo an-dra8 am ratsiraka. Ny fehim-potoana no tokony ho ho jerena na fohy2 kokoa na lavalava. Iza ilay niteny oe : miala fotsiny ianao d zay. Tao amin'ny... tohiny
essera ( 05/03/2009 09:01)
Vaovao lehibe : nahazo adidas ny EMMONAT.
Salama daholo a, Ahoana ny hevitry ny mpankasitraka ny fitondrana sy ny mpiandany amin'ny mpanohitra amin'ilay emmonat nisy nanao adidas omaly (dé lazaivo fa mandainga ndray). Mbola tsy nahita oh... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:34
essera ( 05/03/2009 06:48)
Ny momba an'i TV PLUS
Hoy arinofy omaly hoe : [quote]12. Mpandefa : ARINOFY [ Valio ] 04-03-2009 13:37:32 Lohateny : Re : Naninona ny TV PLUS no tsy nisy nandoro Ra ny momba ny invité de zoma alo de miaiky za f... tohiny
novalian'i nanah01 ny 06/03/2009 05:28
essera ( 04/03/2009 12:04)
Aza manao ady kanosa manao pseudo (xxx) fa sahia
Asehoy le anarana fa maninona no mamely matahotra. Tsy misy hazon-damosina Asehoy ilay pseudo fa io aza ange efa fiafenana ny pseudo maika fa ny xxx rehefa hanoratra (mpanoratra : tsy lazaina) h... tohiny
novalian'i tsinjo ny 05/03/2009 07:23
essera ( 04/03/2009 11:16)
Naninona ny TV PLUS no tsy nisy nandoro
Izany ve dia mbola tsy fantatry ireto olona mivavaka masirasira ireto. Mba henoy tsara fa raha misy ny mpandefa vaovao tena demokratika dia tsy misy ohatra an'io fahitalavitra iray io. tsy miteny ny M... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 04/03/2009 13:02
essera ( 04/03/2009 09:19)
Efa narehitry Ra8 io afo io vao resy teo am Communale TIM
Mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe : raharaha notadiavina ange ny an'i Ravalo é. Naninona ilay bandy kely DJ io no nenjehina sy nosakanana vao niakatra teo amin'ny CUA. Efa notadiavin'lisany io r... tohiny
novalian'i njara2007 ny 04/03/2009 11:37
essera ( 04/03/2009 06:12)
Valin'nlé hoe mahay mitolona ve ny Malagasy
Diso be ilay resaka hoe mahay mitolona na tsy ny Malagasy. Tadidionareo tsara fa ireo firenena laharana 5 voalohany matanjaka indrindra eto an-tany dia nandalo zavatra be dia be vao tonga tamin'ny nis... tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 14:47
essera ( 03/03/2009 11:38)
Mba asio bouton mi-signaler abus le forum topko
Mba asio bouton mba mi-signaler abus ohatran'ny forum rehetra ireny ry zalah mpamorona ity trano-kala ity fa dia misy ohatran'ny any amin'ny bar mihitsy ny sasany manoratra.... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 16:35
essera ( 03/03/2009 11:36)
Le teny ratsy rangah mba ajanony
tony bandy itony d tena efa maimbo noho ny maimbo ary ambany noho ny ambany ny toe-tsaina. tsimatimanota no pseudo Miala tato elah fa etsoiko mpiandry eo ah Jereo ity teneniny ato [url]http://f... tohiny
novalian'i Annie2006 ny 03/03/2009 13:23
essera ( 03/03/2009 09:00)
Tianareo ho fantatra le bandy mpandroba ao am 13 mai ???
Salama daholo, Tamin'ny asabotsy lasa teo, raha nandeha hiakatra ny tenanay dia nisy andiana bandy jiolahim-boto eo ho eo amin'ny 100 ka hatramin'ny 200 eo niainga avy aty Behoririka (avance center... tohiny
novalian'i Noue ny 03/03/2009 11:33
essera ( 27/02/2009 10:10)
Sao d mora loatra ra8 le excuse
Mbola salama tsara, Misaotra ny namana Hery nanakana an'ilay rangorivao96 moa izy teo. Ary mba irariana mba ho ady hevitra mihamiakatra no atao ato, ary mba ho constructif koa e. Fa ny tena tiako ... tohiny
essera ( 27/02/2009 04:01)
Esory le mpanimba forum sasany ireo
Salama é Mba angatahana mihitsy ny modérateur mba hanala an'ilay bandy manoratra teny ratsy ato fotsiny. Amiko tsy maninona na hifanasa vangy aza fa ilay teny ratsy mba rehefa any amin'ny sis... tohiny
essera ( 26/02/2009 04:52)
Ho an'ny PRO RA8
Salama daholo, Raha manoratra eo ambony aho hoe PRO-RA8 dia tsy midika fa mpanohana TGV saingy : Mba hanome ny hevitro manokana kosa aho anefa momba an'ireny omaly ireny (ny tsy fahatongavan'ny... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 15:36
essera ( 25/02/2009 12:15)
Mitady tononkira
:D :D :D Iza ry reto nareo no manana tononkiran lé oe : "NDAO APIO DÉDÉ RATSIRAKA MBA ANATATERAK ILAY FITENY MAMY OE... :D :D :lol: :lol: Dia ian ko mba tadiaviko SAMY... tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 13:07
essera ( 24/02/2009 13:29)
Ny momba ny filoha hajaina RAVALOMANANA
Maka seza mihits aloha d vakio tsara. Mety mandainga aho fa mety hino ihany ianao indray andro any. :lol: :lol: :lol: :lol: :miam: :miam: :* Genèse DE TIKOLAND ou EMPIRE TIKO En 7 a... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 25/02/2009 11:33
essera ( 16/02/2009 09:45)
Mba sokafy ny maso ry zalah . . .
Dia mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe efa tena TROP TENA TROP ange no ataon'i RAVALOMANANA E. Dia mba mety ve ny mbola hisosoanao hiditra vice-président FJKM ihany fa dia maninona no tianao hid... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:57
essera ( 23/09/2005 08:55)
Fisolokiana amin'ny internet
Mba mitandrema ihany isika, mitady asa sy ny sisa. Misy mpisoloky tena dadany be eto amin'ny tanana. Tamin'ny telo na efa-bolana lasa izay dia nisy Agence de recherche d'emploi ao Douala Cameroun ao n... tohiny
novalian'i Naliy ny 26/09/2005 21:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0338