Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i essera, milahatra araka ny daty
essera
(
25/04/2009 04:58)
fijo , noue , sy ireo sasany andevon-dra8
Tena henjana koa ny nahazo anareo omaly iny a. Ary tompony "namanabe" a.
Nareo wa ba hendry fa nvanitika be mits a nahita ny hatezeran'n namanabe am nareo reo. Penguin ar ts itako tampoka ndray.
Nga...
tohiny
novalian'i Oay ny 27/04/2009 09:27
essera
(
25/04/2009 04:28)
Ilay faty olona teo Ambohijatovo ???
Tena mampalahelo ary mampahonena ireny zavatra mitranga ireny. Manana namana tsara miasa eo ny tenanay ary tena nahita ny zavatra nitranga teo.
Izay nijery tam tv dia nahita an'ireny natao interview ...
tohiny
novalian'i Oay ny 25/04/2009 15:39
essera
(
23/04/2009 12:34)
Vao2 farany amin'ny korontana androany
Tena misy ilay korontana fa tsy hiteny aho akory hoe tsy misy saingy ny mahavariana dia "Izay mifanena amin'ny MPANARA-DALANA sy mpiondana" dia vizaniny tena ara-bakiteny. Izay no zavatra fanampiny an...
tohiny
novalian'i fanou14 ny 24/04/2009 07:49
essera
(
23/04/2009 09:46)
Efa hatrin'ny omaly aho no lasa saina !!!
Nisy fanontaniana napetrako omaly hoe : "naninona no nangingina ny ara-dalàna". Raha ny fijeriko manokana dia mino aho fa samy hiara-hanongilan-tsofina amin'ilay "Ampamoaka rahampitso angamba".
Ny...
tohiny
novalian'i majakely ny 24/04/2009 12:03
essera
(
23/04/2009 08:57)
Vaovao mampahery an'Ifiona ???
Misy fanontaniana vitsivitsy ireto mba hanaitaitra an'Ifiona :
1/ Maninona kay Dada no mampiresaka foana fa tsy mety miverina mihitsy.
2/ Maninona Tabera no tsy nety natao praimnisitra na tsy natao ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:47
essera
(
23/04/2009 08:42)
Fanontaniana am Rahery ?
Tena misy miteny irery ato am forum ato a ? Ohatran'izy ihany no mandefa an'ilay sujet dia izy ihany no mamaly ?
Tsy haiko na izay ilay nalefan-draHery eo ambany io koa fa ohatran'ny mapmé. Tsy mahi...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 23/04/2009 18:35
essera
(
22/04/2009 13:13)
Inona marina ny mission-ny TGV
Tsy Andry ange no te ho président ny république e. Hisy ho tezitra izao :
Raha nijery ny fandehan'ny toe-draharaha ianareo dia ny fanapahana ny lohan'i Ravalo no tena mission nataony. Rehefa vita i...
tohiny
novalian'i Oay ny 23/04/2009 06:00
essera
(
22/04/2009 09:28)
Fa maninona no mangingina ny pro-tim
Mahagaga fa tsy dia henoheno intsony miady hevitra ambony latabatra fa ny ankabeazan'ny resaka ao sisa ho an'ny mpiondana dia :
Ireto avy ny cible :
bla bla
bla bla
bla bla
ry légaliste pac...
tohiny
novalian'i nanah01 ny 23/04/2009 08:15
essera
(
22/04/2009 08:44)
Efa tsy miasa intsony ny cellule grise-n'ny pro-Ra8 !!!
Efa mi-tourne ary fa efa entin'ny TAOVA hafa izao ny mpankasitraka ny ara-dalàna satria tsy nety daholo izay zavatra noeritreretina hiseho toy ny :
- Fiverenan'i Dada
- Ny intervention ataon'ireo...
tohiny
novalian'i essera ny 23/04/2009 09:53
essera
(
22/04/2009 04:54)
Ahoana ilay AMPAMOAKA amin'ny zoma !!!
Naheno tsara an'iny angamba ianareo omaly e ?
Teo aloha ry zalah raha nisy izany dia lasan-ko vavany fotsiny ihany tamin'ny nidiran'izay mpitondra nifanesy teo. Niala Ratsiraka dia nanamafy Zafy fa...
tohiny
novalian'i reeves ny 22/04/2009 11:48
essera
(
22/04/2009 04:18)
Retour en éclat !!! MPANARA-DALANA
Salama daholo,
Angamba samy naheno na n version avy amin'ny Hasina na avy amin-dra8 omaly ka anjarantsika ny mandray sy mino ary mahatoky izay voalaza.
Ny nanaitra kely ny saiko fotsiny dia soma...
tohiny
novalian'i essera ny 22/04/2009 06:40
essera
(
21/04/2009 08:49)
Saika nomeko rariny ihany kanefa. . .
Raha mijery ny adihevitra ao ambany ao aho dia mahita an i Raboysgoss miakatr'afo be ohatra ireny in reny. Tsy ao intsony ny momba an-ndragah fa mieritrereta. I boysgoss mpidradradradra ho ara-dalàna...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:50
essera
(
21/04/2009 07:39)
Iza indray izao no insurrectionnel
Ray aman-dreny Manandafy o, marina fa izay ianao vao mba tena nahazo toerana praiminisitra hatramin'izay nitondranao antoko izay fa na izany aza efa mitsibandika izao ny lasa ka ianao indray no "gouve...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:13
essera
(
21/04/2009 05:26)
Fanambarana : Ny nitiavako an'i TGV
Salam daholo a,
Efa sasa-miandry ry namana isany momba an'io point io ka dia indro ary ny valiny :
[u]Ny itiavako an'azy[/u] :
- Ra-Andry dia bandy manana tena ambition handroso.
- Manana faha...
tohiny
novalian'i coucou2 ny 21/04/2009 11:00
essera
(
20/04/2009 13:21)
Fanambarana : Ny antony nitiavako an\'i Ravalo ?
Ho an\'izay te hahafantatra kely ny antony tena nitiavako an\'i Ra8 tamin\'izany fotoana dia tsotra :
[u]Ny nitiavako azy[/u] :
1 - Kristianina izy satria nilanja ny maillot an\'i FFKM ka dia velom...
tohiny
novalian'i nancy ny 20/04/2009 16:19
essera
(
20/04/2009 12:26)
Sinema no betsaka ry zalah
Io voalazan'i Oay eo ambany io momba ny fanambanana basy sy ny nitsoaka tany anaty ala dia efa ela dia ela tokoa no nazavaiko. Ary dia mitovy tsy mifanalavitra amin'io mihitsy ny fanazavako azy.
[u]T...
tohiny
novalian'i locl ny 20/04/2009 16:12
essera
(
20/04/2009 11:27)
Moa rehefa sarotra tenenina nareo d ...
Hoy ilay ranamana tao ambany tao hoe : "Matahotra angaha". :-P
Mahatsikaiky koa nareo a. Ohatra ireny olona efa tsy misy afitsoka ireny intsony eo ambony kianja nefa mbola miseho mafy be ihany. Ka...
tohiny
novalian'i molota ny 20/04/2009 12:49
essera
(
20/04/2009 09:44)
Fahendrena ho anareo ny mipetraka kely aloha
Hoy ny vazaha hoe : "on est sur le méme bateau". Ka raha rendrika io dia miaraka mihinana isika rehetra.
Toro-hevitra tsotra sady mahomby : "Aleo ra-TGV hanao ry penguin sns..." hanaporofoany ny mah...
tohiny
novalian'i penguin ny 20/04/2009 14:06
essera
(
20/04/2009 09:17)
Mba hampitony ny toe-draharaha dia . . .
Koa satria moa izany ianareo mi-insiste be amin'ilay hoe "avereno dadanay" na dia tsy nisy nandroaka azy aza. Dia aleo hovaina kely indray ny fomba firesaka :
Izaho dia manao fanambarana fa : "Aver...
tohiny
novalian'i daomania ny 20/04/2009 11:40
essera
(
20/04/2009 06:58)
Tsy maintsy miverina Ra8
Salama daholo,
Tena efa lasan-ko vavany sisa ilay prezida fahiny ka dia mamely ny \"Ho avy aho, ho avy\". Dia ny mpanara-dia rehetra amin\'io :
8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O...
tohiny
novalian'i essera ny 20/04/2009 08:10
