Iza indray izao no insurrectionnel
1. essera
(
21/04/2009 07:39)
Ray aman-dreny Manandafy o, marina fa izay ianao vao mba tena nahazo toerana praiminisitra hatramin'izay nitondranao antoko izay fa na izany aza efa mitsibandika izao ny lasa ka ianao indray no "gouvernement insurrectionnel".
Rehefa tena nandinika aho mantsy dia asaina manenjika score ny mpitolona avy am ry "ara-dalana", hono fa tsy tena siora aho mantsy. Isaina ny olona aty nandritra ny tamin'ny TGV dia ampitoviana dia justifier ilay tolona avy eo.
Ravalo angah maninomanin am zany, fa izy aza sahirana amin'ny hamerenany ny tenany.
Izao fotsiny ry mpiondana isany : "Ianareo izao no manao an'ilay hoe tazomy a fa matiko io" ka izaho tsy mamporisika fa zah ko alo tsy mitazona anareo.

novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:13
3. essera
(
21/04/2009 07:48)
Misy voatelina ny teny sasany teo ambony ka lasa mivadika ny dikany ka averiko kely :
Ray aman-dreny Manandafy o, marina fa izay ianao vao mba tena nahazo toerana praiminisitra hatramin'izay nitondranao antoko izay fa na izany aza efa mitsibandika izao ny lasa ka ianao indray no "gouvernement insurrectionnel".
Rehefa tena nandinika aho mantsy dia asaina manenjika score ny mpitolona avy am ry "ara-dalana", hono fa tsy tena siora aho mantsy. Isaina ny olona MATY nandritra ny tamin'ny TGV dia ampitoviana dia HI-justifier ilay tolona avy eo.
Ravalo angah maninomanin am zany, fa izy aza sahirana amin'ny hamerenany ny tenany.
Izao fotsiny ry mpiondana isany : "Ianareo izao no manao an'ilay hoe tazomy a fa matiko io" ka izaho tsy mamporisika fa zah ko alo tsy mitazona anareo.
4. halloween
(
21/04/2009 07:51)
Ny tena mampime ko de le praiministra eny antokotany ,, mahatsiaro anle oe ruePoblique ,, amzany ,,, Praiministran'Ambohijatovo fotsiny , mapmé be
5. essera
(
21/04/2009 08:10)
izay indrindra, tena faly aho, tena faly tena faly aho hoy ilay ranamana izay.
Efa Tatezamita rangah le revy zao fa in ar ty ?
Efa Tatezamita rangah le revy zao fa in ar ty ?
6. ravalotgv
(
21/04/2009 08:18)
praiminisitra andalambe
mpraiministra analakely
praiminisy andafiavaratra
praiministra
atsimoavaratra
iza zao no praiministra eto @ serasera
snifff
tchroufff
maniry otran ny anana
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
mpraiministra analakely
praiminisy andafiavaratra
praiministra
atsimoavaratra
iza zao no praiministra eto @ serasera
snifff
tchroufff
maniry otran ny anana
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
7. essera
(
21/04/2009 08:24)
Zah r zalah atao praimnisitra fa tonga d rapenguin no anisan'ny d'office omeko poste kle maits alo mba ts isendaotra be ambony ian.
Fa tandremo migafigafy eo kosa avy eo a.
Fa tandremo migafigafy eo kosa avy eo a.
8. tsiafoi1
(
21/04/2009 08:39)
Mahazo mirediredy daolo fa kely sisa izy ity rizalahy a.....
RAAAAAAAAAAAAAAVA HAT - RAVA TGV :D :lol: :o :lol: :)
9. bazylou
(
22/04/2009 00:17)
jereo koa fa afaka kelikely eo koaizao diahisy pm kabone!!!!! :-D :-D
10. pikatti
(
22/04/2009 01:13)
essera pm kabone,refa tsy mahay miresaka leity de ndàna any an-kaboné :-D :-D :-D