Mamy kely ho an BoysGoss
1. essera
(
17/04/2009 09:32)
Zavatra tsy azo hiodivirana io ary sarotra be ho an'i Filoha Marc RAVALOMANANA ny hamela izao firenena efa niarindoha ny toe-karena no hialana ary avela ho viravirain'ny ireo olona mpanao barofo.
Sarotra aminy ny hiverina eto ry ngah fa ny do-tandroka tsy maintsy atao. Ary raha miverina eo aza mifoifoy volo toy ny totozy latsaka tao anaty dalle.
Tsy nisy koa izany firenena niarin-doha izany fa folaka angamba ny hatony teo aloha satria no-monopoliser-na ilay toe-karena harenina.
Azony natao ny tsy niverina ary raha ireo fananany simba ireo azony namidy tamin'ny Amerikanina izay efa nanome sosokevitra azy ny tamin'izany.
Azony natao koa ny tsy nitsoaka. Ny Amerikanina koa ve hidi-kizo amina zavatra efa hitany fa tsy mazava tsy izy indray no sahirana eo avy eo. Zavatra tsy possible io.
Saingy ny fitiavan-tanindrazana no tsy namela azy ary indrindra ny vahoaka maro an'isa izay tantsaha ny 80%, zah alou faly mihintsy hoe tantsaha Malagasy lasa mba maharaka ireny teknolojia ireny (manana portable, mahavidy DVD, TV Couleur, mahavidy motoculteur, manana omby vavy be ronono).
Ny portable tsy tamin'ny andron'ny ra8 no niditra teto amintsika fa anontanio kely ihany aloha ny zanaky savony vava hoe "inon'ty nataon'lah".
Ary na ohatrinona vidin'ny kilaon'ny vary zah mbola hividy na dia 2000 Ar ary ny kilao ny vary ho fitsinjovana ny tantsaha.
Vavan'ny mamo io fa aza mirediredy. Sao enao mits rabozgoss no ho bokan-trosa eo vokatry ny amatisan-kambo. Tsy tokony ho voa mihitsy ny tantsaha fa novidiana mora2 dia mora ilay adklé dia novarotana lafo d lafo satria ny collecte nataon'olon-tokana. Mba mandehana any amin'dry Legaona sy ry Besisika dia anontanio azy ilay silo be ao ry tsamy e.
Mihevitra ve ny TGV fa misy vary hoaniny eo raha "demotivé" ireo tantsaha ireo fa mora loatra ny vidimbokatra. Manafatra ary no atao fa tsy ampy ny eto.
Fantaro tsara fa isika manondrana lafo fa mividy mora avy any ivelany, izay no politika efa nipetraka ela teto raha tsy fantatrareo. Maka information kely mikasika an'io (fanondranana vary malagasy). ary manafatra vary mora any ampita.
novalian'i essera ny 17/04/2009 11:15
2. mihitsy
(
17/04/2009 10:08)
raha za reo tim reo: mangina za de miandry ze hotohiny fa ts ry zareo ndray no manao vavan'ny maty an-drano sy manilika ny toetra ratsy vitan-dra8 ho ataon'ny hat. de vendrana daolo mantsy zahay malagasy tsy mahalala ny vaovao miseho, nenareo tele 1 sy radio 1 mpilaza lainga no henoinareo, na fantatrareo aza ny marina de odiana tsy hita, na oe olombelona mety ho diso, nandritra ny 7 taona? fa nareo very seza sy very fihinanana rehetra reo no mitabataba ato am forum, manao fitenin-jiolahim-boto ato
Manajà tena fa raha tsy mety ny ataon'ny hat atsy ho atsy de hiara-hanongana azy aminareo zahay fa aleo aloha zahay hiaina am-pilaminana, nareo no mbola manana ambim-bava tamindra8

3. BOYSGOSS
(
17/04/2009 10:23)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
Ary enao zany marary fo be ah !!! mbamisotroa olympiko de mba manaova sport fa mahatsara fo zany.
Ny hoe portable d zao raha nisy napiditra rehefa tsy nisy ny vola nividianana d tsy manana fa fohy loatra le fisainanao, tsy ny niaviny no zavadehibe fa ny manana azy.
Momba ny vary enao tambonivohitra io mintsy no mpanambaka tantsaha ka aleo ho lafo ny vary @zay mba hidiram-bola ny tantsaha fa ela niafina izy de mba mitovy.
Aminao folak'atoka ny toekarena hoy ianao ka mba lazao kely hoe hoatrinona zao ny devise @zao HAT zao? miaina ve ny toekarena ? :-D :-D :-D :-D :-D
NY MPANDROBA MAGASIN SY MPAKA AKERINY FANAN'OLONA NO MAKASITRAKA ZAO HAT ZAO.
Farany ry essera dia zao, tsy dia mahara-baovao enao, fatatrao ve ny nambaran'ny ambassade ny Etas-Unis t@ proposition-n'ny t@ Ra8? raha tsy fatatra dia miverena manao marche arriere fa efa ela io vao2 io

4. essera
(
17/04/2009 11:15)
voalohany aloha dia izao, mora valiana kely hatramin'ny farany izay hevitra aposakao rehetra.
Ny areti-po, izay very seza no tena tokony ho voan'iny. Ny olympiko azo soloina eau vive raha ilaina ny misotro rano.
1/ Fanontaniana apetraka amin'ny boysgoss, fahafiry Madagasikara eto Afrika amin'ny fisokafaa amin'ny resaka télécommunication.
2/ Iza no nametraka ny kihon-dalàna lehibe tamin'ny firosoana tamin'ny resaka téléphonie mobile teto.
Dia miampy kely, azonao atao ve ny mampiasa portable raha tsy nisy ny olona nanana initiative nampiditra an'io resaka gsm io. Ka fohy kely ihany boysgoss fa heverinao fa radio ny téléphone.
1/ Fanontaniana mivaly fanontaniana. Ohatrinona no nividianan'i Ra8 ny vary tao ambatondrazaka.
2/ Firy no tanimbary nototofany mba hitsinjovany ireo tantsaha VALOPOLO ISAN-JATO ?
Ny devis tompoko rehefa tsy mandeha dia vokatry ny balance export/import no mitondra an'io raha omena lesona fototra ianao. Ka raha mbola hilalao eo Ambohijatovo ianao dia hihena kokoa no ho izao io.
Ny mpandraharaha anefa efa firy no nifandinika tamin'i andry tgv amin'ny import/export laozana mitomany dada dada eo ihany... tohizo ian les éé.
Ny mpandroba aza ampitovizina amin'ny mpitaky ny fanalana ny jadona sy ny ampihimamba. zay nge zao efa mitsotsotra ato ampandriana fa efa vita ny anay ny fandrodanana an'ilay lion de cirque e (dada ra8).
Ary fantatrao ve ny état financier-ny groupe TIKO. Efa mitovana mitovana miakatra eo ambony latabatra ange izao ny dossie spécial TIKO. Tsy omeko tsiny ianao fa tsy maheno afa tsy radio anakiroa sy serasera miondana. Mijere tv plus, matv, rta, record d farafaharatsiny misy misongadina hitanao ao. Akipio ny maso refa viva fa ts manin sao tsy hahitanao tory am le iz mety be sira.
Ataovy hevitra mafonjafonja sy sarotra arodana kokoa amin'ny manaraka a...
D :-D :-D :-D
Ary enao zany marary fo be ah !!! mbamisotroa olympiko de mba manaova sport fa mahatsara fo zany.
Ny areti-po, izay very seza no tena tokony ho voan'iny. Ny olympiko azo soloina eau vive raha ilaina ny misotro rano.
Ny hoe portable d zao raha nisy napiditra rehefa tsy nisy ny vola nividianana d tsy manana fa fohy loatra le fisainanao, tsy ny niaviny no zavadehibe fa ny manana azy.
1/ Fanontaniana apetraka amin'ny boysgoss, fahafiry Madagasikara eto Afrika amin'ny fisokafaa amin'ny resaka télécommunication.
2/ Iza no nametraka ny kihon-dalàna lehibe tamin'ny firosoana tamin'ny resaka téléphonie mobile teto.
Dia miampy kely, azonao atao ve ny mampiasa portable raha tsy nisy ny olona nanana initiative nampiditra an'io resaka gsm io. Ka fohy kely ihany boysgoss fa heverinao fa radio ny téléphone.
Momba ny vary enao tambonivohitra io mintsy no mpanambaka tantsaha ka aleo ho lafo ny vary @zay mba hidiram-bola ny tantsaha fa ela niafina izy de mba mitovy.
1/ Fanontaniana mivaly fanontaniana. Ohatrinona no nividianan'i Ra8 ny vary tao ambatondrazaka.
2/ Firy no tanimbary nototofany mba hitsinjovany ireo tantsaha VALOPOLO ISAN-JATO ?
Aminao folak'atoka ny toekarena hoy ianao ka mba lazao kely hoe hoatrinona zao ny devise @zao HAT zao? miaina ve ny toekarena ?
Ny devis tompoko rehefa tsy mandeha dia vokatry ny balance export/import no mitondra an'io raha omena lesona fototra ianao. Ka raha mbola hilalao eo Ambohijatovo ianao dia hihena kokoa no ho izao io.
Ny mpandraharaha anefa efa firy no nifandinika tamin'i andry tgv amin'ny import/export laozana mitomany dada dada eo ihany... tohizo ian les éé.
NY MPANDROBA MAGASIN SY MPAKA AKERINY FANAN'OLONA NO MAKASITRAKA ZAO HAT ZAO.
Ny mpandroba aza ampitovizina amin'ny mpitaky ny fanalana ny jadona sy ny ampihimamba. zay nge zao efa mitsotsotra ato ampandriana fa efa vita ny anay ny fandrodanana an'ilay lion de cirque e (dada ra8).
Farany ry essera dia zao, tsy dia mahara-baovao enao, fatatrao ve ny nambaran'ny ambassade ny Etas-Unis t@ proposition-n'ny t@ Ra8? raha tsy fatatra dia miverena manao marche arriere fa efa ela io vao2 io:-