Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ainaheri, milahatra araka ny daty
ainaheri ( 10/04/2006 08:21)
Mbola lay reportage tao @ TF1 iany
D sady ontsa ny fo no somary tezitra ihany ny tena raha manontany tena hoe natakalo lalana ny fahasalamambahoaka,na ilay eponge matelas aza efa maintingirona tsy misy lambany,ianao miantotena @ retr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 19:44
ainaheri ( 07/04/2006 16:23)
Gambie Envoyée special
Asa nareo na nahita an'iny fa tsy haiko ny filaza reo eropeanina reo,tsy ampy fitiavana ve sa aona???... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2006 03:52
ainaheri ( 07/04/2006 09:11)
Un grand ouf pour les autres!!!!
T@ tapatapaky ny volana mars tany d nisy volavolandalana zay navoakan'i Sarkozy momban'ireo olona tsy misy taratasy sy ny fomba fidirana eto frantsa,Zay nilaza lalàna maro2!! Grand ouf hoy aho ho ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2006 20:01
ainaheri ( 06/04/2006 12:23)
Ny mpitondra malagasy
Nisy mpisolombavambahoaka iray zay nilaza hoe;" tsy matianina ny mpitondra malagasy hatr@ zay ka hatr@ zao",tena marina zany fa otrany ataon'ny sasany mitondra ny tokantranony na ny orinasany ny mit... tohiny
novalian'i fijo ny 13/04/2006 19:49
ainaheri ( 03/04/2006 08:06)
SANS AUCUN DOUTE
Io fandaharana io zay hafanain'ny Julien Courbet sy ny avocats zay manampy azy ao @ TF1,Ho an'zay ol manana olana eo @ fisolikiana sy ny fanararaotam-pahefana sy n y karazany!! D mba nanontany tena ... tohiny
novalian'i MCZ ny 20/07/2006 12:48
ainaheri ( 03/04/2006 08:00)
USA Imperialisme
Soa ihany fa mba tsy anisan'ny nanampy niady tany Irak isika!!... tohiny
novalian'i cutie ny 01/05/2006 21:08
ainaheri ( 30/03/2006 12:39)
Coque biodegradable
Mandroso tokoa ny zavamisy eo @ alalan'ny Tél port fa nahita ny manampahaizana mba iharovana ny tontolo iainana dia efa misy zao ny coque biodegradable zay lasa zezika refa atao anaty tany ary misy k... tohiny
ainaheri ( 28/03/2006 16:19)
Western Union
Sao d mba mahita fomba fandefasana vola ankotran'io fa diso mangalatra lotra!! Saotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2006 04:50
ainaheri ( 27/03/2006 18:13)
Refa ambony mo ny toerany d afenina ny adalany
Lozam-pifamoivoizana nahafaty ny zanaky ny Minisitry ny Polisy Nidona tamin’ny andrin-jiro ilay fiara 4X4 mbola vaovao be. Maty vokatr’ity lozam-pifamoivoizana ity ny zanaka lahin’ny S... tohiny
novalian'i zazakely1 ny 13/06/2007 00:04
ainaheri ( 24/03/2006 11:34)
Arriel Sharon!!
Fa to tsy heno tsony na maty na velona???... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2006 13:28
ainaheri ( 20/03/2006 08:58)
mbola i Kofi Annan ihany
Miresaka an'io nareo fa tsy haiko na za no tara na tsy naharaka fa ny infos aty ivelany to tsy miresaka ny dian'i Kofi tany amintsika ee?? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 07:04
ainaheri ( 04/03/2006 11:23)
Vache folle
Voatily tao Suede fa nahitana lay aretina :la vache folle,ny omby tao efa tsy hay intsony izy ity!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:20
ainaheri ( 17/02/2006 10:59)
ONU
Fa iza marina no mitantana ny ONU io e ny USA sa zao tontolo zao ee!! Zao mba nanakatra teny ny ONU t@dry zareo USA fa tsy maintsy ho tsaraina haingana ny gadra ao GUANTANAMO d hidina tsy azo ampiasa... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2006 22:23
ainaheri ( 16/02/2006 13:04)
H5N1
Grippe aviaire,manenika ny asia sy eropa ary ihiditra atsy ho atsy Afrika dia mikaroka fatratra ny manampahaizana mba itadiavana ny anti virus zay efa nisy nahita,nefa vao aretina vao haingana!! Mba ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/04/2006 14:18
ainaheri ( 23/08/2005 22:34)
Tena nilomano tokoa v sa??????
Reraky ny madaraid ira8 d nilomano niaraka t@ pokona tao jangil,mamy ihany lay sezooo? 2007 doly zany!!... tohiny
novalian'i hps ny 09/09/2005 19:26
ainaheri ( 23/08/2005 19:40)
Pierrot Ra.....
Noho ny raha2 t@ 2002 dia voarohirohy tao koa ranamana t@ fanodikodinambola sy tsy fandoavana hetran'ireo orinasa notantanany dia anisany nohenjehina ranamana,ka misy didy mipetraka miandry azy ao d... tohiny
novalian'i jamal ny 01/11/2005 07:30
ainaheri ( 19/08/2005 09:16)
hiverina sa tsy hiverineeee????
araky ny voalazan'ny gazety 1; noho ny fanambaran'ny zanaky deba dia mbola tsy manampikasana ny hiverina any dago izany ideba,dia mivadika ndray ny rasa eto fa hoy ihany ny zanany fa vokatry ny fampia... tohiny
novalian'i pika ny 07/09/2005 04:30
ainaheri ( 17/08/2005 10:30)
PATSA RAY TSY OMBY VAVA SA VOKATRY NY TSY FITANDREMANA?????
Tato ho ato dia matetika mianjerazera ny fiaramanidina mpitatitr'olona ka tao anatin'ny 1 volana dia 3 be zao no nianjera zay t@ kompania samy hafa!!... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2005 19:28
ainaheri ( 16/08/2005 10:59)
Hiverina any dago i deba!!!!!
Alohan'ity faran'ny taona ity no ahatongavany!!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 21:11
ainaheri ( 12/08/2005 10:54)
baril??????
Nanapakevitra ny hanondrotra frais ho 300ar ny fikambanan'ny mpitatitra ny ampitso 13 août nefa misy ireo mpanjifa tsy mankasitraka izany, ary raha mba manaraka vaovao izy dia mety ahalala fa ah... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0308