Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ainaheri, milahatra araka ny daty
ainaheri ( 19/09/2008 11:21)
Emoticon sy page d'accueil
Tsy haiko oe za rery ve no voany sa nareo koa mba anisany? refa mandefa hftr d ny émoticon tsy mipetraka eo @ ilay hftr soratanao fa lasa any ambany........Ito koa ny iray: ndraidray ny pejy fandrais... tohiny
ainaheri ( 04/08/2008 14:45)
Mba mila fanampiana nama aa
Za zany nividy jeu pc,...nataoko ny installation ,nalefa @ zay lery ,d nangataka ngiama fa tsy ampy an'ito [b]d3dx9_30[/b] ito hono,nefa ni-installe-ko io farany io ,mbola miverina ihany ilay blem..... tohiny
ainaheri ( 28/07/2008 18:00)
Apres Irak.........???
Niongana iny ny fitondran'i Saddam,mbola tsy milamina Irak hatr@ zao,nefa ity ohatra ananontanona ndray Iran raha tsy voalamin-dry zareo eropa ny raharaha,nanome teny farany ny be kintana ,nefa kou ny... tohiny
ainaheri ( 25/07/2008 08:30)
Vola gasy
Efa niova zao ny vola gasy sasany,asa raha mbola misy mitazona iany ireny anaram-bola @ teny argot ireny.....Kalaray sy ny tariny....Inn ndray izy zao?... tohiny
novalian'i Noue ny 01/08/2008 16:27
ainaheri ( 23/07/2008 08:10)
Maty ny zanany satria adino tao anaty fiara
Efa misy ho 3 zay ny loza nitranga manadino ny zanany ao anaty fiara eo ambany masoandro,mba efa nisy ny voa voalohany zay nodradradraina t@ tele,d tsy ho mailo ve ny manaraka?? Araka ny vao² heno di... tohiny
novalian'i 08051972 ny 30/07/2008 19:47
ainaheri ( 21/07/2008 12:01)
Mahaontsa ny mihaino azy klé
Tiko lotra ty hira ty d naleoko nozaraiko eto http://www.dailymotion.com/video/x4vum0_masoko-manganohano_music... tohiny
ainaheri ( 21/07/2008 05:55)
Tiako ianao(Na ara-tokantrano io na @ fo madio)
Manontany tena aho ndrai² oe,maninona no nisy io teny io; [b]Mitia,tia,fitiavana sns.....[/b] ohatra ny mampijaly ny fisiany,iza nop tsy nandalo an'zany??... tohiny
novalian'i mirianah ny 24/07/2008 10:14
ainaheri ( 10/07/2008 11:40)
Nosy Be
Nareo ve nahita ilay émission tao @ TF1? Ilay tany agogo any Nosy Be amidy @ vazà, 1euro ny m²...Zany ka varo-boba...Mba afaka mividy @ zany ve ny gasy??... tohiny
novalian'i ainaheri ny 10/07/2008 11:42
ainaheri ( 07/07/2008 08:13)
VOLAN-DRANOMASO
Za zany mba manontany hoe;raha oh ka niharam-pahoriana ilay fianakaviana 1 ,ilay oul maty nefa manana vady aman-janaka,ary koa mbola velon-dray amandreny,ny zavtra tiako hanontaniana dia ;iza no mitan... tohiny
novalian'i ainaheri ny 12/07/2008 06:30
ainaheri ( 03/07/2008 18:20)
Asso Ingrid Betancourt
Mankaiza zao ireny vola voahangon'ny ASSO Ingrid ireny??... tohiny
novalian'i ainaheri ny 04/07/2008 11:25
ainaheri ( 19/06/2008 11:07)
Raymond Domenech
Mbola tafajanona ve ingahy rainy sa voatsipaka?? Ary raha soloina d iza no azoazonareo??... tohiny
novalian'i Ralay ny 20/06/2008 14:55
ainaheri ( 03/06/2008 18:01)
Fa inona ny tsy azo atao,dia inona no azo?
Misy dinika vao niforona zay ao @ dinika manokana,momban'ny teny ratsy ilay izy,dia mba ahoana ny eritreritrareo @ io?... tohiny
novalian'i ainaheri ny 10/06/2008 10:51
ainaheri ( 02/06/2008 12:22)
Azo atao ve?????
Nisy émission itako,ny sarin'le sipa (ex) ao anaty porte feuille-ny lery nefa izy efa manambady!! Aona ny eritreritrareo @ zany,bn ou mauvaise idée???... tohiny
novalian'i kiadi ny 05/06/2008 14:31
ainaheri ( 01/06/2008 17:54)
Azo fohana @ na aiza na aiza(resto,café sns...)
Mivoatra ny fivoarana syny fikarohana fa saingy tsy hay ny vokany http://www.cigartex.com/ Miala tsiny @ teny vahiny... tohiny
novalian'i niryna ny 06/06/2008 03:56
ainaheri ( 30/05/2008 04:40)
Mitia olona sy tiavin'olona
Ahoana ny ahafantaranao fa tiana anao ilay olona miaraka aminao,ahoana kou ny atao mba ahafantarany fa tinao izy??... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 03/07/2008 13:35
ainaheri ( 08/05/2008 06:49)
Fiverenan'i Cazal
Miala tsiny aho raha manonona ny ps-ny!! Lasa resabe izy io tato ho ato,d misy ps hafa² fanampiny mandendé any ambadika any!! Ny tiako anontaniana d ny hoe:[b]Tena cazal marina ve io niverina io s... tohiny
novalian'i rapala ny 09/05/2008 21:33
ainaheri ( 05/05/2008 03:12)
Clavier-nao io
Araka ny tatitra azo d betsaka amitsika pampiasa ordi no tsy manadio ny clavier-ny,ary tena manangona microbes faran'izay tsy izy ny clavier,satria ny tanana avy tetsy sy avy tery d eo doli,mba ezao s... tohiny
novalian'i niryna ny 24/05/2008 04:23
ainaheri ( 29/04/2008 22:13)
Namana vaovao
Misy namana vao² tsy latsaky ny 10 no misoratra anarana isan'andro,ra tena vao² marina mou maninn.......................... tohiny
novalian'i ainaheri ny 02/05/2008 04:59
ainaheri ( 15/03/2008 13:01)
Josefa(joseph) pére adoptif_n'i Jesoa
Nanao aona ny fiainany taorian'ny nahafatesan'i Jesoa??... tohiny
ainaheri ( 02/03/2008 12:56)
Vakansy;Zone A,B,C
Mba lasa ny saiko we manin no zarazaraina ny vokansy aty frantsa,zany we tsy miaraka vakansy fa ny sasany 2 semaines avant ny sasany une?? Mba misy mahala ve ny antony klé ... tohiny
novalian'i diamondra ny 22/03/2008 21:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0306