Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ainaheri, milahatra araka ny daty
ainaheri ( 17/06/2005 18:06)
zaza natsangana
Nisy fandaharana iray t@ fahita lavitra zay no niseho fa ny zaza natsangan'izy mivady ndray no lasa vadin-dramatoa aza hitako ary aza mahita ahy d aona ny fihetsemponareo ra we sendra anareo zany??... tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2005 20:25
ainaheri ( 17/06/2005 17:59)
Karazan'anana
Hoy ianao we mahatsikaiky fa mba te ahafantatra aho inona ny karazan'anana gasy mba fantatrao ?ra ohatra moa ra teny gasy tsy misy mpahalala lay izy d mba ataovy anaty fonosana @ teny vahiny!! Ny... tohiny
novalian'i adidy ny 16/09/2005 14:49
ainaheri ( 17/06/2005 10:06)
Pays pauvre
Mety anisan'ny firenena mahantra voafafa trosa v i MDG? D inona no tombondalana azontsika ra ao anatiny sika? ... tohiny
novalian'i palince ny 08/09/2005 08:36
ainaheri ( 15/06/2005 07:19)
Pompier
mba tsapanareo v fa ratsy toerana ny pompier ao Tana sady tokana no ratsy fikarakarana refa antsoina adiny 6 aoriana vao tonga kendain'ny fitsetsenan'ny fiara fa manin ra ovana toerana hafa na asiana ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/06/2005 22:45
ainaheri ( 31/05/2005 08:59)
port any ampiangonana
T@ andro fahiny mbola tsy nisy ny portable tel d tsy namoaka lalàna momba azy i Md Piera fa zao misy tsy tonga ny sasany fa refa samy mangina iny maheno tel maneno ianao !!@manaraka angamba asiana so... tohiny
novalian'i johns ny 19/07/2005 08:33
ainaheri ( 31/05/2005 08:54)
Gouv mdg
Maro ny resaka mande momba andra8 eny nisy ny ezaka nataony nefa ao ko ny tsy mahafa po d mangataka ny sasany mba ialany ka ra ny evitro ndray maninona ra soloiny ny gouvernementany satria misy tsy ma... tohiny
novalian'i zandrypte ny 22/06/2005 10:39
ainaheri ( 25/05/2005 18:47)
RFI madagascar
Nisy olana tsy fanta-panazavana teo @ lay mpiasan'ny rfi zay tsy nahazo ny fanalavana fahazoany mipetraka ao MDG mba misy afaka manome fanazavana v zay manambaovao??... tohiny
novalian'i nanourand ny 23/07/2005 17:28
ainaheri ( 07/05/2005 08:02)
Ry mpitondra.. Ho aiza???
[b]Feno 3taona omaly ny nitondran-Dravalo nefa ity ny vahoaka toa mbola tena mihitsoka ao anatin' ny fahantrana tanteraka !!Ny hevitrao!!!tsy entina anenjehana fa ny zava-misy no lazaina!![/b]... tohiny
novalian'i Tanala ny 23/05/2005 19:04
ainaheri ( 06/05/2005 07:12)
Tiako ny fianakaviako!!....??
Misy amintsika Gasy mipetraka aty ivelany (eny misy manao koa ny firenena sasany fa sika gasy no resahana eto) zay manambady aty vazaha na gasy tahaka azy ihany no manafatra ny havany na ny reniny za... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 21:29
ainaheri ( 26/02/2005 11:26)
JPII
[quote]De aona ndray i JP II io zao?[/quote]... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/04/2005 14:40
ainaheri ( 18/02/2005 15:05)
JP II
[b]Natao resabe teo @ fahitalavitra na ny gazety ny tsy fahasalaman'ny Pape JPII sy ny fahanterany raha araka ny hevitrao rariny ve izy ra ametrapialana noho zay antony zay? Eny=ny,Tsia=hazavao ary!... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2005 21:50
ainaheri ( 26/01/2005 08:15)
olana kely!!!!!
Mba misy teny kely atsipy ity asa ireo mpikambana sasany mba voan\'izay fa matetika aho no sendra ps n\'olonkafa ra sendra hanokatra ny ahy !! Ary ny mahagaga dia ny ahy koa misy mampiasa ka ny m... tohiny
novalian'i nalafe008 ny 01/04/2005 12:25
ainaheri ( 21/10/2004 15:25)
Sao d mba mahasoa anao??
Misy fandaharana ao @ TV5(arte) isak\'ariva @ 8h15à8h45 momba ny vazaha lahy mitady vavy gasy ao @ hotel Colbert no misy lay agence!! ka sao d mahasoa anao d mazotoa eee!!... tohiny
novalian'i fijo ny 04/11/2004 20:40
ainaheri ( 20/10/2004 06:56)
Union Africaine
Fa in ny tena andraikiny no nahafatifaty ny gov ihiditra ao notsenaina manetriketrika i Ra8 refa avy tany fa voaray ho mpikambana i MDG kanefa raha atao ny dinika ankapobeny to tsy misy ilana azy ... tohiny
novalian'i ramaso ny 01/11/2004 21:20
ainaheri ( 10/10/2004 15:27)
L\'an 0
Fa maninona natao l\'an 0 ny taona nahaterahan\' i Jesoa ?... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:56
ainaheri ( 08/10/2004 07:11)
22 ny isany dia nomena 4x4 ndray
Nomena 4x4 ny chef des régions 22 ny isany d tena azy tanteraka ohatry ny député sa averina? tena sady mampalahelo no mandreraka itony fitondrana itony indraindray fa mba tokony jerena aloha ny fah... tohiny
novalian'i fijo ny 19/10/2004 20:12
ainaheri ( 30/09/2004 06:23)
Ny tontolo iainanao io
Hajao ny tontolo iainana fa io no antoky ny fiainanantsika zanak\'olombelona: mba fantatrao moa firy taona vao levona ao anaty tany ireny harona (sachet) ireny?... tohiny
novalian'i tsilan ny 08/10/2004 19:45
ainaheri ( 28/09/2004 07:36)
ny finday
Nareo ve tsy mba taitra ka mikaraoka ny paosinareo raha sendra maheno finday(tél port) eo akakikinareo nefa tsy anao akory lay appel?... tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 19:50
ainaheri ( 07/09/2004 06:41)
akoho sy omby!!!
Toa naheno aho fa tsy azo andrahoana miaraka hono ny akoho sy ny omby tena marina ve zany ? inona ny antony??... tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 22:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0803