Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ainaheri, milahatra araka ny daty
ainaheri ( 08/07/2005 11:57)
Misy mahazaka marina ve?
Maro ny leh na ny veh no milaza fa za ndray tsy mivaky loha zany raha mampirafy izy ,ka raha tena tonga marina zany ,moa ve voatazony lay teny noteneniny,ary zakany ny onjany???... tohiny
novalian'i lilbon ny 05/08/2005 10:30
ainaheri ( 07/07/2005 14:58)
sao d mba tafahoatra loatra
Noho itony fivavahana tsy fantapototra itony d misy ny manaonao foana eny ekeko samy manana ny finoany fa raha diso tafahoatra ndray tsy lasa ka!! Aiza ko fadina ny sakafo d raha mikarama ianao d ny ... tohiny
novalian'i johns ny 19/07/2005 07:22
ainaheri ( 07/07/2005 12:44)
adin'ny mpivady
Sasatry ny miady fona izy mivady hany ka niditra atramin'ny renin'ilay kala d vaky loha lay bandy zao we in no ataony nefa efa mananjanaka izy roa ;1 efataona!!... tohiny
novalian'i deghany ny 13/09/2005 14:41
ainaheri ( 06/07/2005 18:23)
Andalo i Chirac
Andalo any Dago i Chirac atsy ho atsy d amboarina ny lalana mankany Iavoloha... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 22:26
ainaheri ( 06/07/2005 17:07)
Mba sendra nanitika ny saiko
Maro amintsika no efa nanadino ny tantaran'ny MDG ka raha azonao atao ve ny mamerina izany eto ohatra firy km2 ny habeny de iza ny faritany ngeza ndrindra ary iza no kely indrindra d inona doly ny... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2005 22:19
ainaheri ( 04/07/2005 12:33)
Colonisation
Tsy mahatsapa v nareo fa ireo firenena nozanahan'ny frantsay tsy misy tafavoaka zany fa raha tsy mahantra d mpiady antrano!!... tohiny
novalian'i boalimena ny 06/07/2005 12:47
ainaheri ( 01/07/2005 17:06)
Tsunami
Afabaraka ny ONG frantsay fa ny azy rery no tsy mande ny asa noho ny tsy fahatokisan'olona!! hany ka manao zvtr iray d ttasy amantaonina no ilaina d miantona ny asa !!... tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2005 22:38
ainaheri ( 30/06/2005 07:25)
mety ahasoa ireo veh sasany!!
T@ mbola nianatra ny taovapananahana sy ny 14eme jour de nisy ireo veh sasany tsy nivaky loha an'zany satria manampotoana ny zvdrehetra ka nefa refa tonga tokoa ny tokoa de manaonao foana izy ireny ... tohiny
novalian'i booboo ny 11/08/2005 18:11
ainaheri ( 29/06/2005 08:52)
Nahandro gasy
Mba te hahalala ny fomba fahandro gasy aho zay hainao eto d azavao ny fomba fanaovana azy raha azo atao!saotra mialo... tohiny
novalian'i nanourand ny 23/07/2005 01:33
ainaheri ( 29/06/2005 08:50)
Mety hiova ve ny anaranao?
Mba mpino otranao ihany aho fa mba fanontaniana mba nanitikitika ny saiko ity ohatra zao ny anaranao rasoa d raha mande any ivelany ianao na frantsa na usa na any asie na ao afrika ataoko ny anaranao ... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/08/2005 21:49
ainaheri ( 27/06/2005 17:16)
fifamelana
Ny nify sy ny lela hoy ny fitenenana mifanaikitra ihany indrindra fa ny olona tsy mitovy fijery sy fisainana ka mety hampifamaly azy ra ianao no sendra mifamaly @ 'olona iza no mamela voalohany ary ha... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 20:46
ainaheri ( 26/06/2005 11:30)
Mafy ny fiainana fa mba aiza no hiafarantsika gasy ity
Ra zohina dia niakatra 300 isanjato ny zvtr amidy ao MDG ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2005 20:45
ainaheri ( 26/06/2005 11:27)
26 jiona tao @ ambasady gasy
Toa avy be ny nanao aona ny fety tao zay nandeha... tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2005 04:25
ainaheri ( 24/06/2005 15:53)
Tombatombana
Raha mahita olona iray ianao inona ny zvtr tsy zakanao aminy ;ny fihetsiny sa ny fitafiny sa ny fomba fiteniny na dia tsy itanao akory aza lay olona fa ny feony no henonao??... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 21:17
ainaheri ( 24/06/2005 15:51)
Hatezerana
Inona ny teny voateninao voalohany raha tezitra ianao??:evil::twisted:... tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2005 05:02
ainaheri ( 24/06/2005 06:24)
Avis de recherche
Za mba mitady olona avy ao Anivorano Brickaville ra misy ato !!... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 20:51
ainaheri ( 20/06/2005 12:36)
firy no farany tianao
Misy manana ps maro2 ato ary misy vavy manao lahy ary misy lahy manao vavy d tsy fantatro we inona ny tombotsoanao @ lay izy??... tohiny
novalian'i vesta ny 05/08/2005 15:10
ainaheri ( 20/06/2005 12:32)
Aza atao mahatezitra fa kilalao
Fa maninona hono no natao maimbo ny etotra??... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/07/2005 10:38
ainaheri ( 20/06/2005 12:27)
Michael Jackson !!
Ra araka ny eritreritrareo tokony ho gadraina sa aona? Ary tena be condition be tao matoa tsy nahitana teny na indraimbava lery nivoaka ny tribonaly otrany lay fataony mandihy ambony tafona fiara iren... tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2005 04:04
ainaheri ( 17/06/2005 18:10)
tsy azoko ny tianao tenenina
Moa v mora @ olona iray mipetraka @ firenena iray zay tsy fantany ny fomba fiteniny??... tohiny
novalian'i fijo ny 20/06/2005 22:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.032