Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ainaheri, milahatra araka ny daty
ainaheri
(
30/07/2005 10:53)
Attentat
Na dia tsy mbola tontosa hatr@ farany aza ny fisamborana ireo mpanao ratsy dia hita fa miara miasa ny video surveillance sy ny mpitandro ka
nahitambokany izany 2 herinandro taorin'ny drame,
hany ka...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 21:51
ainaheri
(
30/07/2005 10:42)
Colonisat°
Raha misy firenena otrany;G-B,FR,USA,sy ireo firenena
hafa matanjaka milaza fa hanjanaka antsika,dia aona ny hevitrareo???...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2005 22:58
ainaheri
(
27/07/2005 09:18)
mety marina ve izany???
Ny leh hono raha ohatra ka mahavita ny adalany izy
alohan'ny hanambadiany d hendry izy refa manana tokantrano,fa kosa hono refa tsy nahavita ilay sitrapo d manambady vao mivoaka ny hadalany...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 19:59
ainaheri
(
26/07/2005 14:30)
Ny kilalao fahiny
Nareo ve mahatsapa fa tsy hita lalaovin'ny
ankizy intsony ny kilalao fahiny @ zao fotoana
izao noho ny fivoarana eo @ tontolo iainana!!...
tohiny
novalian'i 2titi ny 13/05/2013 10:33
ainaheri
(
25/07/2005 23:24)
MBA FETSI2 DIA MBA MAILOMAILO KOA EEE!!!!!
Mpivady vita mariazy izy roa,noho ny asa anefa dia voatery tsy maintsy mandeha lava ingahy rainy mankany @ faritany,hany ka @ alalan'ny tel sy ny
internet sisa no ifampiresahana ka tsy nahatandrina ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:03
ainaheri
(
25/07/2005 06:23)
Mahaiza mionona @ zay nomen'Atra anao
Araka ny fanadiadiana nataon'ny mpandalina momban'izany dia eo @ 1,60m en moyenne ny
halavan'ny sinoa.Dia nitady hevitra izy mba
anampiana zany refy izany.
Anankiroa ny zvtr nataony;
-matory eo ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:32
ainaheri
(
13/07/2005 08:45)
A380
Nisy 3 ny gasy manampahaizana niara-nanorina
ny A380 zay nahavita fianarana tao Toulouse
ary manoriponenana ao!!!...
tohiny
novalian'i booboo ny 22/07/2005 13:59
ainaheri
(
13/07/2005 08:34)
L'île de tentantion
Mba aona ny fijerinareo an'reny tsy mitady raha2
ho an'ny tenany v lay mpifankatia??...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:06
ainaheri
(
13/07/2005 08:01)
Assurance mada
Tsy haiko na misy firy izy ao zao?
Ary ekena fa samy mangalatra doly
fa iza no tena tsy mamely,fa faly
ny ihinambola fotsiny?????...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 20:34
ainaheri
(
12/07/2005 11:33)
PLANETA MARS!!
D aona zany ra ifindra any indray andro isika??...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 21:34
ainaheri
(
11/07/2005 20:04)
Prince Monaco!!
Marina fa olombelona ny tena,tsy maintsy misy ny mahasolafaka.
Nokobokobonin'ny marina ary ity ranamana hany
ka nivoaka ihany ny nafenina!!Niaky izy ary efa
natsangany lay zaza,fa saingy tsy mahaz...
tohiny
novalian'i fasaly ny 14/07/2005 15:51
ainaheri
(
11/07/2005 19:58)
JO2012
Tsy manaiky ny Maire ny Paris fa tsy nanaja
ny lalànan'ny CIO hono ry Blaire(Londres)...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2005 20:51
ainaheri
(
11/07/2005 05:59)
Climat!!!!!!
Araka ny vinavinan'ny mpijery toetr'andro,
dia mety hisy fiovana be dia be izany aorian'
ny 2020 manerana ny zao tontolo zao.
Mba alaivo sary antsaina hoe ny any Dago!!...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 28/08/2005 22:42
ainaheri
(
10/07/2005 15:48)
Fa dia maninona loatra ee!!
T@ herinandro aho nandalo tany @ aeroport Ch.de Gaulle nisy dossiers tsy maintsy nalefa eo @ 50grs
eo ny lanjany ra ho hisy fa zara2 tsy hitomany vao lasa lay izy,fa zay gasy niangaviana d tsy nety d...
tohiny
novalian'i sonwin ny 15/07/2005 14:24
ainaheri
(
09/07/2005 02:27)
Ny vinanto vavy sy rafozambavy!!
inona no antony tsy mampifanaraka azy reo fona?
iza no tena fositra??...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 22:11
ainaheri
(
08/07/2005 22:21)
facture!!
Torohevitra ny ahy na dia tsy manana ttasy aza ianao
ipetrahanao @ firenen'olona iray d aza adino ny mangataka facture @ anaranao raha mividy zvtr ianao fa ilainao iny indray andro any!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 21:10
ainaheri
(
08/07/2005 22:08)
Antanimora!!
Tokony ho mety ve ny fisian'io fonjan'Antanimora
ampovoantanana io???...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 21:19
ainaheri
(
08/07/2005 22:06)
Mety mananjo ihany ve ny gasy na ho tsaraina aza??
Gaga sy talanjona ary nalahelo aho raha sendra nanao
vacançe tany dago no nahita ireto olona mitandahatra
@ menotte ho entina tsaraina any Anosy,angaha moa d tsy mba misy fiara anaterana azy ireny...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/09/2005 22:27
ainaheri
(
08/07/2005 13:25)
Fisarahana tsy tanteraka!!
Tsy niady tsy nifamono fa noho ny vava tsy zaka
no nahatonga andramatoakely nampiditra divorce
nefa efa misy zaza iray d tsy tapaka lay fa nifamerina indray t@ ora farany ilay leh no
namerina azy!...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:10
ainaheri
(
08/07/2005 13:20)
OR NOIR
Nalaza tao ho ao fa misy petrol ao MDG raha izay marina moa no zavamisy d aona??...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2005 22:18
