Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ainaheri, milahatra araka ny daty
ainaheri ( 26/02/2008 11:23)
Tsy haiko ny titre sy ny mpihira lol
Sao mba misy mahay nareo ,reveko b ity hira ty fa tsy haiko na ny titre na ny mpihira azy ka sarotra amiko ny mitady azy: [b]Miombo-pitia aminao aho raha toa sitrakao hisedra sy hamakivaky zao fiain... tohiny
novalian'i ainaheri ny 15/03/2008 02:37
ainaheri ( 07/02/2008 06:01)
Tsy ny soa ihany no azo avy amian'Atra
Maro ireo mpino sasany zary manome tsiny sy manadino,refa tojo fahoriana na fahavoazana eo @ fiainany,ka minia manao Atra tsy misy raha tsy voavaly ny faniriany,raha namaky sy nitazona izy,nahita ilay... tohiny
ainaheri ( 03/02/2008 20:36)
St Valentin
Ho atsy ho atsy ny fankalazana ny St Valentin,apetraho eto ny tonokalom-pitiavana,ny aingampanahinao,raha manan-talenta an'izany ianao... tohiny
novalian'i Papoose ny 17/02/2008 19:37
ainaheri ( 02/02/2008 05:51)
Somary gaga ihany aho!!
Nisy fiangonan'ny namako zay ao dago ao,itanareo ny fiangonana misy an'ireny valopy isantelovolana ireny san isambolana? Notononon'ny dapasy tery ambony tery hono ny vola nomen'ny tsi11 sy ny anaran'n... tohiny
ainaheri ( 31/01/2008 05:46)
NY MOMBAN'NY XXXXXX
Eritreritra ny ahy ity ,fantatro fa mety misy sasany handà!!!Maninona raha tsy asiana xxxx otran'ny ao @ tsikera sary ko ny mamaly dinika ee,zany we fohanana ilay xxxx,ary tsy maintsy mivoaka eo ny p... tohiny
novalian'i Papoose ny 07/02/2008 22:33
ainaheri ( 26/01/2008 08:52)
Mondes sans frontiere
Asa na aoana ny fahazoanareo an'io fa somary,ga² ihany ny tenako,raha naheno we hanao latsabato an'io ny ao @ ONU ;> Tsy ho bordel be v?... tohiny
ainaheri ( 04/06/2007 10:15)
Israël
Efa ela zay nahenoana an'i Ariel Sharron oe ds le coma,tsy nisy tohiny intsony na maty na velona?... tohiny
novalian'i nathie86 ny 04/06/2007 11:15
ainaheri ( 26/05/2007 10:01)
MOFO BAOLINA
Tsy haiko na efa nisy nandefa fa za mitady re7-na mofo baolina lay mipasapasaka ireny ra misy ato saotra mialou ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 10:51
ainaheri ( 25/05/2007 14:24)
kel inquetide!!!
Navoakan'ny gouvnt Sarko androany fa tsy misy amnesty ho an'ny Chauffards!! D ho foanana koa hono panneaux mampilaza ny fisian'ny radar :roll::-w... tohiny
novalian'i ainaheri ny 26/05/2007 14:27
ainaheri ( 18/04/2007 17:26)
tel au volant!!
Iarahamahita sy miaramanaiky fa tsy mety ilay mitel no sady miconduire kanefa otrany lasa lavitra ndray ny eritreritry ny frantsay fa tsy azo atao hono na mampiasa kit main libre aza!!Zany oe lay mire... tohiny
novalian'i anjeliko ny 03/09/2007 12:11
ainaheri ( 04/04/2007 17:59)
Tsy haiko politika sa fivavahana!!
D gaga iany aho fa natao alarobia ny ref fa tsy natao alahady otran'ny fifidianana mahazatra!! noho inona ny antony"avy @ fanapahankevitry ny FFKM hono fa ny alahady atao fivavahana" D nanontany ten... tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2007 20:39
ainaheri ( 11/11/2006 12:09)
Mila vonjy
Tsy haiko fa tato anatin'ny 3j zay d nanondrana ny teleko mba anisan'ny nividy irony TV LCD irony aho 1 an mahery zay nefa zao izy tonga maty ho azy aprés 20 na 30mn eo(zany we tsy misy sary fa misy ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 12/11/2006 13:06
ainaheri ( 22/09/2006 08:47)
Fihaonandohan'ny presi tao @ siege ONU
Asa ra naharaka vao2 nareo fa otrany diso tafahoatra ny fomba fitsikerana ny filoha amerikano nataon'ny filoha Venuzuela,asa na nanao ahoana ny tohiny fa amiko to miantsy ady ilay izy!!... tohiny
novalian'i raygasy ny 02/10/2006 14:28
ainaheri ( 03/06/2006 17:39)
divorce à distance
misy tantara ity ka mba mila hevitra avy aty aminareo izy zay mahay lalàna manambady izy ary mananjanaka ka ny vady amnjanany any dago, izy aty zay manaja ny tokantranony ary mandefa vola aradalan... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2006 22:15
ainaheri ( 18/05/2006 05:30)
Arsenal!!
Miala tsiny @ mpakafia fa nody t@ pataloha izy omaly!!... tohiny
novalian'i nambina ny 25/05/2006 06:21
ainaheri ( 15/05/2006 08:54)
Ny Artista gasy
Za ry reto mba mamadika tele iany fa tsy mety maita mpihira gasy mihitsy fa d manin lotra re nefa d mba misy manana ny lazany iany anie ao ee!! Aiza ka reny afrikanina tsy d tsara hira ireny aza mand... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2006 17:18
ainaheri ( 14/05/2006 13:09)
pois de terre
Afa tsy ao @ tsena gasy d tena tsy mahita voanjobory aho na any @ sinoa aza,ny zavamisy any dago to ita ao @ sinoa na magazay hafa fa izy irery no tsy anaty lisitra... tohiny
novalian'i vale ny 15/05/2006 17:04
ainaheri ( 30/04/2006 11:32)
Sarko
Vao tsy ampy herinandro ndray nanao vava tsy ambina ngahy rainy "nareo vahiny reo aza be menomenona fa refa tsy mazaka tsy itako ny tokony ijanonana eto fa ndana mody"" Hay izy iny tsy tena frantsa... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2006 20:08
ainaheri ( 23/04/2006 07:54)
prezidansy mada
ho avy ity ny fifidiana fa iza marina no hilatsaka ary oviana no atao??... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2006 21:09
ainaheri ( 20/04/2006 10:57)
Apres Irak mety Iran ndray!!
Raha mbola hitazona ny heviny ny Iran dia mety raikitra ny fifandonana,na dia eo aza ny fifanelanelanana nataon'ONU mandritry ny faran'ny volana,ary etsy andanin'zany ny Teheran zay tsy mitsahatra m... tohiny
novalian'i cutie ny 03/05/2006 14:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0308