Tsy haiko ny titre sy ny mpihira lol
1. ainaheri
(
26/02/2008 11:23)
Sao mba misy mahay nareo ,reveko b ity hira ty fa tsy haiko na ny titre na ny mpihira azy ka sarotra amiko ny mitady azy:
Miombo-pitia aminao aho raha toa sitrakao
hisedra sy hamakivaky zao fiainana izao oo.....
Fisaorana mialou no atolotro anao lol
Miombo-pitia aminao aho raha toa sitrakao
hisedra sy hamakivaky zao fiainana izao oo.....
Fisaorana mialou no atolotro anao lol
novalian'i ainaheri ny 15/03/2008 02:37
2. antigone
(
26/02/2008 11:56)
Raha toa ka ianao no hitantana ny dihako
ho sambatra tokoa ny tokatranoko
ho tsiniko ve raha to manambara
oupss zay ihany tadidiko :D
ho sambatra tokoa ny tokatranoko
ho tsiniko ve raha to manambara
oupss zay ihany tadidiko :D
3. ni81
(
26/02/2008 12:01)
http://www.dailymotion.com/video/x3ai0n_vetsonandroy-tiako-ianao_music
Vetson'androy no tena tompon'io hira io t@ voalohany.
Vetson'androy no tena tompon'io hira io t@ voalohany.
4. ni81
(
26/02/2008 12:17)
Ny lohateny dia hoe: hiombom-pitia aminao aho raha toa sitrakao. Dia mazotoa mikalo ary e!
6. Ylly
(
26/02/2008 13:22)
hiobom-pitia aminao aho raha toa sitrakao
hisedra sy hamakivaky izao fiainana izao
raha toa ka ianao no mitantana ny dihako
ho sambatra tokoa , ny tokatranoko
ny fahoriana , hanjary hafaliana
ho tsiniko ve raha toa hanambara
ny fikasako anao mba ho anjara
izany no faniriako , tsy afaka an-tsaiko ny hendrikao
mamiko , eny tiako, ahy ho doria
ireo zanantsika rehefa rahatrizay
mbola hanamafy ny fitiavantsika indray
ianao sy izy ireo no ho ravakin'ny tokatranoko
ho saribakoliko ho filalaovako
hanafaka tokoa ny sorisoriko
izany hafaliako raha tanteraka izany
tsy hisy hiriako intsony eto an-tany
ho tonga lahafatra ny hasambarana
satria ianao ilay nofidiko sy efa tiako no miaraka amiko.
>
7. ainaheri
(
26/02/2008 13:53)
melsi tanteraka Ylly a ,afapo tsara,sady mihaino no nahazo tonony :-*:-*
10. ni81
(
26/02/2008 17:15)
Tsy misy fisaorana fa dia mahazoa fahafinaretana daholo e! Hay tokoa moa ny lohateny hoe: tiako ianao. Dia misaotra an'i Ylly koa namahatsiahy! Toa tsy nihira an'io hira io i Eliane sy Emma araka ny fitadidiako ramorafr ah!
12. ainaheri
(
26/02/2008 19:24)
jemimah:
ainaheri;atolotrao ho an'iza aloa io hira io e! hein
Tiko fotsiny ka,ary tena tiko hihi nefa ilay anolorana azy mbola tsisy lol,fa miteny lay hira an
13. diamondra27
(
27/02/2008 06:50)
ainaheri: aoka aloha za hime kle:P
tandremo sao de maniry kintana e!:-D:-D:wink::-$:-$
ny ahy le hira we: stella maris no mijoro ihany no tena tiko sy le we: Honneur à toi glorieux.... Jean baptiste de la salle, tadidinao ve le tonony io?

14. ari.malala
(
27/02/2008 07:58)
diamondra27, nga ku ndry nianatra tany am sekoly lasalianina? La Ste v sa St Jo Andohalo sa...:P
17. ainaheri
(
27/02/2008 11:57)
diamondra27:
ainaheri: aoka aloha za hime kle:P
tandremo sao de maniry kintana e!:-D:-D:wink::-$:-$
ny ahy le hira we: stella maris no mijoro ihany no tena tiko sy le we: Honneur à toi glorieux.... Jean baptiste de la salle, tadidinao ve le tonony io?
Aza imezana zany wa izy :-D:-D:-D
hihi Refa maniry ny kintana azoko mora² ny volana refaveo :-D:-D:-D
Manaradrenirano za ra io hira lazainao fa tsy haiko atr@ farany ny toniny lol,itako aby eo ambany préau isaky lundi lol
18. fahamarinana
(
29/02/2008 07:34)
:arrow: Za koa naika himehy fa aleo ndray tazonina aloha fa sao dia mahazo eo,vieforce be hoy keliterezy zay no miala any,maty aketo !!!.
Diam's :mba mahatadidy koa ndriko an,tena efa ela anie akia zany e.Ny tonon'izany tokoa zao no ilaintsika atao ary e!!!!(l)
Diam's :mba mahatadidy koa ndriko an,tena efa ela anie akia zany e.Ny tonon'izany tokoa zao no ilaintsika atao ary e!!!!(l)
19. diamondra27
(
10/03/2008 16:20)
miala any le izy ry ainaheri de tonga de Mimi kely aloha an
http://www.dailymotion.com/relevance/search/tiako%2Bianao/video/x3ai0n_vetsonandroy-tiako-ianao_music
eo fa tsy ihomehezako enao re a!
tolorako hira mihintsy aza de ankafizo fa za hihira @ mariazinareo :-D:-D:-D:-*