Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i TEGEVE, milahatra araka ny daty
TEGEVE ( 14/07/2009 08:19)
FETIM-PIRENENAKO ANDROANY
Anaka isany, Niantso aho teo le zanako any lafrantsa ,dia ozizy hoe" dada angaha tsy ho tonga "dia talanjona be ihany ny tenako ,tsy hitako loatra moa izay hamaliana azy ,fa hoy fotsiny aho hoe"viz... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2009 22:39
TEGEVE ( 12/07/2009 21:27)
Tsy nampoiziko le daka tsy hita maso
Anaka isany, Nino mafy ery ny tenako ny handray le 700Millions Euros avy any Eropa,tssssss,tsy hitako akory ny lokony,tena OK Tsy azo atao mahoraka be iny fa le 1million Dollars iny aloha resahina r... tohiny
TEGEVE ( 09/07/2009 22:44)
OK daholo ny avy aty Eropa
Anaka isany, Efa voalazako anareo teto ihany fa hirifatra @ zay tsika ,efa OK daholo ny avy aty Eropa , Aza manahy ihany koa ianareo ry capsat fa hitondra karama be i tonton é (l) (l) ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/07/2009 21:20
TEGEVE ( 03/07/2009 04:16)
Nampian-dry Sud AF ny sôsy :Zay vao ROMBO
Anaka isany ,hay ilaina ihany ny fitaovana fiarovan-tseza refa may volo-tratra ' mihetsika ny valalabemandry mantsy izao;nahazo ohatra avy any Iran izahay fa dia fanaporetana ihany no ady eo,tonga ts... tohiny
novalian'i xxx ny 05/07/2009 20:46
TEGEVE ( 30/06/2009 23:42)
Nasondrotra ny karaman'ireo foto-pahefana sy ireo jiolahy
Zay mikotaba fa mafy ny fiainana dia alefanay any tsiafahy Zay mbola manohitra ny fahefanay sya zay mitangorina hitolona dia any Antanimora Zay mitady hilatsaka hofidiana dia voa-panga tsy nandoa tr... tohiny
novalian'i fijo ny 01/07/2009 21:08
TEGEVE ( 22/06/2009 23:03)
MIARAMILA = ANTOKIN'NY TGV
Anaka isany Miaramila aloha no homena vola be zay vao mijery anareo vahoaka ny tenako ,miankina @ reo ny finananay ato asiko sainam-pirenena frantsay ny mercedes-ko e,misaotra fa dia nahazo fitaova... tohiny
TEGEVE ( 22/06/2009 08:37)
NAVELAKO ANY NY SAOUDIEN FA ALEKO VOAZAKA FRANTSAY E
Nampanantenaiko mafy ianareo fa ahazao vola be tsika avy @ talliban saoudien,fetsy be kay ry lerony tony fa ny eau douce tsika ndray no ketrehiny , Aleo ihany klou misolelaka frantsay de asiko sainam... tohiny
TEGEVE ( 14/06/2009 07:27)
Tapitra ny contrat @ capsat
Anaka isany Izaho aloha de tsy mahalala intsony ny zava-misy mahazo ny vahoaka Malagasy na voky na noana na mijaly na finaritra, Ny fantako de zao tsisy manaiky ahy izao ny ato @ foibe,ry zareo ca... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/06/2009 14:59
TEGEVE ( 03/06/2009 22:28)
HETRA HO AN-ny mpanao BIZNA
Tsy nahaloa ny sarany ny vidiny Nihetsiketsika ihany ry havana ,nivoaka tany ivelany fa voan'ny ALLEZ MANDE!!! BE ihany ny vola lany nirevena tany Frantsa tany ,sy nilalaovana virja tany Dakar zay ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/06/2009 20:42
TEGEVE ( 25/05/2009 23:50)
TSY FOIKO TY SEZAKO TY DE TSISY TE HIHAINO AHY RY ZALAHY
Anaka isany Nantsoiko daholo ny hery ara-politika teto Mdagasikara Ny vokany dia tsy nasin-dreo lanjany mintsy le antso ,zah kosa aloha tsy hiala eto zany e,filoha no tanjoko fa ty R8 nareo ty mb... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:17
TEGEVE ( 23/05/2009 22:23)
TENA OK TENA OK, TENA K.O TENA K.O
Anaka isany Efa be no raikitra fa izaho no présindent à vie ny Malagasy , Tena nisy namalan-kira ndray ny delegasiona niaraka tamoko aty,loza fa ratsy be ny fandraisan-dry zalahy Afrikana le res... tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2009 10:26
TEGEVE ( 21/05/2009 13:49)
LASA KELY HITADY VOLA SY HIFAMPIRAHARA ZAHO SY R8
Anaka isany Lasa aty Afrika aloha é,aza matahotra fa henonay ny fangatahanareo karama Ny hitady vahaolana aty mantsy izaho sy ny filoha hajaina M.Ravalomanana (l) (l) ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 20:46
TEGEVE ( 19/05/2009 13:29)
NAHAZO VOLA BE AVY ANY LYBIE EEE,TENA OK NY DIA RY VALALABEM
Anaka isany Tsara be le fandraisana anay tany ,ny sakafo moa dia niletra é Nanantena ahazo vola izahy hividianam-bary (efa tsisy ntsony ny stock TIKO) Kobay ndray fa tsy mbola manaiky ny fahefako ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:27
TEGEVE ( 19/05/2009 00:37)
TSY MAHITA TORY MATAHOTRA NY HIVERENAN'I DADA
Anaka isany , Mafy tokoa ny manjo ahy ato ,tsy mety mahita tory aho mieritreritra ny ahatongavan'ny filoha hajaina Marc RAVALOMANANA (l) (l) ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 23:53
TEGEVE ( 18/05/2009 12:19)
O RY AKAMAKO A! OMEO KORAZY AH !FA MILA HO RERAKA A!
Anaka isany Vaky ny lohako ,antsoin-dry zalahy lehibe retra zao ,nefa efa malaina ny hivoaka aho Bedesin'i Khadaffi tao e filohan'ny UA,efa voabedin'ny SADC,efa bedin'ny UE,zao ndray miandry kar... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 20:15
TEGEVE ( 16/05/2009 01:01)
TSY MAINTSY HAMARININA NY HERISETRA ARY MILA NY AFRIKA TSIKA
anaka isany betsaka ianareo mpomba ahy no manao vava hoe aleo Rvalomanana hitady fika any Afrika any Zay no mahatonga ny sasany hanao antsika ho vendrana ,tsy maintsy ho any ihany mantsy aho ,ha... tohiny
TEGEVE ( 14/05/2009 08:51)
TSY HILATSAKA NY HO FIDIANA AHO SATRIA..............
Anaka isany manambara ampahibemaso etoana ny tenako fa tsy hilatsaka ny hofidina ho filoha,fa tiako ny marihana raha tsy misy milatsaka koa reo filoha teo aloha -tsy maintsy nataoko ampahibemas... tohiny
TEGEVE ( 12/05/2009 11:33)
TSY ZAKAN4NY LOHAKO TY FITONDRANA TY FA ALEO ZAH HITSOAKA AN
anaka isany ianareo manohana ahy indray ty no mihavendrana foana ,hajanoko any ty fitondrana ty fa mandrebireby, ny bandy ato aminay ato mamely an-kolaka daholo, hitsoaka any france zah ny vadiko... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/05/2009 20:51
TEGEVE ( 11/05/2009 04:57)
FIANGAVIANA HOAN4IREO DIASPORA
anaka isany ny ato @ foibe moa dia tsy misy intsony ny fifamptokisana,bla bla bla tsy misy ezaka manokana ataon'ny tsirairay ,fa manatena foana ny hiarovan'ny capsat hatrany raha mba toa anareo za... tohiny
novalian'i xxx ny 11/05/2009 13:16
TEGEVE ( 05/05/2009 10:13)
FIKA BE MAHATSIRAVINA NO KOTREHINA ATO @ FOIBE TGV
Anaka isany -ny antony andefasana ny capsat foana, -ny tsy hipoiran'ny fahefana Polifika be le izy ,dia izao; Vaky tanteraka ny lohanay ato @ foibe fa tsy mahita vola intsony hanohizany ity f... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 05/05/2009 22:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304