Liste des messages
Liste des messages, inserés par TEGEVE, par ordre de date
TEGEVE
(
30/11/2009 11:50)
Manomé antoka ny bois de roses
Hatramin'izao aloha dia io no FMI ato @ tsika ,tsy afaka manoatra fa io ihany no hanodinana SIRAMA ,Injet ,tsy very io fa makaty am-paosinay kah
Bois de rose : la passoire Madagascar laisse filer...
suite
répondu par fijo le 01/12/2009 20:06
TEGEVE
(
24/11/2009 15:37)
Tsy misy fizarana seza zany eo
Anaka,
Misy adala tonga saina tsy mahay ny atao hoe politika na dia iray azno no misarin'adala eto amintsika eto , aza manome tsiny azy ianareo tompoka fa fitsamboan-tena ihany no ataony eto
(l) ...
suite
répondu par bazylou le 26/11/2009 18:35
TEGEVE
(
20/11/2009 03:51)
Izaho no lehiben'ny miaramila rehetra
Anaka isany,
Tsy niafina teo anatrehantsika intsony moa ireo sônegaly nahazo baiko izay an'isany mahatonga izao krizy izao ry vahoaka Malagasy ,ny tiako ho lazaina @nreo fotsiny dia tsotra
-Tsy af...
suite
répondu par xxx le 20/11/2009 23:30
TEGEVE
(
29/10/2009 20:49)
FETSY BE .......
Ary tsy nampoiziko be fika le8 ,izahay mba niandry le fikany hoe hazavainy eto @ le hoe hiverenany kiiiiiiiiiiiii, tsy navoakany ndray le paika,
Doboka an-drano daholo ndray ny paikanay ato klé
Tsy...
suite
répondu par xxx le 30/10/2009 09:03
TEGEVE
(
17/10/2009 10:02)
Foana Génene satria
Anaka isany,
Efa saika vita ny baolina ,saingy ty dadanareo ty mbola mafy loha be foana ,noheverina fa efa maty ara-politika afa mbola mahery vaika
(l) (l) ...
suite
répondu par ndotofetsi le 17/10/2009 12:16
TEGEVE
(
07/10/2009 04:21)
Mila vola
O ry zalahy, au jour d'aujourd'hui de tena tsisy vola isika ka tsy maintsy nanao chantage kely ny tenako ary tsy maintsy nariko le siamois kambana tamiko iny(i roindefo zany),ary tsy maintsy manaiky i...
suite
répondu par pikatti le 07/10/2009 14:23
TEGEVE
(
26/09/2009 22:03)
FA DIA INONA LOATRA ARY NY RATSY NATAOKO ANAREO
Tsy manaika an'izay "invitation"p...nareo izany intsony izaho @ manaraka manala-baraka fotsiny :evil: :evil:
...
suite
répondu par reeves le 28/09/2009 10:33
TEGEVE
(
21/09/2009 11:26)
Sana galy rah tsy tena olona "indésirable" zah aty N.Y klé
O ry zalahy ,
MCdo ve letsy no lerako teo ,tena k^zy é, tsisy nety niara-kaly tamiko ry lanim-bahoaka isany!!!Tena tahak'zay ihany nijanona tany @ tanàna,(ary saika nendasin-dry zalahy tao hono i R...
suite
répondu par fijo le 22/09/2009 22:27
TEGEVE
(
18/09/2009 05:44)
HO TONGA ATSY HO ATSY NY MIARAMILA VAHINY HANDRAVA
Anaka isany,
Voatery ihany aho nanafatra commando vitsivitsy mba hampiofana ny miaramilan-tika tsy miheno baiko itony intsony ,
ny tanjona dia tsotra kely;hampinjanona ny tolom-bahoaka manerana ny N...
suite
répondu par fijo le 18/09/2009 21:45
TEGEVE
(
14/09/2009 17:16)
DEMOKRASIA SANDOKA
Anaka isany,
Efa mihilangilana ny ato @ foibe ato é
zany no tsy hanomezan-dry zzalahy ato an'io "place de la democratie io,sady zay ndray nikambana ny 3mouvances
« La seule différence : à Par...
suite
répondu par pikatti le 15/09/2009 22:23
TEGEVE
(
13/09/2009 21:53)
TAHAK'IZAY IHANY
Anaka isany,Tsapako tanteraka ny hadalako
Hitako fa tsy ahomby intsony ny raharam-pirenen-tsika ty ry zalahy nampanantena be loatra anareo aho ry vahoaka Malagasy fa tsy tratrako ny bilan tsara izay ...
suite
répondu par fijo le 15/09/2009 22:39
TEGEVE
(
08/09/2009 12:59)
FIARAHA -MIASA TSY MAINTSY HATAO!!!
Anaka isany ,
Voatery tsy maintsy hiara-miasa @ reto mouvances sasany reto ny tgv,nefa efa nomaniko ho an'ny akamako daholo ny toerana,ka dia aza tsiny ry akama isany ary aza dia manao lolom-po
(l...
suite
répondu par pikatti le 08/09/2009 16:17
TEGEVE
(
01/09/2009 04:41)
MILATSAKA AMBANY NOHON'NY CASE DE DEPART NY FIRENEKO
Anaka isany ,
Nieritretra ny hiala ihany aho tany Mputo fa tena tsy zakan'ny ambavafoko izany hoe izaho no prezidà nandrava haingana indrindra ny fanabeazana ny tanora,ny toekarena,ny kolotsaina ,ts...
suite
répondu par pikatti le 01/09/2009 14:00
TEGEVE
(
18/08/2009 13:27)
Hilaozako kely ianareo fa hiteraka any Maputo ny tenako
Anaka isany,
Voatery tsy maintsy mandeha fa poritra be ,ny volantsika rahateo efa tsy mahampy ,ny ato @ miaramila mamely isan'alina
Aza dia homena tsiny ity namana adala ity raha ataon'olona miredir...
suite
répondu par pikatti le 26/08/2009 18:30
TEGEVE
(
15/08/2009 16:40)
MAHAMENATRA TANTERAKA NY TGV FOPLA SERASERA
Anaka isany,
Nataoko ny tsy hiteny saingy diso tafahoatra ny adalana ataon'i tony milaza azy fa tgv saingy mandoto sy manalabaraka ny tena tgv!!! tsy mila anao izahay andrywui =ouiandry=terryoui=hall...
suite
répondu par Rajakoo le 17/08/2009 11:08
TEGEVE
(
08/08/2009 23:03)
Ô ry zalahy a!!! Tsy navelan-dry lerony manaka-kevitra
Anaka isany,
Nahita fika kely aloha mba tsy hiverina i R8 mandritra ty 15 mois ity é,izany hoe mandritra ny tetezamita,manararaota daholo aloha fa misy farany ty ,
Deba efa hors d'état de nuire ts...
suite
répondu par pikatti le 09/08/2009 09:04
TEGEVE
(
07/08/2009 09:50)
ALEKO NY MIARAMILA REFA TSY HANAIKY IHANY
Anaka isany,
Efa misy fandrosoana ihany ny raharaha ato ,saingy tsy dia tombontsoa ho antsika loatra,lasa Ravalomanana daholo izy mianakavy
Tsara le sakafo Afrikana ,manoatran'ny ilay tany @ tour Ei...
suite
répondu par fijo le 07/08/2009 21:47
TEGEVE
(
23/07/2009 21:53)
HAMPIANARIKO PAIKA VE INAREO E?
Anaka isany,
Efa lasa moa iny ny fivoriambe tany Addis Abbebas,mety tsy dia hisy baomba @ zay atsy ho atsy ,raha tsy hoe angaha misy tendan-kanina indray ireto FIS ireto hanao missions,ka aleoko laza...
suite
répondu par fijo le 25/07/2009 19:54
TEGEVE
(
22/07/2009 23:13)
MISY MISY IHANY NY BAOMBA ATO AMINAY ATO
Anaka isany,
Efa nanafatra baomba maro ihany ny tenanay hitsenana an'i dada ,de milona fotsiny ato ka aleo ozy ny capsat hampiasainy hanao missions
,tsy hapoaka ny ankamaroany fa mbola hampiasaina i...
suite
répondu par jejojejo le 28/07/2009 06:57
TEGEVE
(
21/07/2009 13:29)
Ahodiko kely aloha le wainn be tsy nahazo saosy
Anaka isany,rehefa latsaka ambany
be n'y sondage ho an'i Bush dia noforonina zao hoe hiady @ axe du mal zao ,niangarambitana fa ra sadamm no niantoka ,nino Marina I Bush fa patriote be ary ,sady hah...
suite
répondu par benkintana le 22/07/2009 10:21
