Liste des messages
Liste des messages, inserés par TEGEVE, par ordre de date
TEGEVE
(
04/05/2009 11:24)
HATAO @ FARAN6NY TAONA VE NY FIFIDIANANA PRESIDENT M/CAR???
Anaka isany ,
Miady hevitra tanteraka izahay ato @ foibe ny @ io resaka io,be ny tsy manaiky ato fa mbola tsy miorina tsara ty tgv ty
[b]Miomana ianareo fa tsy zakanay ty fitondrana ty!
Efa mikor...
suite
répondu par ravalotgv le 04/05/2009 17:33
TEGEVE
(
28/04/2009 22:43)
MATY AHO HCC-ko, HAMPIO IZAHAY RY CAPSAT JIOLAHIMBOTO
anaka isany,
tsy misy mandeha @ laony daholo ny ato @ foibe ,mifamely ny mpikambana,io misy nipoitra io ny resaka ,mihamahazo vahana ry Mr Pierrot ato
tsy fantatry ny TGV ny manipulation tonga ha...
suite
répondu par fijo le 29/04/2009 20:26
TEGEVE
(
16/04/2009 19:40)
HANTSOINA IREO JIOLAHY HIARO NY JIOLAHIM-BOTO TGVendrana a
anaka isany ,
manoloana izao toe-javatra izao dia tsy maintsy nekena ny toro-hevitra ny hanendrena ny PM vaovao ,ny hidiran'i filoha hajaina Ravalomanana kosa no atahoranay fa betsaka loatra izany ma...
suite
répondu par fijo le 17/04/2009 22:24
TEGEVE
(
11/04/2009 10:14)
MBA AMPIO IZAHAY RY VAHOAKA MALAGASY
anaka isany malahelo ihany ny tenako milaza aminareo fa ny hifampiraharahana amin'ny filoha hajaina Ravalomanana sy ny TGV dia tsy hanaiky tanteraka izy ,izay no tanjon'ny fandrobana nataony hatramin...
suite
répondu par pikatti le 12/04/2009 14:32
TEGEVE
(
31/03/2009 09:01)
FOMBA AZAHOANA VOLA MAIKA
anaka isany , hitanareo avokoa eny rehetra eny fa tsy nisy firenena ,tsy nisy flkambanana internasionaly (ONU ,USA,UE,UA, na ny afrika austral sns ...),ny bailleurs FMI ,BM
tsy ho voatanisako anareo ...
suite
répondu par TEGEVE le 31/03/2009 14:28
TEGEVE
(
19/03/2009 02:44)
DEAL ENTRE TGV SY AREMA NOTSIPAHAN'I ANDRY
anaka isany malahelo aho no sady faly ihany koa ;
-malahelo satria tsy misy demokrasia ny ato @ foibe fa ny voalazan'i prezidà saribakoly ihany no atao ato,setrasetra foana ,manao matahora lava,di...
suite
répondu par fijo le 19/03/2009 22:54
TEGEVE
(
18/03/2009 02:14)
MANOMBOKA SAHADY NY HOE" HO HITAN'IALAHY TSARA ARY"
anaka isany voaray an-keriny moa izany fitondrana,fa mody nolalorana demokrasia fotsiny,ka sahirana izahay ato @ foibe mizara andraikitra fa samy miady toerana daholo ry zalahy mpandroba (l) (l) .tan...
suite
répondu par xxx le 18/03/2009 06:08
TEGEVE
(
11/03/2009 14:06)
TSY HIFAMPIRAHARAHA INTSONY TGV
anaka isany tapaka ny hevitra ato à foibe fa tsy hifampiraharaha @ filoha hajaina R8 koa ,izay aloha ,ny miaramila efa lasanay ka aoka hilamina ianareo aloha dia diniho sy fakafakao (l) (l) ...
suite
répondu par fijo le 11/03/2009 20:56
TEGEVE
(
11/03/2009 12:22)
OMEO OHATRA NY VAHOAKA MALAGASY RY MPITONDRA ISANY
anaka isany mba mangataka ny tenako maba hifandray ,hifampiraharaha ny mpitondra ny madagasikara isan-jokajiny manoloana izao zava-dratsy izao ,ataovy izany avelao any ny hambim-po ny tsirairay
mang...
suite
répondu par pikatti le 11/03/2009 13:54
TEGEVE
(
10/03/2009 18:00)
MANENTANA NY FOIBE ISANY TGV FA MITADY VOTOTRA NY TETEZAMITA
anaka isany ,foibe isany,ny mpitolona isany,tompokolahy sy tompokovavy aoka hijanona daholo ny fandrombana fa tsy maintsy mifampiraharaha @ fitondrana isika , mety tsy ho azontsika ny tetezamita raha...
suite
répondu par xxx le 11/03/2009 03:22
TEGEVE
(
10/03/2009 17:38)
TSY AO @ AMBASSADE FRANTSAY INTSONY IANDRY TGV
anaka isany dia tapitra teo ny bail ,fa navoakan-dry zareo tao i TGV hidinika @ filiha hajaina R8 ,may ny endomboanjo fa manery koa ny tafika ;72 h ,dia ho maty foana ve ny vahoaka nohon'ny fitiavan-t...
suite
répondu par andrywui le 11/03/2009 07:51
TEGEVE
(
08/03/2009 01:03)
MAMPIASA BASY ARIARY7 antsoina hoe "jereo eto" iandrywui....
anaka isany mapiasa ny teti-dratsiny hatrany ny anaka mamoafady andrywui rehefa tsy nahomby intsony ny copie-coller,saingy maivana le hacker ,maivana toa ny TGV ihany moa izany,miverena @ làlana mahi...
suite
répondu par TEGEVE le 08/03/2009 15:19
TEGEVE
(
07/03/2009 12:50)
VITA MATAVY I salopard mpitolona mpanopa navitrika taloha
anakamamoafady salopard ,efa imbetsaka ihany no nanarina ianao anaka ,nefa indrisy fa io loham-botonao io foana no asesikao eto,manasa tànana maimaim-poana aho,
hevitra no alefa fa tsy ny mpisera no...
suite
répondu par TEGEVE le 07/03/2009 22:52
TEGEVE
(
05/03/2009 14:55)
NY anaka namoafady andrywui NO MPANAO COPIE-COLLER
anaka andrywui efa fantatra izao fa andywui no panao copie-coller ,raiso ho ohatra izany fa tsy mila setrasetra ny sy fandrombana hatraty @ site ,toe-tsaina tsy mendrika ,tsy ho namana intsony ianao (...
suite
répondu par xxx le 05/03/2009 18:50
TEGEVE
(
05/03/2009 13:47)
ROMOTRA BE NY TGV TAFATSOAKADIA COPIE-COLLER NY ADY EO
anaka isany zay tafatsoaka ianreo dia gurre de communication no ataovy ,zay ndray ny mots d'ordres navoakan'ny foibe ,ny tenako manokana moa dia tsy tia izany fanao izany raha copie-coller vendrana be...
suite
répondu par TEGEVE le 05/03/2009 15:01
TEGEVE
(
05/03/2009 00:33)
TSY NISY NAHITA AN'I NAMANA andywui VE IANAREO
anaka isany saika nataoko tao @ sarimihetsika ny dinika satria komika be ranamana,saika tao @ resa-behivavy ihany koa satria miafina xxx foana ranamana,saika tetik'asa sy vinavina koa satria mitady s...
suite
répondu par KALACK le 05/03/2009 10:00
TEGEVE
(
04/03/2009 23:58)
MITADY CERTIFICAT D'HEBERGEMENT ,VIDINA LAFO TSY MANINONA ..
R y anaka isany mitady certificat d'hébergement na dia vidina lafo aza tsy maninona ,ho an'ireo mpamono ny tsy manan-tsiny
Tany @ ambasady maromaro teto an-drenivohitra ny tato @ foibe ,satria bets...
suite
répondu par xxx le 05/03/2009 00:02
TEGEVE
(
04/03/2009 14:55)
ANTSO AVO HO AN'NY MPITOLONA TSY MAHAVOA KARAKARAO NY VISAS
ry anaka isany dieny mbola tsy tara dia karakarao ny visas-nareo fa tsy lasa io tolona loham-boto io (l) (l) ...
suite
répondu par fijo le 04/03/2009 20:18
TEGEVE
(
01/03/2009 23:48)
manifestation devant l'ambassade malagasy Paris sabotsy teo
anaka andrywui sy batista007 niandry anareo tokoa rangorivao69 nilaza izy tamiko fa paika daholo ny fandrangitana ny pisera politlka eto ireny mba ahitany marina zay mijoro ho TGV fa hay ranamana io T...
suite
répondu par xxx le 02/03/2009 00:00
TEGEVE
(
27/02/2009 01:51)
Tsapako fa misy tsy mety ny fitondran-tenanay
tato ato mantsy dia misy foana ny mila ankisa ka mahatonga ny resaka misavoana nefa mankaiza moa miverina any @ nila ankisa ihany,ohatra manokana raisoko ny ny nataon'i andrywui ps be dia be sy ny xxx...
suite
répondu par sipagasy le 07/03/2009 08:18
