Liste des messages

Liste des messages, inserés par TEGEVE, par ordre de date
TEGEVE ( 13/04/2010 11:49)
Ho asoriko any koa ty Ratsirahonana ty !
O ry zalahy a, mazàna be ny mahazo ahy ato e, tsy mety mahazo reconnainssance foana ve ? efa nasoriko tany daholo ireo nandray anjara t@ fanonganam-panjakana fa e e e Izao izaho indray ty no mihanto... suite
répondu par pikatti le 13/04/2010 22:08
TEGEVE ( 31/03/2010 11:09)
Vonjeo é é é é é é, vonjeo aho ry Joyandet ô ô ô
Tsy mety milamina foana ny tany e, tena tsy voatampim-bava ny vahoaka ry capsat a, inona no tokony hatao Joayndet ô ,vonjeo vonjeo!... suite
répondu par vitalkamaoly le 01/04/2010 12:42
TEGEVE ( 17/03/2010 09:24)
Le report des sanctions n’est pas à l’ordre du jour.
La présidence de la HAT aurait préparé une note qui pourrait étre transmise à l’Union Africaine dans la journée. La réunion du conseil de sécurité de l’Union Africaine, sur le dossier M... suite
répondu par pikatti le 17/03/2010 22:35
TEGEVE ( 15/03/2010 17:07)
AIZA IHANY TY FISONDRONTA-KARAMA !!!! TSY MAHARAKA NY GASY
On constate alors que suite à cette inégalité de croissance du taux d’inflation et la hausse des revenus, le pouvoir d’achat des ménages se détériore de plus en plus dans le temps. La déprÃ... suite
répondu par xxxw le 16/03/2010 19:49
TEGEVE ( 27/02/2010 11:07)
Fivoriana vonjy maika ny 4,5 Mars
Mnasa antsika rehetra tsy an-kanavaka ny sivily ny ankolafy mapanao politika rehetra mba hanotrona Aza adino fa hilatsaka ka mila ataontsika haingana io mandrapahatongan'ny 18 Mars Izao fotsiny no ... suite
répondu par fijo le 03/03/2010 22:34
TEGEVE ( 18/02/2010 17:24)
MANAO AZAFADY @ MALAGASY REHETRA
Aleo atao hadivomangan'i kirijavola hono ka ny voamasony no potsirina avy hatrany Izao mantsy no tena tsy zakako @ io GIC io, olona efa novonoiko iny R8 iny dia mbola velominy foana, tena valaka be a... suite
répondu par milamm le 20/02/2010 01:59
TEGEVE ( 18/01/2010 18:06)
Nahoana moa no manao vola ry zalahy FATY
Nahoana moa no manao vola ry zalahy FATY -----Satria mila karamaina Ny olona hikarakara ny fifidianana Ny olona hanakorontana ny tolona Ny miaramila Ny olona firehana ara-politika sasany Ny... suite
répondu par fijo le 20/01/2010 21:22
TEGEVE ( 16/01/2010 13:04)
Je m’auto-proclame empereur RAJOELINA 1er.
Le dernier rempart contre cette dérive est aujourd’hui menacé avec l’ordonnance 2010 001 , ( qui soit dit en passant modifie le contenu d’une loi organique adoptée par le Parlement et de surc... suite
répondu par ndotofetsy le 19/01/2010 23:00
TEGEVE ( 15/01/2010 07:17)
SADC VS FRANCEAFRIQUE
La Communauté de développement d’Afrique australe (SADC) réunie jeudi a décidé de rejeter les élections législatives prévues le 20 mars. La SADC a appelé Andry Rajoelina à revenir à la t... suite
répondu par AndriambyII le 18/01/2010 08:12
TEGEVE ( 08/01/2010 13:13)
DIDOHA LAVA ZAO TSISY FARANY RAHA TSY ANY AN-KADY
Norbert Ratsirahonana, conseiller spécial d’Andry Rajoelina et « membre de la HAT » a donné son avis sur l’attitude que pourrait adopter le numéro un de la transition. « Ce n’est pas... suite
répondu par pikatti le 08/01/2010 19:48
TEGEVE ( 06/01/2010 13:09)
TSY MAHAZO MITENY DAHOLO AFA TSY IZAHAY IHANY
Extraits de discours du 17 Janvier 2009 d’Andry Rajoelina: « Tsy ekena ny famoretana tsy afahana maneho ny hevitra ! Tsy ekena ny fanagejana ny haino aman-jerim-pankajana. Satria dia fanta-tsika ... suite
répondu par esserra le 07/01/2010 19:19
TEGEVE ( 04/01/2010 10:23)
Mila manao sakrifisy daholo ianareo re olona o
Dia izay zany an, mila manao sakrifisy daholo ianareo re olona o, , tsy izaho no nanakatona ny AGOA!!! tsy izaho no nanao coup d'état !!!tsy izaho no nandripaka ny bois de rose!!!tsy izaho no nahaton... suite
répondu par fijo le 05/01/2010 21:23
TEGEVE ( 25/12/2009 06:24)
JOYEUX NOËL
http://www.youtube.com/watch?v=I3uV-HrYJks&NR=1 http://www.youtube.com/watch?v=DRXgNLzjmuk... suite
répondu par maryline le 29/12/2009 18:48
TEGEVE ( 20/12/2009 16:14)
O rasily ooooooooooooooooo
Tsy mety hitarika ady intsony Manorohanta ,nefa io no tena tadiavin-dry zalahy ato,misy Pm rasily miainga @ semaine iny,tsy ry zalahy ato raha tsy ampy ny hery famoretana :oops: ... suite
répondu par naritsymba le 23/12/2009 01:23
TEGEVE ( 19/12/2009 23:48)
Vonjeo Vonjeo Vonjeo
Vonjeo rey Tompoko ô ... suite
répondu par papala le 22/12/2009 12:31
TEGEVE ( 15/12/2009 08:51)
Efa likidé daholo @ zay fa antsika ny POUVOIR
Anjangako @ zay ny "gouvenemanta-ko" fa tsisy an"izany reunion zany radem Niantso ahy efa impiry zay i Chissano fa zah efa tsy te halala aleo miara maty any daholo Malalaka tsara ny lalana zah rery ... suite
répondu par fijo le 16/12/2009 21:39
TEGEVE ( 14/12/2009 19:22)
Organes Rakotomihantarizaka. sonegaly nahazo baiko
Izaho ve miteny @ialahy ataovy ao koa ny anaran'olona tsy nandeha tany Maputo III toan’i Jose Vianey, Yves Aimé ,jereo tsara rangahy ty ny lisitrareo fa manala-baraka fotsiny zany tsy mahay ny man... suite
répondu par rakajy le 15/12/2009 22:39
TEGEVE ( 12/12/2009 20:13)
Gouvernement vaovao
[img]http://www.madagascar-presidency.gov.mg/actualite/fichiers/general/IMG_0233.JPG[/img] Firt ny jeneraly nanaraka an'i Dadis Camara ry ngama fa vita matavy ihany , sao mihevitra ny tenanao tsy tra... suite
répondu par maryline le 14/12/2009 06:52
TEGEVE ( 10/12/2009 17:43)
Mahita aho kilazalaza anio ô!
Misy nanitsoka ry zalahy zany nama a!aiza koa zah efa niomana tsara hoa any Danemark iny no nahazo taratasy fa tsy mila mankany indray hono , kiiii zah anefa mba saika hizesta be ery , mahita faisany ... suite
répondu par ndotofetsi le 11/12/2009 17:34
TEGEVE ( 03/12/2009 23:15)
TSY MIRAHARAHA
Anaka isany, Efa voalazako ombieny ombieny fa tsy handany vola ho any Maputo izany izay folo mianadahy fa kosa aleonay mankany Copenhague, Danemark où se déroulera le sommet de l’ONU sur le cli... suite
répondu par badoboys le 04/12/2009 22:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0268