Fivoriana vonjy maika ny 4,5 Mars

1. TEGEVE ( 27/02/2010 11:07)
Mnasa antsika rehetra tsy an-kanavaka ny sivily ny ankolafy mapanao politika rehetra mba hanotrona
Aza adino fa hilatsaka ka mila ataontsika haingana io mandrapahatongan'ny 18 Mars
Izao fotsiny no hangatahiko e, mila ny ny fahatongavanareo hanomanantsika ny gouvernemanta hikambanana :-D
Soly hafa daholo ny lista teo aloha ry zalahy a, asio an'ireny efa mba novidiako ireny ihany
Vao voatendriko ho PM rangahy bekintana ty dia efa mirediredy sahady,mba asio lista co-PM maromaro koa raha azo atao
(l) (l)
novalian'i fijo ny 03/03/2010 22:34
2. Vahoaka ( 27/02/2010 12:05)
capsat hantsoina fa ireny no vahoakanareo ,hay ve hiantso ihany no miseho be mokony ,tsss, ialao ozy aho ny politika raha tsy zakanareo
Betsaka ny Malagasy tia tanindrazana fa dia aza manao an'io loha-bonto ry zalahy a
3. locl ( 27/02/2010 15:15)
eeeeeeeee! Ka tsy hitak intsony ity izay hatao fa dia aleo aloha mampiditra ity sosonkevitra ity indray e
4. terrywui ( 27/02/2010 19:32)
tezeve anie ry vahoaka sy locl ka akamanareo iany nefa petsainareo mafy be lery io eee!! nedala fotsiny no manao resaka tsy loabody io fa akamanareo be io ..!! TIM% be io fa mila amboarina kely fotsiny ny sainy ....hon hon hon hon hon :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. pikatti ( 27/02/2010 21:27)
Tsisy handany fotoana @ resak'elah isany tgv io intsony ny pokona e, tsisy reberebena zany eo fa ny anay miandry le 16 Mars de izay , aza mimenomeno raha voasazy , efa ela lisany ygv reto no nanarina fa hé hé hé, miseho be loha foana, zao aza miantsoantso vonjy aty fa!!!!!! hiareto aoa aloha
6. ramosekely ( 27/02/2010 22:11)
ILAINA IHANY HONO RENCOCILIATION NATIONAL ?
7. fijo ( 27/02/2010 22:11)
mandany andro sy vola fotsiny e,tsy azy koa moa le vola ko
8. esserra ( 27/02/2010 22:17)
Tsy nitsitsy teny mihitsy Ing. Monja Roindefo nandritra ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety tao amin’ny trano fonenany tetsy Antsakaviro omaly, nilaza fa «fahefana mitsingevana io fahefana FAT io». Naverimberiny matetika tamin’ity valan-dresaka ity io sy ny hoe «tsy tokony hatao peta-toko ny raharaham-pirenena». Ity atrikasa nolazaina ity izao dia notsindriany mafy mihitsy «resaka peta-toko fotsiny indray».
9. ramosekely ( 27/02/2010 22:21)
taiza moa no mba nisy zavatra matotra nataon'io fitondrana io
ny resaka ppn
air force one hamidy hanaovana hopital
ny democratie nolazaina teny @ 13mai
ny vola 50millions de dollars ho azo raha vao mihonbgana i ra8
SY IREO MARO TSY TAMBY HO LAZAINA
10. esserra ( 27/02/2010 22:34)

Tsisy mouvances mankany @ io zany eo e, ry zalahy tgvendrana samy ihany no manao rafitolazy ao, efa impiry zay antso nataon'ny tgv izay !!iza no tonga tany raha tsy ireo mpilelaka fotsiny ihany
11. pikatti ( 28/02/2010 12:22)
la Plate-forme nationale des organisations de la société civile de Madagascar (PFNOSCM), ne participera pas à l’atelier du 4 et 5 mars a annoncé Lalao Randriamampionona, sa présidente.
Fikan'antitra io hoa , samy tgv ihany no hifanafosafo ao, ny samy foza tsinona efa vizaka ny mifanaikitra lava,mila mifanampy kely lisany rawix fa tena maivana be
:-D :-D :-D
12. pikatti ( 01/03/2010 13:23)
Andry Rajoelina souhaiterait se faire "légitimer" lors des ateliers du 4 et 5 mars car depuis le 18 décembre son statut réel est très délicat : président, pas président, HAT ou HCT ? C’est une réalité que certains à la présidence ont fini par admettre. L’autre souhait est de faire reconnaitre son choix unilatéral face à la communauté internationale.
Resaka tomany antsoy prez ihany anie no tena ventin-kevitra ao e, iza ntsony no rebirebena tsisy farany eo ??? ny mpisolelaka ihany
13. xxxw ( 02/03/2010 05:59)
Andry Rajoelina souhaiterait se faire "légitimer" lors des ateliers du 4 et 5 mars car depuis le 18 décembre son statut réel est très délicat : président, pas président, HAT ou HCT ?
:roll: :roll: :roll:
Efa voaravaka medailles ordres de ....ordures .....ireny ve tsy hanaiky izay notompoiny
14. fijo ( 03/03/2010 22:34)
zavatra hirevy no tena dian'ny olona hoany anie e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0469