O rasily ooooooooooooooooo
1. TEGEVE
(
20/12/2009 16:14)
Tsy mety hitarika ady intsony Manorohanta ,nefa io no tena tadiavin-dry zalahy ato,misy Pm rasily miainga @ semaine iny,tsy ry zalahy ato raha tsy ampy ny hery famoretana :oops:
novalian'i naritsymba ny 23/12/2009 01:23
4. pikatti
(
21/12/2009 13:05)
Misaotra lesy tgv a, efa ao marina ny kôzin'elah fa asa raha tena vital marina no nanendrena an'io Pm io aloha :roll:
5. xxxw
(
21/12/2009 20:22)
Vital =Vitalavitra frantsay io!
Quitte ou Double hé hé hé vitamatavy :-D
Quitte ou Double hé hé hé vitamatavy :-D

