Ampidiro aloha ny tenimiafina
O rasily ooooooooooooooooo
1. TEGEVE
(
20/12/2009 16:14)
Tsy mety hitarika ady intsony Manorohanta ,nefa io no tena tadiavin-dry zalahy ato,misy Pm rasily miainga @ semaine iny,tsy ry zalahy ato raha tsy ampy ny hery famoretana :oops:
2. xxxw
(
20/12/2009 18:04)
3. pelaka2000
(
21/12/2009 05:02)
ny anay tim ihany gtt mafana fo
avereno ny dadanaydia izay ihany
4. pikatti
(
21/12/2009 13:05)
Misaotra lesy tgv a, efa ao marina ny kôzin'elah fa asa raha tena vital marina no nanendrena an'io Pm io aloha :roll:
5. xxxw
(
21/12/2009 20:22)
Vital =Vitalavitra frantsay io!
Quitte ou Double hé hé hé vitamatavy :-D
6. naritsymba
(
23/12/2009 01:23)
Tona reto ny rasilinao e
Adinoko fa niantso vahoaka koa kay rangahy tao :-D