Efa likidé daholo @ zay fa antsika ny POUVOIR

1. TEGEVE ( 15/12/2009 08:51)
Anjangako @ zay ny "gouvenemanta-ko" fa tsisy an"izany reunion zany radem
Niantso ahy efa impiry zay i Chissano fa zah efa tsy te halala aleo miara maty any daholo
Malalaka tsara ny lalana zah rery ihany no ady eo e
novalian'i fijo ny 16/12/2009 21:39
2. pikatti ( 15/12/2009 09:01)
Madagascar Etat dictatorial, arbitraire et totalitaire
Ataovy ao ihany fa hinanan'angano ao lisany,misaotra anelah @ sopapa aloha e,zany ve leity ny kôzin'ny lery ao :lol:
3. esserra ( 15/12/2009 09:07)
Anjangako @ zay ny "gouvenemanta-ko" fa tsisy an"izany reunion zany radem

Mba tianay ho fantatra,ataovy fa hotran'ny resabe foana no nahenona an'izany aloha hatreto :roll:
4. pikatti ( 15/12/2009 09:22)
Ho hita eo fa mitabatabe mitsy lery ao , nosoloiana hatramin'ny lehiben'i BANI(miaramila ihany koa io) tetsy Ivato omaly, mifezaka hoa lekely io
5. wxxx ( 15/12/2009 09:52)
Ary toa tsy nanaiky lay vola be notambazana hatao PM le jeneraly (à la retraite) de corps d’armée Mounibou Ismaël
6. kidoropamba ( 15/12/2009 13:59)
Aiza ry Pety, voninahitsy (samy nahazo diplôma amin'ny fangalarana varin'olona) ary zakahely boniface no mba sahy milaza t@ TVM fa "azy ny fahefahana". Aiza no hisy firenena androso. Toa manamarina ihany ny fanagadran-dra8 olona tahaka an'ireny fa toa fanetry be an'ny tany dolidoly.

Alain ramaroson, kaleta..izany no lazaina fa hoe "ekipa solidan-drajoelina". Tsssss. soa ihany fa tsy taranaka zapôney aho fa efa saika "notapahako ny ankihikeliko" hoatri'zay noho ny fahadisoako nanohana bandy mpamela-boudy @ vazaha. Tssss!

Rolly Mercia sy ny forongony toa efa mamon-drongony, sy tsy mahazaka jamala ka lasa mirediredy sy miteniteny fahatany. Ataovy moramora ny fifohana bozaka ry zalahy fa mbola ho lavitra ny lalana haleha. Tssss!!!!!Menatra! Tena menatra aho. Marina mafy e.

Io tonga amin'ilay ohabolan-drazana izay hoe: "Nitady toko ka sendra tay, ka ny hatezerana no hany zavatra azo tsakotsakoina".

TSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS!
7. Mirananirina ( 15/12/2009 14:01)
Ary toa tsy nanaiky lay vola be notambazana hatao PM le jeneraly (à la retraite) de corps d’armée Mounibou Ismaël
raha tsy adala izy koa fahaizana be anany ve baikon'ny bandikely tsisy n' inona2
8. fijo ( 15/12/2009 21:19)
izao no notadiavin'ny gasy,ka aleo izy hanoa fety "milay be"ao e
9. naritsimba ( 16/12/2009 07:42)
tena manao fety milay zahay zao ka, eto @ taninay zahay no manao fety fa tsy any an-tanin'olona.
10. dadabe ( 16/12/2009 08:03)
haha marina izany le :-D
11. esserra ( 16/12/2009 10:50)
dadabe ve tsy manao fety any chine:lol:
12. fijo ( 16/12/2009 21:39)
ataovy tsara ao ny fety ranary an.toa henoko hoe nitombo daholo ny vidin tsakafo hanaovana fety ao,ka mahazotoa homana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3097