Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i TEGEVE, milahatra araka ny daty
TEGEVE
(
02/06/2010 15:20)
14jolay 2010
Nahoana moa ny zanakao no tsy nantsoina raneny malala o, raha izao fombanao izao aloha dia tsy ho alefako any mihitsy ny miaramilako e, raha omenao ny tribune officielle kosa anefa izaho dia mety ho r...
tohiny
novalian'i ouioui ny 03/06/2010 09:13
TEGEVE
(
31/05/2010 20:32)
VANGIVANGIO IHANY RY GUIDE O
Dia tsy mba misy mamangy ahy akory ve ianareo e, izaho irery sisa no tavela ato nefa anie ry zareo tao Niger koa nanongana e
[img]http://www.icone-gif.com/gif/smileys/triste/k_crying.gif[/img][img]ht...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 04/06/2010 09:51
TEGEVE
(
29/05/2010 07:08)
VIRE TGV VIRE TGV VIRE TGV VIRE TGV
Aleo ny tenako mihitsy no hanao ny fanambarana
Dia lasa lavenona teo izany ny ankolafintsika ,
1/Tonga tato an-tsaiko sy Ratsirahonana fotsiny io, mazàna be ry zalahy ny fitondram-pirenena a, izao ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 29/05/2010 17:59
TEGEVE
(
27/05/2010 12:17)
Hahemotra ny dialogue national fa aleo aloha hirevy e
Misy angamba hilaza aminareo hoe io indray ilay fotoan-gasy , nilaza t@nareo mantsy aho ny 12 mey fa hiroso @izany isika,
Misy koa angamba hilaza aminareo hoe , io indray ilay tenin-dehilahy sarim...
tohiny
novalian'i pikatti ny 28/05/2010 20:36
TEGEVE
(
25/05/2010 20:23)
SOSOMA BE AHO FA TSY INVITé ANY NICE AKORY
Rangitra be t@ rachatagnier aho fa tsy mety manasa aho any Nice ry le voasaha :twisted: :twisted:
Aleon-dry lerony izaho no sakrifieny toy izay ny SADEC :twisted: :twisted: :twisted:
Hanangana...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2010 20:28
TEGEVE
(
24/05/2010 19:03)
OLOM-BAOVAO TSY MISY PETINA DAHOLO NO NALAIKO E
Tsy misy azo hikianina intsony ny Gouvernement CamilleII
Olona mbola tsy nanao politika daholo na iray aza , olona tsy mbola nadatra-drà ny Malagasy na iray aza, olon-tsotra tsy mpanao politika fa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2010 20:08
TEGEVE
(
22/05/2010 08:59)
Ry vahoaka Malagasy
Nandinika ny fandehan-draharam-pirenena foana no nataoko raharaha, ary tsy afaka ny tsy hiteny aho satria;
- tsy araka ny fiheverako fa betsaka ny miaramila no tsy tsy hanaraka baiko hitifitra ny r...
tohiny
novalian'i savonyvava ny 22/05/2010 10:53
TEGEVE
(
20/05/2010 10:34)
Tsy fika ty ry zalahy fa izay afaka mitsoaka dia mandehana
Mandehana haingana mitsoaka daholo,tsy laninin'ny FIS de pt ry zalahy FIGN :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2010 19:04
TEGEVE
(
20/05/2010 01:16)
PretoriaII vonona @ izay aho, na dia rahapintso aza
......
LA MISE EN Å’UVRE
7.1 Cet accord entrera en force à la signature des partis ;
7.2 Afin d’assurer la mise en place effective de cet Accord, un Bureau Permanent du Médiateur sera établ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/05/2010 10:27
TEGEVE
(
17/05/2010 12:17)
Dia mbola tsy mahazo reconnaissance foana ve aho e
Efa nataoko daholo izao fihitsiketsehana izao , niala aho eny fa na dia aferako pereso aza iny ,
Nivory mantsy ry zalahy matanjaka teo(jeudi 13) 'afa tsy France fa i Sonegaly no solon-tenany, dia tap...
tohiny
novalian'i tontonsola ny 17/05/2010 14:07
TEGEVE
(
14/05/2010 11:19)
IZAHO IRERY VE NO WAINN EO
Nekeko ihany aloha ilay fikafika fa izaho ve wainn eo e, nasain-dry zalahy frantsay nanonona an'io karazana datim-pifididanana ity mantsy mba tsy dia hasiso loatra rehefa asainy ho any Nice e, ilay f...
tohiny
novalian'i tgvafond ny 14/05/2010 23:28
TEGEVE
(
13/05/2010 23:01)
JE SUIS UN HOMME DE PAROLE
Efa impiry impiry no nilazako anareo izao , fa izay zavatra navoakan'ny vavako dia notanterahiko avokoa
Mba tanisao kely eto kely hoe izao izay tsy tanteraka
(l) (l) ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/05/2010 11:43
TEGEVE
(
11/05/2010 11:37)
Governement salut salut , bye bye
Sempotra be e, tena boda ny lohako marina , naleoko mihitsy naka vakansy nilalao t@ sipakely tany Nosy Be tany aloha, :wink:
Ny lisitra miaramila aza ato mbola tsy nivoaka dia nolavin'ny namany iha...
tohiny
novalian'i Bazilou ny 12/05/2010 07:56
TEGEVE
(
04/05/2010 12:21)
13 ministères pour les forces armées
Mba zaraina kely toerana aloha ry rajako isany ireto sao mba hilamina ihany , omena ny Affaires Etrangères; ny Intérieur; ny Santé; ny Education nationale; ny Communication; ny Environnement; ny E...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2010 19:51
TEGEVE
(
02/05/2010 14:14)
TSIRARAHIKO INTSONY E
Tsimiraharaha izay resaka mikasika izany fifanarahana izany intsony aho zalahy a :evil: :evil: :evil:
Izay tsy te hiditra @ governemantako dia aleo any , izahay tsy mial izany reconnaissance izany...
tohiny
novalian'i pikatti ny 03/05/2010 07:20
TEGEVE
(
01/05/2010 12:27)
Aoka hijanona sao sirika
Wainnnnnn Beuuuuuuuuuuu, nanontanian-dry zalahy aho hoe aiza izany accord miafina nosiniaviko sy ny Frantsay , tena tsy hitako intsony ny nasiako ny aiko marina e,
Ary ianareo ry Hipopokamo mba aza m...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 01/05/2010 22:44
TEGEVE
(
29/04/2010 05:48)
FETSYPOU KOA RANENY LEULEU
Nandroandroan-dry zalahy tao aho hoe tsy hoa i SEM Chisssano, kiiii kay lery mihitsy no prez ny séance
Nilaza tamiko ry Joyandet fa hanampy anahy foana , kiii tsisy manaiky izy tolotra nataon-dry za...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2010 12:25
TEGEVE
(
27/04/2010 09:51)
HOMANO NY VALIZY FA TONGA IZAHAY DIA HITSOAKA ANY FRANCE
Ianareo Ratsirahonana, Ramaroson,Andriamanoro,Resampa,lylison,dia efa ilazaoa ny akamanareo fa ho be ny ho very seza
Tsy azonareo hanao vava intsony aho manomboka androany, izao tsy maintsy mila Afri...
tohiny
novalian'i vitalkamaoly ny 28/04/2010 08:43
TEGEVE
(
22/04/2010 11:10)
Tsy maintsy makany Afrika atsimo ihany aho ry zalahy
Tsy maintsy makany aho , satria tsapako tanteraka izao fa tsy misy afa tsy ny fiaraha-midinika ihany no vaha olana
Miangavy anareo rehetra aho ,ry Ratsirahonana, ry Lylison,ry Ramaroson, ry Rakotonan...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2010 19:11
TEGEVE
(
19/04/2010 06:24)
ANGANO ANGANO ,ARIRA ARIRA... Présomption d’innocence...
Le public a en plus eu droit non seulement à un « scoop » mais aussi à un plus. L’identité des « acteurs » du coup a été révélée sans aucun égard à leur droit à la défense. L...
tohiny
novalian'i ralaisolo ny 20/04/2010 15:34
