Nandroandroan-dry zalahy tao aho hoe tsy hoa i SEM Chisssano, kiiii kay lery mihitsy no prez ny séance
Nilaza tamiko ry Joyandet fa hanampy anahy foana , kiii tsisy manaiky izy tolotra nataon-dry zalahy akory tao , dia tsy maintsy hiverina @ izay nosoniaviko ihany ve leuleu
ATAON4NY AGLOPHON MAHAMAY NATO RENIMALALA
vomafy less elah ry TEGEVE leuleu, nihina ny ném leuleu hon hon hon mbola aiza ééé ahoana lity ny faminaniana leuleu, tsy meko telovolan elah d vita ny fifidianana leuleu, fetsyripou less ny amerlok a!!! hon hon hon
Maty ialahy ry tgv klé tsy ampy amidin'ny Frantsay ialahy hoa , zavatra fitaovany ve ialahy dia tsy ho volavolainy , fa ny frantsan'ialahy kosa aloha tsy tafa irery tao e, SADC sy US tsy namela seul an'i joyndet jet setter
"Il faut chercher d’autres solutions" a déclaré Andry Rajoelina sur RFI en précisant qu’il y a des choses qu’il ne peut pas accepter en dénonçant Marc Ravalomanana comme facteur de blocage."
Fa inona indray no namitahan-dry zalahy an toi tao e,tonga lesy dia akapohy any ny varavarana dia modia a, elah anie mahery e :lol: