Wainnnnnn Beuuuuuuuuuuu, nanontanian-dry zalahy aho hoe aiza izany accord miafina nosiniaviko sy ny Frantsay , tena tsy hitako intsony ny nasiako ny aiko marina e,
Ary ianareo ry Hipopokamo mba aza miteniteny any ambadika any fa manimba paika fotsiny e
PapaNoely ialahy indray aza be fandrahona ao fa ataoko mahalala ny anarako eo koa fa ataovy ihany moa
(l) (l)