13 ministères pour les forces armées

1. TEGEVE ( 04/05/2010 12:21)
Mba zaraina kely toerana aloha ry rajako isany ireto sao mba hilamina ihany , omena ny Affaires Etrangères; ny Intérieur; ny Santé; ny Education nationale; ny Communication; ny Environnement; ny Energie; ny Transports; ny Commerce; ary ny Péche.
Izay izany fa aza mandrebireby ahy intsony
(l) (l)
novalian'i fijo ny 05/05/2010 19:51
2. xxx3 ( 04/05/2010 12:39)
ka le ho very seza tsy hanaiky ary le miaramila tsy nahazo seza koa hitrerona,tsy maintsy zarazaraina vatomamy daholo saingy vao maika tsy hilamina io,ny vaovao farany dia hoe handeha hidinika any afrika atsimo indray hono fa betsaka ny miaramila tsy manaiky an le fay deroute :-D :-D :-D
3. ouioui ( 04/05/2010 12:44)
HCC sy ny CENI koa plan B efa mipetraka , aza mba nandra ihany leuleu ,ny rasily aza tsy mirevy an'io , efa nilaza ry zalahy fa tsy hantevin-daharana ilay 109 daltoniens :-D :-D
4. pikatti ( 04/05/2010 12:50)
« La folie est de toujours se comporter de la méme manière et de s’attendre à un résultat différent ».Einstein

Miavadibadika lany fika ty rabitro klé,izao ranenimalala tezitra be , nitondra fehikibo sy karavasy hamelezany an'ty tgv tsy mety manainga ny gara ty :lol:
5. ndotofetsy ( 04/05/2010 13:33)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. pikatti ( 04/05/2010 14:16)
*** Midi : Mais, la HAT espère obtenir la reconnaissance internationale avec son Plan B. Qu’en dites-vous ?

*** Mamy Rakotoarivelo : Tout le monde est conscient que l’élément essentiel de la sortie de crise est cette reconnaissance internationale. Nous l’aurons automatiquement avec l’application des accords de Maputo et d’Addis-Abeba, méme simplifiés. J’encourage les uns et les autres à aller dans ce sens, au lieu de chercher des solutions alambiquées et tordues qui n’aboutiront pas aux résultats escomptés. Il est clair, par exemple, et j’ai pu en discuter avec quelques représentations diplomatiques accréditées à Madagascar, qu’une prise de pouvoir direct ou indirect des militaires ne ferait qu’aggraver les choses.

Recueillis par RAJAOFERA Eugène

Ao raha mantsina matoa lery miala bala foana :roll:
7. Radidier ( 04/05/2010 17:22)
RY FIANAKAVIAM-BEN'NY TAFIKA MALAGASY

TSY MENDRIKA NY HO LEHIBEN'NY FOLOALIN-DAHY TOKOA MR RAJOELINA ANDRY NIRINA
ANGAMBA HITANAOREO FA TSY ZAVATRA NOFORONIKO NA FIANMPANGANA TSOTRA FA ;
IZA MOA NO MANDAINGA ? IZA NO MPANDAIGA ?IZA NO NAMAHA-DALITRA NY MALAGASY NANDRITRA NY IRAY TAONA MAHERY IZAY?
ANGAMBA TSY MILA VALIANA AKORY IZANY FA IZY IHANY NO NIBARIBARY TOY NY KARY ENY AN'EFITRA
NAMBARANY TOKOA MANTSY FA;
EFA MISY ACCORD VITA SONIA ? INONA FA TSY NISY IZANY SATRIA NANONTANIANA TEO ANATREHAN'NY PRESIDENT ZUMA SY PRESIDENT CHISSANO DIA TSY HITA AKORY IZAY NAVOAKANY
RAHA NILAZA NY HIVERINA IZY AFAKA 15jrs?DIA NY AMPITSO DIA NAVADINY INDRAY NY HEVITRA
RAHA NILAZA IZY FA TSY HANAO RESAKA FIVORIANA ARA6POLITIKA INTSONY DIA ?IZAO IZY MIVAZAVAZA ,MITATATA MIEZAKA MANADIO TENA? MANAMARINA NY LAINGABENY

KA HOY AHO AMINAREO TSY MENDRIKA NY HO LEHIBEN'NY FOLOALINDAHY IO RAJOELINA ANDRY NIRINA

RADIDIER
8. milamm ( 04/05/2010 17:34)
coup de gueule ko ny any ratsy iraka zany leuleu =)) =)) ny tsy ampy tao de oe il commence a me taper sur le systeme ce sif de tupes(frantsa) =)) ,ka izay no alehany rehefa mifampiraharaha @ ol qui ses limites intellectuelles et politiques ko,efa ela no nifirany lavanify i radidy fa zao vao tonga saina...
9. fijo ( 04/05/2010 20:09)
nokekerin'ny amboakely tiany i dadabe ity???
10. Z.K. ( 05/05/2010 08:42)
Accords "Maputo et d’Addis-Abeba"= EXPIRE

:-D :-D :-D :-D
11. pikatti ( 05/05/2010 09:54)
Impiry mihemotra foana ty fivorian-dry rasily sy rabitro ty klé, toa tsy manaiky ny rasily? maka fotoana hiomana dossiers ny andaniny sy ny akilany? manery ny rasily ny handehanan'i rabitro ho any Pretoria II ? Lasa hoe androany atoandro e,
Izany fomba mivadibadika be izany aloha dia tena tsy mendrika ny ho eo @ io toerana io mihitsy e,
Io indray ry tonton Ambroise atovy mihinana kely ao aloha e :lol: FIGN ,1er RFI? Aza avela mitraotra
:lol: tano @ tandrony :lol: adaboy @ zay :lol:
12. Rajakoo ( 05/05/2010 17:42)
Vita ialahy rilaikey ty ! Efa nanarina foana fa e e e, nampitandremnana foana fa e e e, izao ialahy sady tsy mahazo reconnaissance nationale no tsy misy miraharaha ny internationale
Avelao ny mahay azy no hanao fa toi tena tsy ao
13. Rajakoo ( 05/05/2010 17:52)
Vita ialahy rilaikey ty ! Efa nanarina foana fa e e e, nampitandremnana foana fa e e e, izao ialahy sady tsy mahazo reconnaissance nationale no tsy misy miraharaha ny internationale
Avelao ny mahay azy no hanao fa toi tena tsy ao
14. fijo ( 05/05/2010 19:51)
kyyy mampalahelo i zandry kely.tena hoe zaza ka nataon'ny olona kilalao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2621