Tsy fika ty ry zalahy fa izay afaka mitsoaka dia mandehana

1. TEGEVE ( 20/05/2010 10:34)
Mandehana haingana mitsoaka daholo,tsy laninin'ny FIS de pt ry zalahy FIGN :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: (l) (l)
novalian'i fijo ny 20/05/2010 19:04
2. pikatti ( 20/05/2010 10:37)
Kay be koretaka daholo koa ry zalahy tony klé,
Ahoana indray izany Hypopo hitsoaka any @ ambasadaoro Frantsay koa izany Rajoelina sy toi , :-D :-D :-D may vava loatra mantsy ialahy t@ tonton Ambroise izao ialahy ihany no hitsaoka any eo fa ataovy ihany ty vava e :lol:
3. tsimatimanota ( 20/05/2010 11:12)
VITA HATREO FOZAORANA
4. AmiralHypopo ( 20/05/2010 11:18)
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
5. TEGEVE ( 20/05/2010 11:20)
Velomy haingana ny force one II hitsoahana ry zalahy a, taibe ity e, ndao ndao ndao hitsoaka
6. pikatti ( 20/05/2010 11:23)
Tena jiolahim-boto marina le zalahy ty sakaa :twisted: :twisted: :twisted: aza avela hitsoaka ry tgv sy ny 40 voleurs e, tazomy ao raluc be a, :lol: :-D :-D
7. sylvain ( 20/05/2010 11:30)
tsy mande eo elà
Rajoelina et consorts auraient tenté de s'enfuir via un jet privé, ce matin, mais les éléments de RFI les en auraient empéchés.

8. milamm ( 20/05/2010 11:40)
karakarao fa mivoraka ny fis de put,emmoreg sy ravalomanana zandary e,fisamborana an'i lavanify,ramaroson ihany no loka lehibe andrasana
efa mba noresahina tamim-pahendrena ihany elabe zay fa eee
ny zv siora kalo de efa any @ ambasady frantsay lery sao hitelina tsaramaso vy eo otrany daddis eo, 1 taona mahery zay nanao tsy ho tratrany aloka zao efa manomboka mipararetra (film vao manomboka io ka...)
9. diloo ( 20/05/2010 11:41)
aza avela hitsoaka ry tgv sy ny 40 voleurs e
=))=))
Tsy ratsy iny Rapika!=))
Vire TGV
Vive Luc be
Vive FIGN
Vive RFI
Vive les forces vives malagasy
Vive la Démocratie
Notre Patrie est sainte
Masina ny tanindrazana
à bas TGV et les 40 volera
10. milamm ( 20/05/2010 11:48)
mankalaza les ra-pika sy diloo ,aiza i bazil de cock eno tsy henoheno =)) =)) =))
Madagasikara ho an'ny Malagasy mandrakizay
11. diloo ( 20/05/2010 12:00)
Tandremo ihany leitsy rabazy sao elah lasa victime colatérale an!
Aleo elah eto eto ihany anaovana défoulement .=))

Sali milamm :-*
Lasa niverina ao anaty fotaka trano kisoa tsikelikely ny fozaorana=)).
Aiza elah babazy an. Io ilay défi lazain'elah fa tsy mahasaky ny 20millions de vahoaka. :D
Izao ny dadan'elah FIS lelyson mirepla sy maratra.Ntss
Vire TGV
12. sylvain ( 20/05/2010 12:02)
14h15 : Après le culte qui s'est déroulé dans l'enceinte du camp, la population voulait rejoindre la place où devait se dérouler le culte initialement. Les dirigeants du HMF ont ouvert la marche, les putschistes de l'EMMOREG ont tiré en l'air, dans le cafouillage, ils ont arrété le président de la STK de la FJKM Foibe, Valisoa Rafanomerantsoa. L'EMMOREG attendrait le renfort des blindés de la RM1 d'Analakely pour s'introduire dans le camp de la FIGN.

13h15 : Dernier bilan : 5 FIS atteints dont 3 tués, 1 blessé sur le thorax et 1 autre dont la balle est entrée par son oeil et restée logée dans son cerveau actuellement. La population est sécurisée à l'intérieur du camp
13. sylvain ( 20/05/2010 12:57)
voa mafy lylison:
Le colonel Lylyson serait gravement touché, il a dirigé les attaques contre le Fort Duchesne de la matinée

14. fijo ( 20/05/2010 19:04)
ten amarina ve sa tsaho,fa toa ts ymisy vaovao mitovy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.057