SOSOMA BE AHO FA TSY INVITé ANY NICE AKORY
1. TEGEVE
(
25/05/2010 20:23)
Rangitra be t@ rachatagnier aho fa tsy mety manasa aho any Nice ry le voasaha :twisted: :twisted:
Aleon-dry lerony izaho no sakrifieny toy izay ny SADEC :twisted: :twisted: :twisted:
Hanangana gouvernement daholo koa izao ny ankolafy samihafa , fa ahoana ihany izy ity e, inona no tokony hataoko
(l) (l)

novalian'i fijo ny 27/05/2010 20:28
2. esserra
(
25/05/2010 20:35)
Désormais hors de l’Arche Vital, Gilbert Raharizatovo, ex-Ministre de la Culture a connu, tout comme Monja Roindefo le grand éveil, un éveil qui n’est pas nécessairement l’oeuvre du Saint Esprit à la pentecôte. Selon cet ex-Ministre, que l’on change de gouvernement, là n’est pas le problème, et surtout que c’est loin d’étre la bonne solution pour la crise malgache. « Une telle démarche est Encore une décision relevant de l’unilatéralisme » précise-t-il… Unilatéralisme, un mot bien difficile à prononcer quand on est sur un confortable siège ministériel, mais que monsieur arrive enfin à reconnaître.
Ary ry zalahy ireo ve mpihatsara velatsihy daholo e?? rehefa voadaka vao mayvava, le aka kosa aloha efa nanirikiry anareo tgv , manitsy fiteny foana , ary ny teny tsy zakan'i DJ ilay voalazany tao @ Mialy tvplus

3. NathalieRabe
(
25/05/2010 20:52)
Essera a, ilazako tsiambaratelo ianao,
Niantso ahy i Rajoelina sy Camille dia nametraka fepetra hentitra tamiko hoe"raha te hanohy ny maha ministra ahy aho dia mila mikombom-bava"
ny navaliko an-dry zareo dia tsotra ary angamba efa mazava aminao, izao indray dia ny fitaovana sono ampiasain'ny mpitolona no rahofin'ny milisin-dramaroson,mampalahelo ahy ny taniko sy ny mpiray tanindrazana amiko , fa izay nataoko izay dia tsy mahamenatra ahy mihitsy ary miady hatrany aho ny hisian'ny liberté de la presse eto Madagasikara
Ity misy santionan-tsary izay nandraran'ny HAT ahy tsy hanatrika eny fa nomey misssion maika be hono tsy maintsy natao :oops: :oops:
Journee de la liberté de la presse
17ème commémoration marquée à l'ambassade des Etats-Unis par une remise officielle de prix aux reporters par Niels Marquardt.

Dans la dernière catégorie, presse écrite le premier lauréat est le Journal Taratra, pour son reportage sur le trafic de bois de rose,

journalites tao @ ambasadaoro amerikanina

Le discours de Niels Marquardt était très attendu :"Une presse libre et responsable est essentielle pour le succès de toute démocratie"
AZA MIRAVIRAVY TANANA RY ANABAVY SY RAHALAHY MANOLOANA IZAO DIDY JADONA IZAO
:-* :-* :-* :* :* :* :* :*

4. esserra
(
25/05/2010 21:11)

koa ialahy anie tgv efa mba nomeny fitaovana e, fitaovana hiarovana izay manana nationalité française hoatran'ialahy t@ resaka FIGN
Dia mailo ihany koa ialahy fa misidina ao koa ary @ izao ny bekintana sao ialahy taraiky eo
Un appareil de l’US Air Force à Antananarivo
Un petit jet enregistré au nom de l’US Air Force est présent sur le territoire malgache depuis lundi 24 mai. Son plan de vol pour la journée du 25, est Antananarivo, Sambava, Anstiranana et Nosy-Be. Il devrait quitter le territoire malgache demain mercredi 26 mai.
5. ndotofetsy
(
25/05/2010 22:45)
ka ela mitady hihinana langouste amizao ko sady amizay mangetomaimbo sao torana ao i ra sarikozy
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. AndriambyII
(
25/05/2010 23:09)
Ny Frantsay , ny britanika , ny Amerikana , ny Arabo , ny afrikana tatsimo,ny snou ,ny japs, mfandrirotra te hahazo ny Lanthanides Malagasy , nefa ny gasy indray ty no toa very eritreritra tsy mahay mandray ny andraikiny sy miaro ny harena-boajanahariny! be fitiavana loatra sa tena fahadomelina nanaranaka ?? 8O 8O Rehefa tsy mahatakatra izany dé aleo tsy manao politika mandrakizay !!C' est la croisée du chemin !!
CHACUN POUR SOI ,DIEU POUR TOUS !!
CHACUN POUR SOI ,DIEU POUR TOUS !!
7. AndriambyII
(
25/05/2010 23:23)
Na ny sosisy (Swisse) aza manao ny ataony kou aiza no tsy hihanaka ny harin-karena ?? loooolllll!!!!
8. fijo
(
25/05/2010 23:29)
tapina ny daomy fa tsy hiakatra pilipitra indray i zazakely,nefa efa mba nanoman akabary be sy akanjo vaovao
9. AndriambyII
(
25/05/2010 23:38)
Niels Marquaardt = un salopard = un connard =un vantard =un batard !! :lol: :lol: :lol:
10. Rajakoo
(
26/05/2010 11:17)
Raha ny miaramila ao @ governemanta vaovao io dia tsy mitondra ny tenin'ny foloalindahy mihitsy fa ny tenany manokana
Raha ny @ Gl Bruno Razafindrakoto dia nesorina tanteraka satria miaramila mitsoaka andraikitra momban'ny fifampidinihina misy eto anivon'ny tafika , indrindra ny nandosirany tany Frantsa nikarakara ny vola be natao hanampiana ny fianakaviamben'ny zandarimariam-pirenena(io moa dia nohaniny manokana niaraka t@ olona namany roa) :twisted: :twisted:

11. tgvafond
(
26/05/2010 11:33)
Andriambill = un salopard = un connard =un vantard =un batard !! :lol: :lol: :lol::* :* :*
12. milamm
(
26/05/2010 12:25)
aza miteniteny foana ry Andriambyl momba ny transparency fa mahamenatra =)) =)) =))
13. vitalkamaoly
(
26/05/2010 13:39)
aleo ry zandry andehanako any fa misy zana-drahalahiko mipetraka izay any. De tsy mandoha hotely anie @zay fa any no mikaly sy milafika e :^) :^) mba kelikely ny depansa..fa juste revirevy sy sora fotsiny :@ :@ kofff koff
15. Robie
(
27/05/2010 13:47)
Rangitra be t@ rachatagnier aho fa tsy mety manasa aho any Nice ry le voasahaTsy anao irery akory i Madagasikara izay tianao atao dia atao , mba henoy ihany ny feom-bahoaka aza dia manao didy kofehy lehibe :roll: :roll: