IZAHO IRERY VE NO WAINN EO

1. TEGEVE ( 14/05/2010 11:19)
Nekeko ihany aloha ilay fikafika fa izaho ve wainn eo e, nasain-dry zalahy frantsay nanonona an'io karazana datim-pifididanana ity mantsy mba tsy dia hasiso loatra rehefa asainy ho any Nice e, ilay fihaonam-ben'ny fianakaviana GAULOIS, fa resako fotsiny iny hoe misakra iny fa nareo ve tsy efa kôpy e
Ry jeneraly Konaté (GUINEE) sy Cdt Salou (NIGER) ireo aza mbola mpanonaga noho izaho ve voahantso any koa tsy naleoko mba nanao fanambarana haingana kou
(l) (l)
novalian'i tgvafond ny 14/05/2010 23:28
2. pikatti ( 14/05/2010 11:26)
Koa raha tsy izany ve ialahy tonga de nasainy niteny t@ RFI sady tonga dia samy nanao fanambarana daholo lisany mitsam :lol:
Ilahy alaoh aza be resaka e, rehefa tsy te hirotsaka bainn de avelao ny rehetra hirotsaka fa aza be famaritra
Fikan'olona pahina iny bainn a, tahotra an'i R8 no betsaka :lol: hiampy ihany ny manozona an-drangah aloha fa tairo eo ihany :roll:
Tenin-dehilahy ozy lery ny ahy ka tsy miovaova :-D :-D :-D
Sarim-bavy izany ialahy satria teny firy izay niovaova izay :lol:
3. wxxx ( 14/05/2010 12:11)
Sarim-bavy izany ialahy satria teny firy izay niovaova izay
o^o o^o :@
4. mpandrindra ( 14/05/2010 13:56)
Ry jeneraly Konaté (GUINEE) sy Cdt Salou (NIGER) ireo aza mbola mpanonaga noho izaho ve voahantso any koa tsy naleoko mba nanao fanambarana haingana kou

Tsy mahagaga , efa tsy kôty intsony ny Frantsay izao ka mila voix etsy sy eroa , na ny mpanao didy kofehy lehibe na ny mpanongam-panjakana na ny mpanodina harem-pirenena dia tongasoa avokoa , tsy manavaka intsony ny Frantsay izao fa saingy mba mila somary madiodio ety ivelany fotsiny :cry: :cry:

Tenin-dehilahy ozy lery ny ahy ka tsy miovaova

PretoriaII[ na toerana hafa ] hoe jerena kely dia ho hitantsika fa ilay voalazany fa tsy hanao dinika resaka politika iny dia resaka nentin-katezerana fotsiny[ ntsooo mbola tsy matotra tsara anie i Rajoelina izany e]
5. fijo ( 14/05/2010 19:29)
ie,te mba ho ita faramparany de mody nanaiky fa tsssss,efa kopy aby ny pokona e
6. ndotofetsy ( 14/05/2010 22:52)
resak ovy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. pikatti ( 14/05/2010 23:16)
resak ovy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

Ka samy mihinana zay voaporiporiny zany ry tgv e :-D :-D
8. tgvafond ( 14/05/2010 23:28)
Nekeko ihany aloha ilay fikafika fa izaho ve wainn eo e, nasain-dry zalahy frantsay nanonona an'io karazana datim-pifididanana ity mantsy mba tsy dia hasiso loatra rehefa asainy ho any Nice e

Raha ho hantsaoiny koa :roll: sauf surprise hoy ny Mag Jeune Afrique
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0554