Ho asoriko any koa ty Ratsirahonana ty !

1. TEGEVE ( 13/04/2010 11:49)
O ry zalahy a, mazàna be ny mahazo ahy ato e, tsy mety mahazo reconnainssance foana ve ? efa nasoriko tany daholo ireo nandray anjara t@ fanonganam-panjakana fa e e e
Izao izaho indray ty no mihantoka,
Miala tsiny fa tena tsy afaka miteny ato e, manenjika daholo ny gadra navoakako, ny akamako,sns...
Izaho anie ry zalahy efa tsy te hanao politika io intsony e,ity Ratsirahonana ity ihany no tena manimba zavatra ato
(l) (l)
novalian'i pikatti ny 13/04/2010 22:08
2. locl ( 13/04/2010 12:04)
Ka maninona raha ahatona Ratsirahonana
3. milamm ( 13/04/2010 12:10)
ampina an'i savonyvava mianaka tena mety
4. savonyvava ( 13/04/2010 12:16)
Izaho aloha efa niala ary nasaiko nila tao koa ny zanako, fa tsy hamelako io lavasanga io raha tsy mihinan'enman any , tsy laitra atoro loatra tsinona :twisted: :twisted:
5. pikatti ( 13/04/2010 12:23)
Ka ialahy anie ry savonyvava mpijapy loatra e, tsy hay marina ny tena paikan'elah ?? ny tsar fotsiny dia mila manameloka direct an'io FAT io elah fa tsy manao malemy mantsina hotran'i bazilouzitra :-D :-D voky lasopy populaire, mafy koa zany gasy mitomany vozongo zany bainn a :lol:
6. wxxx ( 13/04/2010 14:12)
Mihidy vody ve ingahy ao fa toa hahemotra foana ny fanambarana, efa nahazo fe-potoana 48 h t@ rasily dia nangataka hoe @ faran'vy volana , tsss raha lahy. Ialhy ry tegeve dia manaova fanambarana fampandriana andrisa ireny indray fa ho hitan'elah tsara :twisted:
7. ndotofetsy ( 13/04/2010 17:38)
za aloha efa nivarotra kely an i madagasikara fa efa vita ny sonia atsy ze hifanarahanareo ao

http://www.sobika.com/madagascar-photos/Madagascar_2010/Monja_Roindefo_signe_avec_des_Thailandais/antananarivo_2.htm

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. pikatti ( 13/04/2010 22:08)
Ahoana aloha ilay teny nifampierana fa toa tsy misy maharaka ny vaovao daholo ny ekipan'ny FAT ,
Rolland Ratsiraka nilaza fa tsy nahalala sy tsy nampahafantarina ny ho mpikambana ny CENI
Noël Rakotonandrasana tsy nahalala fa efa tsy ministra fiarovana intsony raha tsy ny dinika nifanaovany t@ mpanao gazety sns............
Asam-poza ,
Ary ialahy isany mbola be solelaka ao ireo dia aza manantena, tonga dia peho any io sao lisany taraiky eo , ialao pà dieny mbola misy fotoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0586