HANTSOINA IREO JIOLAHY HIARO NY JIOLAHIM-BOTO TGVendrana a

1. TEGEVE ( 16/04/2009 19:40)
anaka isany ,
manoloana izao toe-javatra izao dia tsy maintsy nekena ny toro-hevitra ny hanendrena ny PM vaovao ,ny hidiran'i filoha hajaina Ravalomanana kosa no atahoranay fa betsaka loatra izany marimaritra hangatahin'ny firenena mikambana sy ny firaisambe afrikana izany
Miangavy ireo jiolahy mba hiaro anay ,izany no hevitra ato @ foibe ato,tsy manam-bola intsony fa efa lasan'i pm roindefo ny anjarany fa omenay ihany ianareo rehefa tonga ny fanampiana frantsay ,efa tokony ho tonga ny talata teo fa mampifilafila be koa ny renimalala
(l) (l)
novalian'i fijo ny 17/04/2009 22:24
2. fijo ( 16/04/2009 19:44)
ndana haingana mitsoaka miaraka amin'izay sisa mbola any ,fa ny taiposy no hanarak arah amijanona eo.

ô ry zareo an,dia hitsoaka indray izany i aly???????hummmmm
3. BeraMuc ( 16/04/2009 19:46)
Andraso eo i Odon sy Chantaigner ... (tsy i paoly akory) amin ny fiarovana e
4. xxx ( 16/04/2009 19:48)
nanjavona daholo tgv teo aiza ooooooo
5. pikatti ( 16/04/2009 19:49)
alefaso aty i mialy é, karakaraiko tsara, =)) =)) =)) =))
6. Noue ( 16/04/2009 19:49)
TEGEVE:

Miangavy ireo jiolahy mba hiaro anay ,izany no hevitra ato @ foibe ato,tsy manam-bola intsony fa efa lasan'i pm roindefo ny anjarany fa omenay ihany ianareo rehefa tonga ny fanampiana frantsay ,efa tokony ho tonga ny talata teo fa mampifilafila be koa ny renimalala
(l) (l)



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. xxx ( 16/04/2009 19:54)
zay reto TGV vao mihinana ny tadi-kiranony , miforin-drambo sahady ,miala any i DADA,aiza ary zany é,
8. fijo ( 16/04/2009 19:55)
mampalahelo mihintsy ny anaovan'i andry an'iny zanak'olona iny.aleo alaiko de tehiriziko aty fa tssssssss
9. pikatti ( 16/04/2009 19:57)
fa ahoana marina zany TEZEVE ,fa tena tsisy vola tokoa ve nareo koa mody hoe lasan'i Roindefo é :-D :-D :-D
10. pikatti ( 16/04/2009 20:04)
raiso ny zanak'olona fa tsy mahay mikarakara tonkatrano akory ty baikely ka aiza no hitondrana firenena
11. BeraMuc ( 16/04/2009 20:06)
Ny fidirana na fanampian ny SADC sy ny UA dia efa miaraka amin ny accord ny conseil de securiten ny ONU
C.a.d. raha sanatria misy ny tsy fahombiazana, dia efa vonona ny conseil de securiten ny ONU handray ny resolution sy ny fepetra
Efa mahafantatra an io i Andry Rajoeilina sy i Monja Roindefo
Asa anefa raha nahampahafatatra izany amin ireo miaramila kaposaty izy ireo,
na mbola ny rongon'i Rambo ihany no nozarainy mba hijanonan ireo amin ny faha-Domelina
12. pikatti ( 16/04/2009 20:11)
le kaposaty koa tsy ampy fitaovana akory fa vao tonga ny sadc de tsy tazana reo é, sady tsy vola omena azy tsony ry tgv, :-D :-D :-D
13. fijo ( 16/04/2009 20:14)
izay vao ahita kolokely hitsoaka le,kolonely fa ten adiso foana e
14. pikatti ( 16/04/2009 20:16)
hitsoka anary fitafy io kolonely kely io Ndrianarijaona io klé
15. xxx ( 16/04/2009 20:25)
efa nanao bevava hoe tsy avelanay hidi-potsiny aty ny miaramila vahiny zany , inona fa tsy lay loha keliny ireny ihany é,avy eo ndray omeo vola izahay ry TGVhividianana bala,ka tsy vola koa haninona eo
16. fijo ( 16/04/2009 20:26)
tena hoataon'ny generaly mahit akintana amin'izay ireo kolokely be vava ireo.
17. Noue ( 16/04/2009 20:26)
zay vao tena ho kila zany eee ay! ay! ay!
18. fijo ( 16/04/2009 20:28)
izay ani eno hoe manaova ny mety foan a,fa izoa di ahoafabaraka hatramin'ny vady aman janaka
19. pikatti ( 16/04/2009 20:31)
any am-ponja io kolonely kely io fa zay nanaovany ireo jeneraly retra zay ry zalahy dia tena tsisy vidiny mintsy kah samy miaramila ihany fa tena fanalana baraka tanteraka ny tafika manontolo
20. BeraMuc ( 16/04/2009 20:47)
Etsy andaniny koa anefa dia hilaina ny mandinika ny situation n ny miaramila malagasy

a) Tamin ny andron ny tolompiavotana, hi hi hi.. (Deba) dia tao anatin ny politique ny fanamafisana ny miaramila (isany, karama, privilege etc ...). En vogue izany tamin ny taona andro, satria na tsy ampy aza ny sakafo ho an ny vahoaka, ny budget ny militaire nitombo isan-taona. Jereo ny example Coree du Nord actuelle.

b) Ra8 kosa anefa dia nametraka ny laharam-pahamehana amin ny resaka economie sy ny ady amin ny pauvrete.

Inona tokoa moa no tena asa hataon ny miaramila hatramin ny 2002 ka hatramin izao ???
Amiko, ny resaka gendarme sy police no tokony hanaovana investissement fa tsy ny miaramila mihintsy
Madagasikara lehibe noho i Frantsa, sady nosy. Izany hoe raha resaka fiharovana dia tokony hanana miaramila matanjaka noho i Frantsa. Ny dikany tsy afaka hi-financer an izany mihintsy akory ny fanjakana malagasy. Izay no antony iray hafa tsy maintsy hiharahana miasa amin ny firenenna hafa, regionale, continentale et intenationale (SADC, UA, ONU).

Fantatra fa mbola tsy nisy firenena vahiny nanafika an i Madagasikara mihintsy hatramin ny nahazonana ny fahalevantena !!!

Mila fanavaozana tanteraka sy malaky ny miaramila eto Madagasikara:
inona no hilana azy, ny andraikitra ho raisiny, ny structure etc ...
Izany fanavaozana izay dia tokony ho ao anatin ny trakefan ny 4e republique, na iza na iza no hitondra eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0536