HANTSOINA IREO JIOLAHY HIARO NY JIOLAHIM-BOTO TGVendrana a
41. andrywui
(
16/04/2009 21:34)
inona ihany ary ty resakelah ty ry pikatti ?? za les vo tonga fa ts mahalala ze resakialah isan ato zan a!! ny anlah les de za foan no teneninlah ato le !
42. BeraMuc
(
16/04/2009 21:34)
rehefa miova pseudo ry KALLACK dia mba miva koa ordinateur a ...
sa tsy maharaka technologie ???
Domelina marina an !!!
sa tsy maharaka technologie ???
Domelina marina an !!!
43. pikatti
(
16/04/2009 21:40)
k'efa hita hoa ry BeraMuc , bandy votany anie ka miraharaha an'zany klé,tsy mba fetsifetsy tonga de sirika klé :-D :-D :-D
44. andrywui
(
16/04/2009 21:44)
inona no hidiran ordi amin fiovana ps lety ry baramik ?? tsy maninnn zany io ry lety natsy miova ordi aza fa ts any ny olana fa za le lazain pikatti fa kalaky e halowen e sns io a!! efa oe ts za oa zan mbol za ian ny anlery
45. pikatti
(
16/04/2009 21:47)
aza mody gentil eo elah lessy andrywui a, mba fetsifetsy fotsiny hoa @ manaraka :-D :-D :-D
46. andrywui
(
16/04/2009 21:49)
za les ande hatory les ry pikatti fa toa ts tianlaisny hiresaka eto mihitsy ah angamba fa lazainlah anzao ol reeetr zao ka !! bon nuit les pikatti a
48. pikatti
(
16/04/2009 21:52)
ndray afaka miresak elah fa inona ary ty :-D :-D :-D
ahoana ty tgvendrana ty aloha é
toa mirodana ho azy klé
ahoana ty tgvendrana ty aloha é
toa mirodana ho azy klé
52. pikatti
(
16/04/2009 21:58)
tratra ndray tsy novan'elah andrywui le ps klé ,efa kalack io , kobo lesy :-D :-D :-D
57. pikatti
(
16/04/2009 22:06)
mimé leity a, kobo le andrywui=kalack=halloween
ampio ndray lesy ps a, mba maromaro ny tgvendrana :-D :-D :-D
ampio ndray lesy ps a, mba maromaro ny tgvendrana :-D :-D :-D
58. manelatra
(
17/04/2009 07:29)
LASA ADALA NY MPANENJIKA FA TSY METY MAHAZO ILAY ENJEHINA POTRAKA
DIA NARATRA MAFY DIA NOTSABOIN'ny HOPITALY SISA , TAPAKA HATRAMIN'NY TANANA DIA TSY NISY NITENDRENA CLAVIER INTSONY OOOOOOOOOOOO!!!!!!! :twisted:
DIA NARATRA MAFY DIA NOTSABOIN'ny HOPITALY SISA , TAPAKA HATRAMIN'NY TANANA DIA TSY NISY NITENDRENA CLAVIER INTSONY OOOOOOOOOOOO!!!!!!! :twisted:
