Manomé antoka ny bois de roses

1. TEGEVE ( 30/11/2009 11:50)
Hatramin'izao aloha dia io no FMI ato @ tsika ,tsy afaka manoatra fa io ihany no hanodinana SIRAMA ,Injet ,tsy very io fa makaty am-paosinay kah

Bois de rose : la passoire Madagascar laisse filer 2 milliards d’Ar par jour
30/11/2009
Publié dans Actualité
2 milliards d’ariary par jour ! Ou encore 800 000 dollars, soit entre 100 et 200 troncs de bois de rose abattus par jour, telles sont les volumes exportés journalièrement et frauduleusement hors de Madagascar, et ce d’après une estimation du programme >






Tsisy vola fa sazian-dry zalahy de aleo ny tanindrazana no saziana :oops: :oops: :oops:
novalian'i fijo ny 01/12/2009 20:06
2. terrywui ( 30/11/2009 12:07)
Efa tamin'ny androndRavalomanana DADANAREO no efa nangadihady sy sola be lavitra noho io i M/CAR ry le TEZEVE a !!.... tamin'ny androndravalo aza 1sambo be 250tonnes isaky ny mivoaka isankerinandro ..!! MAGRO NO NAMPIANADRATSY, TIKO NO NANORO LALANA ,RAVALO NO NANORO HEVITRA DE TAFAVOAKA NY ANKIZY ANKEHITRINY DE MISAOTRA E ....!!!! :-D :-D :-D :-D
3. pikatti ( 30/11/2009 12:21)
Diso elah fa ny rapports dia @ zao daholo ry zalahy mpitsikombakomba ao @ fitondrana HAT ao no voarohirohy ary misy 570 conteneurs no tsy noraisin'ny vahiny de mikato ao @ port daholo






Firy2 ary hoatrinona no vola azon-dry zalahy @ reo mpividy sy mpamarotra tanindrazana tony :oops:
4. badoboys ( 30/11/2009 12:25)
BOIS DE ROSES =BANQUE CENTRALE HAT :evil: :evil: :evil:
5. Rajakoo ( 30/11/2009 12:27)
tamin'ny androndravalo aza 1sambo be 250tonnes isaky ny mivoaka isankerinandro ..!

aza mba kondrana, nareo ve manara-baovaoa e???? .............
570 conteneurs no tratra zao, ary tadiavin-dry HAT FAT afenina fotsiny zao!!!! :twisted: :twisted: :twisted:
6. pikatti ( 30/11/2009 12:28)
BOIS DE ROSES =BANQUE CENTRALE HAT
:-D :-D :-D
7. terrywui ( 30/11/2009 12:34)
TSISY DIKANY RAHA IZAY IREO BOIS DE ROSE IREO HOA RAHA OHARINA NY NAONDRAN'NY TIKO SY MAGRO TAO ANATIN'NY 7TAONA ,,IO SARY IO NO POROFO : SOLA TANTERAKA I M/CAR

ZE FITONDRAN'NY TGV VO 3VOLANA VE AHASOLA AN'I M/CAR OTRAN'IO MATINAO I GASIKARA RY TIM SY RAVALOMANANA SY NY FORONGONY ......

:evil: :evil: :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. pikatti ( 30/11/2009 12:38)
vitan-DR8 en 7ans in-telko avo heny no nataon-dry Andry en 4 mois,aleo soloina fa tena simba ny tanindrazana ka ny taranaka amam-para mampalahelo
9. terrywui ( 30/11/2009 12:47)
soloy na aza avela hiditra eto Ravalo raha tena mpanimba tanindrazana zany e!! misaotra anlah ra pique amzany teninlah zany fa marina zany ....!! tsy mahazo miditra tsony ravalo oo?? iééééé ...! :-D :-D :-D :-D
10. Rajakoo ( 30/11/2009 13:02)
Inin ary ty :evil: :evil: :evil:
11. Mirananirina ( 30/11/2009 13:21)
:-D :-D
12. pikatti ( 30/11/2009 13:33)
olona nandra ve no resahin'elah rajakoo klé :-D :-D :-D :-D
13. terrywui ( 30/11/2009 14:59)
ity ny teninlah rapique a....!

aleo soloina tsy avela hiditra eto RAVALO fa tena simba ny tanindrazana ka ny taranaka amam-para mampalahelo


merci amlah ihany alou fa tena marina zany ee...!!! :-D :-D :-D :-D
14. nanjakely ( 30/11/2009 17:24)
TSISY DIKANY RAHA IZAY IREO BOIS DE ROSE IREO HOA RAHA OHARINA NY NAONDRAN'NY TIKO SY MAGRO TAO ANATIN'NY 7TAONA
tsy i Ravalomanana ihany fa ireo teo alohany rehetra dia efa nanao tantely afa-drakotra tanteraka ny harena ankibon'ny tany teto M/car ary nanao banga mmihomehy alina mihitsy ry zalahy nanondrana ireo !
15. patriick2002 ( 30/11/2009 20:16)
Mazavabe fa tena le vola @. Bois de roses tratra retraretra reny zany reny volabe entin'ireo HAT ao @ banky foibe ireny de mody hoe avy any frantsa :evil:
16. fozabe ( 30/11/2009 21:42)
ny fianakams koàa anie voarohirohy ao anation'io bois de rose io :-D :-D :-D
vive tgv
17. pikatti ( 30/11/2009 21:52)
mihinana ndray rawix zany klé, tratra ao koa zany ny fianakam's :-D :-D :-D
lery aty efa tratra @ io mariage gris io :-D :-D
18. AndriambyII ( 01/12/2009 16:38)
Tena sola vatony ity i Mada !! :x :x
19. fijo ( 01/12/2009 20:06)
ka izao izany e,nanao ravalo,dia mangalara koa ny TGV e.samy tia tanindrazana nareo ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0515