Foana Génene satria
1. TEGEVE
(
17/10/2009 10:02)
Anaka isany,
Efa saika vita ny baolina ,saingy ty dadanareo ty mbola mafy loha be foana ,noheverina fa efa maty ara-politika afa mbola mahery vaika
(l) (l)
Efa saika vita ny baolina ,saingy ty dadanareo ty mbola mafy loha be foana ,noheverina fa efa maty ara-politika afa mbola mahery vaika
(l) (l)
novalian'i ndotofetsi ny 17/10/2009 12:16
3. ifiona
(
17/10/2009 10:06)
sali alou e, hay ve Tegeve mbola velona tao e! :lol:
efa nanaiky ilay principe hoe atao any Afrika ny fivoriana hono ny rehetra e!
entre pa, ahoana ilay zava-nitranga tao @ palais des sports omaly? hoe nosihahan'olona i Mialy Rajoelina nanatrika match de basket? hu hu hu
where is da mr beeuuurk :-P

4. pikatti
(
17/10/2009 10:11)
sali sali Ifiona
:-* :-*
Ary tena wainn be le izy tao tokony entartena any mintsy iny sipa iny aloha e,
Marina le kôzin'ny toi iny hoe tena mitomba hatrany hatrany ny mankahala an'itony HAT sy tgv tony
aiza elah ry bazylou beuuurkk a :-D

5. pikatti
(
17/10/2009 10:16)
Efa saika vita ny baolina ,
Koa naninona no tsy nataonareo tao ny sonia de basta ha ha ha,
Hay tsisy hazondamosina lisany reto refa tsy eo DADA :lol:
6. Mirananirina
(
17/10/2009 11:42)
sali alou e, hay ve Tegeve mbola velona tao e!
Marina le kôzin'ny toi iny hoe tena mitomba hatrany hatrany ny mankahala an'itony HAT sy tgv tony:-D :-D :-D :-D
aiza elah ry bazylou beuuurkk a
7. pappouse
(
17/10/2009 11:50)
oujyy ,efa GTT daholo zao ny olona ry wiwi a, enao rery sisa é, karakarao ao izy pikatti a :-D :-D :-D
9. terrywui
(
17/10/2009 11:55)
gaigy i papouse kely ! ka i Pikati aza efa niova TGV ka karakaraina ahoana ary fa enao zao no ho karakaraiko manokana raha ohatra ka !....sa ahoana lety pikkati ? ary elah tokoa hono lety ry Pikati toa nanopanopa be an'i Hery tao refa nivadika TGV ?? tandremonlah fa tsy fanao izany a! isika tsy manao anzany fanopanopana oul zany tsony refa mivadika TGV !! tao amin'ny GTT elah tsy maninnn ao fa refa aty tsy mety tsony a!
11. pappouse
(
17/10/2009 12:07)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: ny tena samy tena kay no tafaôna ato
12. xxx
(
17/10/2009 12:13)
aleo koziana kely letsy ny tena marina fa otran'ny misangojy be le kozy ato zany a!
--PIKATTI = WUIWUI na TERRYWUI
---mody manadala mpisera eto fotsiny le zalahy io fa olona iray ihany ireo mody manao TGV manaratsy de mody manao TIM manohana ireo ! minoa ahy ianareo !
-aleo isika ho mailo fa misy zvatra tian'ireo TGV reo ahatongavana ao