Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 02/04/2010 10:53)
firaisana
hono a ry réolona misy soratra vé ao aminy baiboly hoe tsy mahazo manao firaisana raha tsy efa manambady? dia misaotra dia ny mialoa ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2010 10:08
terrywui ( 02/04/2010 09:00)
EFA HO FATY DAHOLO FA AOKIZAY NY WAWAWA WOUWOUWOU ETO
http://www.youtube.com/watch?v=LTeXWOUMDIw&feature=related tsisy dikany tsony na Andry Rajoelina (TGV) na Ratsuraka (AREMA) na i Dada (TIM) no eo fa ny vavaka atao bobaka de miandry fahafatesana da... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:14
Mirananirina ( 02/04/2010 08:32)
mangataka
miangavy anareo admin mba hanala ny sariko ao aminy saritava azafady indrindra,(manao akanjo mainty)fa misy mampiasa izy io na eto na aminy msn na yahoo, misaotra mialoha... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2010 22:46
terrywui ( 02/04/2010 08:18)
DIRAN-DOZA NY FIANAKAM'S FATAO ATSOJAY,SAKANA,VONO HO FATY
Ny mba fahafinaretana kely hita zao de ity "vaky lalàna !" azon'ny Fitondrana ty ...! fa raha izay ato amin'ny serasera de mangidy no ato ....[quote]DIRAN-DOZA NY FIANAKAM'S FATAO ATSOJAY,SAKANA,VONO... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:45
vitamatavy ( 02/04/2010 04:49)
tsy misy fika intsony ity efa atomotra ny farany
ne faut pas tomber dans le piege francais. Les manoeuvres de Joyandet visent a eviter les sanctions de l'UE qui semblent etre imminentes. Fivoriana etsy sy eroa : Mihetsiketsika ny tafika ! Vendr... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 12:04
xxx ( 01/04/2010 21:05)
Fivavahana @ satana .
Raha mangatam-pitahiana @ satana hamotika ny fahavalon' ny tena ve dia fahotana ? Efa betsaka ireo mpanao politika nanao izany eran' izao tontolo izao ! Ahoana ny hevitrareo ? Rehefa tonga @ toerana t... tohiny
novalian'i bichette ny 08/07/2010 07:38
xxx ( 01/04/2010 11:06)
JAUNISSE NA NGORONGOSY
SAO MBA MISY FANAFODY METY MAHASITRANA HAINGANA NY JAUNISSE NA NGORONGOSY FANTATRAREO NAMANA ,FA TENA ELE BE VAO AFAKA ILAY ARETINA ,ARY METY MAMONO MIHINTSY HONO ?... tohiny
novalian'i bobone ny 09/06/2010 07:26
niryna ( 01/04/2010 04:00)
Izay anatonan'ilay saka dia maty avokoa avy eo.
Misy toerana nametrahana be antitra iray izay.Namboarindry zareo tsara be ilay izy mba ho tamana ireo antitra.Taty aoriana dia nasiany alika sy saka koa fa ireny moa dia manampy ny olona izay mahat... tohiny
novalian'i niryna ny 07/04/2010 02:55
andrywui2002 ( 01/04/2010 00:29)
nividy air force one allouette izahay
anayjiaby jiaby ny tanana miaraka ny allouette e,efa nisidina tany moramanga ary dia president rajoelina mihitsy no nipilote azy http://www.trilulilu.ro/cgv01/f2af5348e2daf7... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 12:08
Toumba ( 31/03/2010 23:45)
mangataka ny fialan'i noely chef mutin ny rasil
tsy hay intsony izy ity na cinema fa dia mandeha indray ny tract mangataka ny fialan'i rakotonandra noel ny rasil ,aiza ry zafera sy bruno bekibo no tsy re intsony ,dia an'iza indray ny tour manaraka ... tohiny
novalian'i dadabe ny 04/04/2010 03:17
katrikatry ( 31/03/2010 22:56)
Gouvernement d’Union nationale
Ingahy Alain Joyandet nihaona t@ Rajoelina , ary mbola misalotralotra an'io unilateralisme io ihany ingahy rainy, izao mantsy ny nolazaina "efa miara miasa @ ankolafy rehetra ny tenako ry ingahy joyan... tohiny
pikatti ( 31/03/2010 16:55)
BANQUE MONDIALE / MADAGASCAR
Environ 228 000 emplois sont perdus pendant la crise, selon la Banque mondiale. Vu que la crise a été urbaine, ces pertes se situent essentiellement donc dans la zone urbaine. Elles sont issues du s... tohiny
novalian'i milamm ny 04/04/2010 20:59
maeva74 ( 31/03/2010 16:46)
Mirary paka sambatra ho antsika rehetra
Mirary paka finaritra ho antsika rehetra dia enga anie hitondra filaminana ho an´i tanindrazantsika ity paka ity. Ba betsaka daholo [img]http://pastille.p.a.pic.centerblog.net/v4o44xop.jpg[/img... tohiny
novalian'i tywa68 ny 01/04/2010 18:14
hana ( 31/03/2010 14:24)
Antsampanahy, Zoma Masina eto Paris
http://bizna.serasera.org/bizna/ad/rindran-kira/ao-frantsa/Zoma-Masina Mirary Paska fandresena ho antsika rehetra... tohiny
hana ( 31/03/2010 14:23)
Antsampanahy, Zoma Masina eto Paris
http://bizna.serasera.org/bizna/ad/rindran-kira/ao-frantsa/Zoma-Masina... tohiny
bazylou ( 31/03/2010 13:02)
avereno eo anie ry le8 sy ry deba e,
fa tena izay vao raikitra ny ady saritaka eto fa tsy hisy hifapitsitsy izany intsony , satria ny alika no miverina aminy lohany , dia hendasin'ny tgv daholo sy ny mpomba azy, roahy le alika e, wawawaa... tohiny
coco15 ( 31/03/2010 11:15)
FITIAVANA
Miarahaba daholo, za dia manana olana raha vao manao firaisana ara nofo satria vetivety kely dia tonga ny ahy Inona vahaolana amin izany misaotra antsika mialoha... tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 14:07
TEGEVE ( 31/03/2010 11:09)
Vonjeo é é é é é é, vonjeo aho ry Joyandet ô ô ô
Tsy mety milamina foana ny tany e, tena tsy voatampim-bava ny vahoaka ry capsat a, inona no tokony hatao Joayndet ô ,vonjeo vonjeo!... tohiny
xxx ( 31/03/2010 09:11)
MItady avocat mahay eto Tana
Misa mahalala avocat mahay sady tsy de lafo ve eto ? avocat eto Tana no tadiaviko. Mrc d'avance ... tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 17:41
coco15 ( 31/03/2010 06:37)
politika
Tsy mahay politika ny akamaroan'ny malasy... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5721