tsy misy fika intsony ity efa atomotra ny farany

1. vitamatavy ( 02/04/2010 04:49)
ne faut pas tomber dans le piege francais. Les manoeuvres de Joyandet visent a eviter les sanctions de l'UE qui semblent etre imminentes.
Fivoriana etsy sy eroa : Mihetsiketsika ny tafika !
Vendredi, 02 Avril 2010 00:00
Fivoriana etsy, fivoriana aroa. Fivoriana miafina etsy, fivoariana miafina aroa. Mihetsiketsika ny tafika. Izay no azo ilazàna azy. Ny farany indrindra izao, raha araka ny vaovao azonay, dia ny fivoarian’ny manamboninahitra maromaro tany Ivato omaly alina. Omaly ihany koa dia nisy fivoriana iray hafa teny Ambatonakanga. Izany rehetra izany dia ankoatra ilay iray tetsy Vohipiraisana, faramparany teo. Tsy dia nisy nipika loatra ny ankamaroan’ny vontoanton’ireo fivoriana ireo. Omaly dia nandeha be ny resaka fa hisy manamboninahitra hanao fanambaràna amin’ny mpanao gazety momba ny raharaham-pirenena. Saingy hatramin’ny ora nanoratanay dia mbola tsy nisy aloha ny fiantsoana na vaovao mety mahakasika izany fanambaràna izany. Inona no kotrokotronin’ny tafika? Mbola baraingo hatrany ny momba ity fivoriana etsy sy eroa ity na dia efa midika zavatra aza
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 12:04
2. vitamatavy ( 02/04/2010 04:55)
efa lasa ohatra ratsy i gasikara aty afrika fa azo atao tsara ny manao coup d'etat , Niger , La Guinée-Bissau fa dia ny miaramila mihitsy no naka ankeriny ny PM en place dia avy eo mikarakara election haingana hilagalizena an le coup d'etat satria azo atao tsara izany .Dia an'iza indray izao no tour ???
3. vitalkamaoly ( 02/04/2010 08:25)
Mitarazoka ihany anefa ny raharaha raha mbola fivoriana lava no atao. Tsy hanakana ny coup d'etat atao aty afrika mihitsy ny tandrefana fa zarany aza badolahy mianakavy eo daholo.Mana-karena zava-boahary tokoa ny ankabeazan'ny afrikana saingy mahantra satria sasatry ny mikorontana.
Noho izany tsy ilaina ny fiandrasana ny firenena mikambana lava.Averina @ HAT ny coup d'etat nataony rehefa hita fa tafahoatra loatra ny ataony.Tsy haharesy lahatra azy raha izay fiangaviana. Ahoana no ahavitana izany?
Mila FIARAHA-MIENTANA avy @ tonga saina rehetra.
4. terrywui ( 02/04/2010 08:54)
Fivoriana etsy, fivoriana aroa. Fivoriana miafina etsy, fivoariana miafina aroa. Mihetsiketsika ny tafika. Izay no azo ilazàna azy. Ny farany indrindra izao, raha araka ny vaovao azonay, dia ny fivoarian’ny manamboninahitra maromaro tany Ivato omaly alina. Omaly ihany koa dia nisy fivoriana iray hafa teny Ambatonakanga. Izany rehetra izany dia ankoatra ilay iray tetsy Vohipiraisana, faramparany teo. Tsy dia nisy nipika loatra ny ankamaroan’ny vontoanton’ireo fivoriana ireo. Omaly dia nandeha be ny resaka fa hisy manamboninahitra hanao fanambaràna amin’ny mpanao gazety momba ny raharaham-pirenena.

zany ve letsy batista de midika fa akaiky ny farany ?
ny fara-andro lety zao no efa akaiky a! ..... 2012 ny fara-andro....21/12/2012 kozy ane zany e ! fa tsy ity akaiky ny farany atomotra ny farany fopla nlah ty !
http://www.youtube.com/watch?v=LTeXWOUMDIw&feature=related

vita elah batista a! roa taona sisa hiainanlah de lavenona elah hon hon hon !
5. ndotofetsy ( 03/04/2010 17:41)
reto ko de matahotra frantsaaaay be mintsiny. frantsay vitsy kely reo

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. pikatti ( 06/04/2010 12:04)
Fivoriana etsy, fivoriana aroa. Fivoriana miafina etsy, fivoariana miafina aroa. Mihetsiketsika ny tafika. Izay no azo ilazàna azy.

http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/component/content/article/1-politique/608-forces-armees--vers-le-spectre-dun-directoire-militaire-
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2004