nividy air force one allouette izahay

1. andrywui2002 ( 01/04/2010 00:29)
anayjiaby jiaby ny tanana miaraka ny allouette e,efa nisidina tany moramanga ary dia president rajoelina mihitsy no nipilote azy

http://www.trilulilu.ro/cgv01/f2af5348e2daf7
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 12:08
2. xxx3 ( 01/04/2010 00:43)
mahita atao mihitsy ialahy ity rawix,fa ahoana aloha no nanaovan'ialahy an'i mirana fa tena mila hitomany mihitsy any ,ialahy ity tena macho mihitsy an
hiadivan'ialahy noue,yuka,ifiona,mirana,i pikatti(fony mbola sipa kely),ary soa dia ........ kosa ary ialahy ity
3. katrikatry ( 01/04/2010 00:48)
Bandy mitapitapy anie iny bandy iny e,zazasary =)) =)) =)) =)) =))
4. mitapiwui ( 01/04/2010 00:51)
hon hn hon
=)) =)) =))
5. terrysaina ( 01/04/2010 00:56)
aza dia manala kosa ialahy ry pikatti an,fantako anie fa ialahy daholo no manao an'ireny e
ny dadalisany nividy air force one efa mahatratratra 160millions dollars ,raha amidy vary izany efa mihinambary 10taona ny gasy rehetra,ka mba mividy avion izahay hiadivana ny dahalo mimenomenona lisany
izao colonel charle efa nahazo vato 10t saika nangalarin'ny dadalisany
hon hon hon
6. katrikatry ( 01/04/2010 01:01)
Sao ary dia mba diso adiresy ingahy izany,terrysaina mairina ingahy aloha fa mahita pikatti ao ampanofisana ao angamba, sao manonofy ratsy ingahy :idea:
7. terrysaina ( 01/04/2010 01:12)
katrin'ireo THB roa ireo ve hono rapikany DIA lasa natory kle hon hon hon
8. Picassi ( 01/04/2010 22:36)
inona indray ity ataon'i Terry Richardson ity,midongy indray ny fianakms an
9. terrywui ( 02/04/2010 08:57)
Mba aokanlah lty batista dit zoam ty hagegena lava ato ty fa tsy ho itanlah ato tsony anie za ! de alaelo anah elah isan'andro e hon hon hon elah ko ary atsoina miavonavona be tsy mandray tel zany mitsy ...!ssssshhh :evil: ...otran sipa kely tambatambazana reny ve letsy kou ...
10. pikatti ( 06/04/2010 12:08)
Ny hagegen'elah leisy wiwi no tena mahagaga klé , hotran'ny zazakely 14ans :roll:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0855